Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Prime , milahatra araka ny daty
Prime ( 01/04/2017 11:00)
Kolon-tsaina malagasy ?
Miverimberina matetika ato ny momba ny kolon-tsaina malagasy izay maharesy lahatra ny maro hoe tokony haverina, fa ny ahy ny mba tiako resahana dia ny hoe, fa inona marina moa ilay atao hoe : kolon-ts... tohiny
prime ( 14/10/2009 14:01)
Miarahaba!
Faly miarahaba anareo indray aho... misaotra an'i Jesosy tafaverina indray ato amin'ny serasera... Miala tsiny mialoha raha ato amin'ny "finoana" aho no miverina mandray anjara satria tato aho no ... tohiny
novalian'i niryna ny 15/10/2009 20:15
prime ( 08/10/2008 12:27)
Tonga advantista ny mpanao politika ngezalahy...
Izany tokoa no hoe, tsy manavaka ny antson'i Kristy fa ny olona rehetra amin'ny mahaizy azy avy dia mety ho tratra avokoa... http://www.madagascar-tribune.com/Voninahitsy-devient-adventiste,9284.ht... tohiny
novalian'i prime ny 18/11/2008 08:08
prime ( 23/09/2008 11:09)
Ho foana eo amin'ny rakibolana ny fijangajangana...
[i]"Mandosira ny fijangajangana. Izay fahotana rehetra ataon'ny olona dia eny ivelan'ny tena ihany; fa ny mpijangajanga kosa dia manota mihatra amin'ny tenany."[/i] [b]I Korintiana 6:18[/b] Raha ny... tohiny
novalian'i prime ny 18/11/2008 12:25
prime ( 29/08/2008 11:00)
fahazavan'izao tontolo izao?
[i]"Ary Jesosy niteny tamin'ny olona indray ka nanao hoe: Izaho no fahazavan'izao tontolo izao; izay manaraka Ahy tsy mba handeha amin'ny maizina, fa hanana ny fahazavan'aina."[/i] [b]Jaona 8:12[/b] ... tohiny
novalian'i prime ny 29/09/2008 09:32
prime ( 06/08/2008 12:31)
Mpino kristiana????
Ahoana ny hevitrareo mikasika ireto tranga ireto? Izaho mpino kristiana nefa mbola misotro (divay, rhum, whisky, hydromel, bière, panache, liqueur, cocktail, na zavatra hafa misy alikaola...) rehe... tohiny
novalian'i prime ny 19/09/2008 13:57
prime ( 22/07/2008 10:31)
Andriamanitra manasa ny mpino...
[i]"Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo."[/i] [b]Matio 7:7[/b] Lesona lalina nampianarina tato ho ato tamin'ny "site chrétien" izay io an-da... tohiny
prime ( 29/04/2008 12:11)
Endrey izany fitiavan'Andriamanitra
[i]"raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana... tohiny
novalian'i prime ny 19/05/2008 11:00
prime ( 07/02/2008 11:36)
Inona avy no asan'ny rà?
Hoy ny tenin'ny RAD am-panahy lehibe iray nanambara fa raha tsy nisy rà latsaka tsy tanteraka ny famonjena... nefa izy ihany koa no nanamafy fa ny tenin'Andriamanitra mihitsy no mandrara ny fandatsah... tohiny
novalian'i prime ny 13/02/2008 12:37
prime ( 22/11/2007 11:31)
Talenta sy fanomezam-pahasoavana...
Ahoana ny fahitanareo ny amin'ny fanomezam-pahasoavana? (araka ny hita ao amin'ny IKorintiana 12) Inona no mahasamihafa na mampitovy ny talenta sy ny fanomezam-pahasoavana? (hita fanoharana ao amin... tohiny
novalian'i prime ny 07/12/2007 12:39
prime ( 06/11/2007 11:04)
Tia anao Andriamanitra
[i]"Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo."[/i] [b]Jaona 14:27[/b] [color=gr... tohiny
novalian'i prime ny 22/11/2007 08:10
prime ( 10/10/2007 07:30)
Fanamelohana mafy indrindra mpitondra fivavahana...
Mampalahelo nefa indrisy... mampandinin-tena lalina ny toy izao ny amin'ny fanompoana an'Andriamanitra... http://www.moov.mg/actualite.php?articleId=330157... tohiny
novalian'i prime ny 22/10/2007 09:02
prime ( 27/06/2007 09:22)
Mirary soa...
Amin'ny fanetren-tena tanteraka no anoratako ity indray mandeha ity... tsy lohahevitra iadian-kevitra akory na filazantsara ho zaraina fa firarian-tsoa noho ny fihaonantsika rehetra teto amin'ny seras... tohiny
prime ( 17/04/2007 10:19)
Finoana, fanahy, nofo...
http://www.topchretien.com/topinfo/default.php?/12601/ Maro ny zavatra toy izao atao amin\'ny anaran\'ny finoana... mila miambina ny mpino... Ahoana ny hevitrao?... tohiny
novalian'i prime ny 15/05/2007 09:29
prime ( 17/04/2007 07:59)
Tsy eken'ny EKAR ny...
http://www.topchretien.com/topinfo/default.php?/12609/ Izaho raha nahita ny toy izao dia azoko lazaina hoe ny fomba angaha itondràna ilay adihevitra no tsy dia itoviako hevitra fa ny foto-kevitra ... tohiny
novalian'i prime ny 15/05/2007 09:12
prime ( 27/03/2007 11:40)
Dia ahoana izany????
Hoy ny soratra masina : [i]"...Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa? Tamin'izany rehetra izany dia tsy nanota tamin'ny molony Joba."[/i] [b]Joba 2:10[/b]... tohiny
novalian'i prime ny 13/04/2007 10:15
prime ( 20/02/2007 11:01)
Lakilen'ny fidirana any an-danitra?
Efa fantatra hoy isika fa ny finoan'ny tsirairay no mahavonjy na tsia rehefa ho avy ilay fotoana... Efa fantatra koa hoy isika fa ny fitiavana no herin'ny famonjena... (mifototra amin'ny didy sy ny... tohiny
novalian'i niryna ny 15/03/2007 04:47
prime ( 15/02/2007 06:43)
Hay ve????
Ny atao hoe anti-Kristy dia ny fanahy rehetra izay milaza fa : - Tsy nisy Kristy - Tsy Jesosy ilay "Mesia" - Na nisy aza Jesosy Kristy dia toherina ny asany satria mpandainga sy mpisandoka izany ol... tohiny
novalian'i prime ny 13/03/2007 14:35
prime ( 02/01/2007 13:57)
Ho vaovao tokoa ve?
Amin'ity indray mitoraka ity aho dia mametraka teny fohy ho antsika tsirairay avy mpandray anjara mavitrika ato anatin'ny lahadinika "fivavahana sy finoana" manao hoe : [i]"raha nisy ny teny mafy, ... tohiny
novalian'i cutie ny 29/01/2007 13:03
prime ( 26/12/2006 08:37)
Andriamanitra Tia anao
Miala tsiny re tompoko raha teny frantsay no sady lavalava kely fa dia noraisiko araka izay mba nanomezana ahy izao fanambaràna izao ka dia ampitaiko araka izany... Dia manasa anao mba hamaky ity ... tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 11:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4669