Gasy sy vazah

1. thyna ( 09/09/2016 00:17)
Raha ny tena izy dia blagy izy ity nefa toa ohatran'ny tena marina!
Nanontany ity Malagasy iray ity vazaha nanao hoe:
-Tena marina ve r'ise fa raha vao manontany anareo Malagasy hono dia valianareo fanontaniana?
dia namaly ilay Malagasy nanao hoe:
Iza no niteny an'izany?
2. vazivazo ( 13/09/2016 09:26)
marina ve izany? hihihihi
3. 201007jacky ( 30/09/2016 08:45)
Mafinalita
4. valohery16 ( 28/11/2016 10:50)

fa avy aiza moa ianao?
5. thyna ( 30/11/2016 00:40)

valohery16:


fa avy aiza moa ianao?

Eto ambonin'ny tany an!
6. mirananirina ( 08/10/2017 19:29)
Hihi mampime
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.4635