Gasy sy vazah

1. thyna
(
09/09/2016 00:17)
Raha ny tena izy dia blagy izy ity nefa toa ohatran'ny tena marina!
Nanontany ity Malagasy iray ity vazaha nanao hoe:
-Tena marina ve r'ise fa raha vao manontany anareo Malagasy hono dia valianareo fanontaniana?
dia namaly ilay Malagasy nanao hoe:
Iza no niteny an'izany?

novalian'i mirananirina ny 08/10/2017 19:29