fitiavana

1. ranjafirmin ( 26/04/2016 18:37)
ahoan kay n atwk f zah otran ts met fidel zn mits?
novalian'i fredkwel ny 02/06/2016 14:53
2. hery ( 28/04/2016 02:20)
Ny zavatra tsotra indrindra amiko dia aza miaraka amin'ny vehivavy fidele. Eritrereto fotsiny hoe mihodina foana ny vehivavy miaraka aminao... dia mety ho tonga saina ihany ianao hoe kay tena tsy norma ilay izy.
3. mirananirina ( 08/05/2016 07:57)
Hihi tsy ratsy indray ilay hevitr'i Hery
4. nilex ( 10/05/2016 09:49)
apetraho ho tanjona fotsiny ny hoe te ho fidel aho dia manaraka ho azy daholo ny zavatra rehetra.Mariky ny tsy fahamatorana sy tsy fananana fotokevitra mazava mantsy io fa olona tia tsapatsapa fotsiny.Tandremo anefa fa tsy mahasoa io toetra io fa tena ratsy ary tokony hialana.Lasa toetra raikitra io ny farany dia tsy mety intsony na dia efa manambady aza ianao.
5. phabi ( 19/05/2016 15:09)
mirananirina:

Hihi tsy ratsy indray ilay hevitr'i Hery


mahatsapa kos ange zani izy f maditra de mb mitady solution e, ihihhhihi
6. angouz ( 22/05/2016 20:27)
Fa ny tsy azoko dia hoe vady ve sa sipa no ampirafesinao fa misy mahasamihafa azy io ?
7. theomanja ( 24/05/2016 09:22)
Ny hevitra tena mety dia hoƩ... aleo maka tanjona iray...dia raha tratra iny dia aleo mijanona @zay satria araka ny fiteny hoe: Ny tsaratsara tsy lany.. ary tadidio fa raha vao miaraka @ vehivavy hafa ankoatra ny vady dia ataova hoe " PLAISIR" pa +
8. ranjafirmin ( 25/05/2016 08:25)
vady
9. asylumefreder ( 31/05/2016 12:06)
Mana-fidele ny tenako aho rangah dia vita zan a
10. theomanja ( 02/06/2016 08:54)
toa tena mety zany... ary tsy maintsy ho resena ny hoe INFIDELE... nefa tsy mamela mahazo ireto couleur de Jupon ireto ; toa sarotra be ny miala aminy...
Fa ny ahy aloa dia tena resiko an...fa tena mafy ny ady lehibe faha-telo @zany an...nefa tsy maintsy mandresy raha te-hivoaka mpandresy... vady tokana ihany dia ampy..
11. fredkwel ( 02/06/2016 14:53)
Ny 3em guerr m0ndial zau efa ho vakianay rah mbol zao fahantran zao foan n mitohy ku
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4213