Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i kalasoo, milahatra araka ny daty
![](https://avatar.serasera.org/9df945774d1f0408acd092049c5dd986.jpg)
kalasoo
(
24/04/2016 07:42)
mitady toerana fitsangantsanganana misy piscine sy toerana azo hilalaovan'ny ankizy
Salama daolo Tompoko!
Mitady toerana azo hitsangatsangana misy piscine sady misy filalaovan'ny ankizy zay mahita o!! afaka hitondrana sakafo ihany koa! dia tsy dia lavitra ny ville! Izany hoe eto an...
tohiny
novalian'i vazivazo ny 25/04/2016 09:28