"amour à distance"

1. fanotina ( 27/04/2016 08:56)
salama,
manan oltina za. any ambanivoitry izy ar z miasa aty tana. f iroso amin fanambadian zahay.f ny daty sisa no andrasn.knef za izy milaz amko f ndhe iasa aty tana. ts avelak knef izy f oentiny asarotampiarok aho.misisik fn izy amko,z nef mteny azy fa na ts iasa ar enw mants azy d mavelon atsik ny karamako. ino tokon ataok?
novalian'i fredkwel ny 02/07/2016 03:59
2. hery ( 28/04/2016 02:19)
Izany hoe hivady sy hiroso amin'ny tokantrano ianareo fa hisara-toerana sy tsy hikamban-trano tahaka ny tsy mpivady?

Amiko aloha izany mpivady izany toony hikamban-trano raha mbola azo atao ihany. Be dia be ny zavatra tsy ampy ho an'ny olona mifankatia mifanalavitra. Ny tsy afa-manoatra aza efa tsy fidiny.
3. mirananirina ( 08/05/2016 07:56)
Raha tsy inona kosa ko hivady ianareo dia hisara toerana? Raha za tsy izy aza.
Hafa indray raha hoe tena misy asa tsy azo ialana mihitsy
4. nilex ( 10/05/2016 09:45)
ny hasarotampiaro aloha voalohany indrindra dia mariky ny tsy fitiavana fa tandremo a,tsy manana fahatokisana ny vadinao ianao ary raha tsy hainao ny mifehy io zavatra io dia tsara tsy mivady fa mety hiteraka olala maro.Ataovy ny raharaha dia avy eo midinika momba ny asa fa azo atao tsara izany sady hoe samy aty am ville ianareo no hiasa,betsaka ny mpivady samy miasa fa avy eo mody any antranony ny hariva,tsy misy olana izany.Ny tena marina koa aloha dia tokony hifanarahana tsara ny hoe hiasa izy sa tsia fa tsy tonga dia terenao satria saropiaro ianao.Manakana ny fivelaran'ny olona izany.Fa ny tsy fantatro fotsiny hoe tena à distance tokoa ve ny fiarahanareo e,raha izany mantsy tsy tokony mbola hieritreritra fanambadiana aloha fa miezaka mifankalala tsara fa sao hanenenana.Mila mifanatrika sy mifanerasera kely mihintsy ianareo aloha vao afaka hilaza fa samy tia.
5. theomanja ( 24/05/2016 09:27)
Otran'ny sarotra ny hoe ianao miasa fa iz ts miasa...ts'aleo ve samy miasa aloa ...@ zay vao afaka miroso @ lay addclé zay vao tena mety...
6. asylumefreder ( 31/05/2016 12:16)
Enw ku mapme ku.Izy az zan mb ts mvadk amnw nf zan n hasarotampiarunw.Avelau iz mba iakatr aty Tana n ts ias az f inn ar ty?Okay e
7. theomanja ( 02/06/2016 09:10)
omeo chance izy ...satria ihany koa anie tiany...avelao izy ho aty tana..
8. fredkwel ( 02/06/2016 15:00)
Hita wa,amzey ku tsika mb mtomb naman
9. theomanja ( 22/06/2016 05:49)
tena izay mihitsy...no tadiavina.
10. fredkwel ( 02/07/2016 03:59)
De ampidiru at am'serasera.org iz mb iark itaf2 s apiresahan
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.276