vehivavy mangatsika kibo

1. 7411 ( 01/04/2016 08:36)
bjr,ono oa ry reto, ny zokiko vavy ef nanambady erintaona lasa zay mbola ts mitoejaza iany nefa izy mba te ananjanaka aingana mitsy dia lazain olona fa mangatsiaka ono ny kibony ka tokony afanaina,dia mba anontany oe inona kay no atao raha te hafana kibo zany? na inona no tsara atao na ohanina raha te ho bevohoka aingana, mampalaelo ahy izy,miandry valiny.misaotra tompoko
novalian'i fredkwel ny 24/08/2016 13:37
2. hery ( 17/04/2016 05:46)
Efa mba nasaina nitsidika dokotera sy nanao fitiliana ve aloha? Ao no ahitana hoe mangatsiaka kibo tokoa ve sa ralehilahy no mangatsiaka fitaovana.
3. rasoa15 ( 18/04/2016 10:49)
Ny efa reko dia mihinana vavoni-kena asiana sakamalaho. Mirary soa.
4. Fanjatiana90 ( 20/06/2016 07:47)
ay ve misy an zany koa e
5. fredkwel ( 24/08/2016 13:37)
Ampeherezo izy fa za lou ts mait
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5235