Mitady namana

1. aminahcorre3 ( 08/03/2016 23:49)
Tanora gasy mpetraka étoile Bordeaux, 27 Taona, mitady namana ifaneraerana na koa iresahana , atsoy am 07 53 98 11 05
novalian'i bubba ny 13/03/2016 05:17
2. maranata7 ( 09/03/2016 12:29)
bjr vevavy enao sa lehilahy ;)
3. aminahcorre3 ( 09/03/2016 22:02)
Vevavy
4. bubba ( 12/03/2016 05:57)
akory , manana zavatra be dia be ho lazaina aminao za , ary vonona hiaino zavatra be dia ba avy aminao koa , fa a tsy alao ve e-mail na facebook , na tambazotra hafa , na eto isika no mifanerasera ; sa ahoana ??;)
5. aminahcorre3 ( 12/03/2016 13:28)
Eny ary ku ze tinao ian, omeo ahy ny Facebook nao de andefa saiko invitation enao
Merci
6. joharyrakotondratasy ( 12/03/2016 16:19)
bonsoir? Za ko mba te ho anisany an. Miandrisoa Razanajohary ndray no anarako ao @ facebook
7. bubba ( 12/03/2016 17:26)

aminahcorre3:

Eny ary ku ze tinao ian, omeo ahy ny Facebook nao de andefa saiko invitation enao
Merci


mon facebook tojo older young :)
8. aminahcorre3 ( 12/03/2016 18:27)
Mimini io ny fcb ry Tojo older young, ndfsko invitation enao fa jereo
9. bubba ( 13/03/2016 05:17)

aminahcorre3:

Mimini io ny fcb ry Tojo older young, ndfsko invitation enao fa jereo


akory e !efa nohekeko soa aman-tsara ny fangatahanao , alefaso am zai ary ny papote é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7648