Manaona daholo o!
iza @nareo no mba mahalala ny a... 
Manaona daholo o!
iza @nareo no mba mahalala ny adressy email andefasana tononkalo ao @ korirakanto ny haisoratra azafady |
Valio |
Miverina eny ambony
Manao ahoana enao. Azafady, fa inona kay no dikan'ny korirakanto? |
Valio |
Miverina eny ambony
Mpanao tononkalo |
Valio |
Miverina eny ambony
d amidy ve ilay izay sa oe publiena fotsiny? |
Valio |
Miverina eny ambony