Mombamomba ny mpanoratra Ramangamalefaka na Alfred RAMANDIAMANANA

1. Robbygasy ( 04/02/2016 07:55)
Miarahaba antsika rehetra, iza no mba mety manana ny mombamomba ny mpanoratra malagasy Alfred RAMANDIAMANANA na fantatra amin'ny solon'anarana hoe Ramangamalefaka ny fiainany amin'ny maha olo-tsotra azy, ny sariny, fianarana nataony, vady amanjanany, zava-nisy nanamarika ny fiainany manokana sns misaotra mialoha!
2. vazivazo ( 26/04/2016 11:14)
mankanesa ao @ tranom-bokim-pirenena fa misy ao
3. Voninkazogasy ( 10/03/2017 18:50)
Sao dia MBA efa nahita momba NY mpanoratra Ramandiamanana Alfred azafady NY sariny. NY boky nosoratany ary NY fikambanana nisy azy ankoatra NY vvs .misaotra
4. Voninkazogasy ( 10/03/2017 18:50)
Sao dia MBA efa nahita momba NY mpanoratra Ramandiamanana Alfred azafady NY sariny. NY boky nosoratany ary NY fikambanana nisy azy ankoatra NY vvs .misaotra
5. Voninkazogasy ( 12/03/2017 16:21)
Tsy voavky tompoko azafady lay ne valian i Dandys 102 sao dia MBA afaka averina misaotra tompoko
6. Voninkazogasy ( 12/03/2017 17:48)
Randys 102 azafady fa tsy Dandys 102
7. njaka.herimanana2017 ( 15/03/2017 08:52)
Nisy nahita valiny ihany ve azafady momba an'ilay Mpanoratra Ramangamalefaka ?
8. Voninkazogasy ( 15/03/2017 10:40)
Tsy mbola nahazo valiny tompoko
9. tal Andria ( 16/02/2018 08:49)
tena tsisy tohiny tsony ve ty resaka ty , za koa mila ny momba an'io mpanoratra io mintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7028