Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rhaj0
(
17/12/2015 17:09)
Inona ny resolution 2016 nareo
(nakisako teto ny reska [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5654a11b99604/100]tatsy[/url])
mifohaza @ izay rizareo a... mba ataovy resolution @ taona vaovao io.. hoe, tena mba ampiasaina @ ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/01/2016 12:58
Strong3
(
17/12/2015 12:28)
IZA NO MBOLA MAHATANDRINA 100% ny LALAN'NY SABATA !?
« Andro sy volana sy fotoana ary taona no tandremanareo fatratra. » (Galatiana 4:10)
« Fa na iza na iza mitandrina ny lalà na rehetra, nefa diso amin'ny iray loha dia meloka amin'izy rehetra. ...
tohiny
novalian'i Notiavina Rasamiharimanana ny 06/04/2018 19:13
Strong3
(
17/12/2015 08:44)
Vao misy sujet mandeha be eto de misy mijapy manao PUB!
eto jerena eh, ity no tena izy eh, very izay tsy any aminay eh, devoly ianareo eh ... hoy hoy eeeh... Blablabla [img]http://www.smilchat.net/emoticone/show-biz/oye.gif[/img]
nga tsy mahay miadihevitr...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 21/12/2015 05:41
bor2lais
(
15/12/2015 12:58)
Andro malaza !
Averiko eto indray ity fa mba isan'ny mahafinaritra ahy !
Dia mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra (na ny magy na ny heroda na ny lohan'ny mpisorona na ny mpanora-dalà na na ny mpiandry ondr...
tohiny
novalian'i Yahl ny 23/01/2016 09:27
rhaj0
(
14/12/2015 14:43)
satanistes
Asa raha efa tonga a Dago koa ny Satanistes..
http://www.cnn.com/2015/12/11/living/5-things-satanists/index.html
Kay moa ilay ampiasainy ny hoe "satan" dia arts sy symboles fotsiny hono eee...
Ho ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/12/2015 16:55
endriny
(
14/12/2015 04:42)
Mba mahavariana kely e
Izay fiara andehanana rehetra eto Madagasikara na an'olon-tsotra, na taxi, na taxi-borosy, na taxibe, dia samy misy andininy avy amin'ny baiboly avokoa. Saingy dia variana ianao hoe soratra fostiny ve...
tohiny
novalian'i endriny ny 17/12/2015 15:06
SYLLA8
(
13/12/2015 09:05)
mba ampio re !!!
20 taona zah zao.6taona zah no maty n Mamaku d nipetrka t@n bebeko za.@zao zah zay vô tena mahtsap f tena mis fiatrakany @ko zany,n Raiko ts mvaky loha ahy k na hatr@ny fianarko aza tena ts mandeh mh...
tohiny
novalian'i angouz ny 04/06/2016 15:08
zo.miarintsoa
(
12/12/2015 12:58)
fiainana
salam daol o!
Ten manairan marina zan we miaina zan, ref mb met kel ny fiainanao de halan mpirai-monina ianw, tsis resak afa ts ny fanaratsian anao no resahandry zareo, ef mila ts ho tamana eo an-tanÃ...
tohiny
novalian'i 260882 ny 10/05/2016 22:46
McRay
(
10/12/2015 21:14)
Maha be filahiana
In kai r zareo n produit na tecknique tsutsutra mampitombo kokoa n filahiana.misaotra...
tohiny
novalian'i urminmanantena ny 22/07/2022 14:48
McRay
(
10/12/2015 20:59)
Fikambanana miafina
Inona tokoa ny tena fomba amapanao sy ny tanjon ireo fikambanana miafina, Franc macon sy iluminaty..d mis club b d b noforoniny......
tohiny
novalian'i endriny ny 21/12/2015 06:46
liveeh
(
10/12/2015 05:34)
Raikim pitia am olona hafa
salut daholo !!
vhv ny manoratra
niaraka 5 taona ary 1.5taona nivadiana izahay , zaza iray !! tsis olana ny tokan trano, tsisy hoe olana goavana b izany hoe mampijaly vady sns fa tsikaritro oe tsy a...
tohiny
novalian'i asylumefreder ny 31/05/2016 13:19
RUZ9
(
09/12/2015 13:38)
TAKIANA HO AN'IZA NY ILES EPARSES ?
Vonona ny hitaky an' Iles Eparses tokoa ve ireo mpanao politika mitarika an'izany min'izao fotoana izao ?
Ruz9 aloha tsy mino,
Raha hanaiky ary ny frantsay ka homeny avy hatrany ireo, ho faly ve ireo ...
tohiny
novalian'i tovorandria ny 07/01/2016 21:23
rhaj0
(
08/12/2015 16:47)
maromaroa ny tahak'izao
[i]Regardez-mouah... sinon je casse votre... ecran, franchement.. [/i] :-)
https://www.facebook.com/100008858733842/videos/1382259415412670/...
tohiny
norrojjah
(
07/12/2015 10:19)
MA TO RY
Lehilahy zah, lehilahy ianao. Aiza @ sipa na vadinao no apetraka ny tananao rehefa miara-matory aminy?
Dia inona ny antony?...
tohiny
novalian'i ilafy ny 10/09/2017 08:20
napou
(
07/12/2015 07:41)
Unité Central
Salama daholo e!
Mba mitady unité central fotsiny, aiza no mety ahitana? misaotra an'izay mamaly!
...
tohiny
Norrojjah
(
06/12/2015 19:35)
Ny amiko tsy afeniko
Zah 25 taona zao, ny olon-tiko efa 48 taona. Teo aloha tena nahia t@ fitiavako vehivavy 60 taona. Mampijaly ahy ny foko satria izy ireny toa tsy manahy ny fitiavako.......
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 10/12/2015 15:01
victorine15
(
04/12/2015 11:43)
Mitady asa
Mitady asa,aide soignante,a domicile...
tohiny
novalian'i victorine15 ny 01/02/2016 14:35
rocelrabearivelo
(
04/12/2015 09:24)
Ny finona Malagasy
Slt dol e!z mipetrk at ambanivohatr Antsirabe,d mahit
aniren miompy "dadibe"&"Ikalanoro" ,d mb niezak
z oe amantatr ny momb az iren d nand tan mits.Kay
ono iz ts az vazivazian,
d ten ts azok mits oe i...
tohiny
novalian'i endriny ny 17/12/2015 15:29
endriny
(
01/12/2015 15:16)
Ny angolam-panahy mahafanina
Ny angolam-panahy mahafanina dia teti-panorona entin'ireo mpandrebireby hisintonana ny saina amam-panahin'ny olona ho babo sy hanara-drenirano ny fotom-pisainana iray, na marina na diso io fotom-pisai...
tohiny
novalian'i endriny ny 18/12/2015 05:03
mpilaza444
(
30/11/2015 11:41)
Aiza no nalehan'i Zo Andrianavalona mpanao gazety tao amin'ny MBS?
Olona tsy nizoviana teo amin'ny tontolon'ny serasera i Zo Andrianavalona. Mpilaza vaovbao izy io. Saingy taorian'ny fahapotehan'ny MBS dia tsy re maty tsy re velona. Fa naninona?...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 21/09/2016 05:47
