MA TO RY
1. norrojjah
(
07/12/2015 10:19)
Lehilahy zah, lehilahy ianao. Aiza @ sipa na vadinao no apetraka ny tananao rehefa miara-matory aminy?
Dia inona ny antony?
2. hery
(
10/12/2015 13:45)
Tena ohatry ny tsy misy règle an :-)
Indraindray rehefa izy no matory aloha rehefa ilay miasa alina dia tsy apetraka mihitsy sao d manaitra azy
3. ilafy
(
10/09/2017 08:20)
zany ve leitsy dia resahana eto an
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2023 - page load 0.3816