Sakafon-jaza

1. ZoMaman ( 19/01/2016 14:51)
Miarahaba tompoko,
Mba mangataka recette tsotra mety ampangeza zaza herintaona eo, ataony gouter na desera koa tsy maninona. Misaotra mialoha.
novalian'i ZoMaman ny 27/01/2016 10:27
2. booboo ( 21/01/2016 12:08)
Atao ara-pahasalamana fotsiny ny sakafo dia mety ZoMaman a (raha ouz ny doko hoe tsisy aretina sns izy an). Dia tsy hadino ny vermifuge isaka ny 3 volana eo ho eo ;-), ny famille iray manontolo koa no traiter-na fa tsy izy irery. Raha herintaona ny zanakao, mety efa na mandeha na mitsoriaka mandady, dia normal raha toa ka mitsonika tsimora² @ zay lay bourrelets kely mahafatifaty t@ mbola zazakely.
3. vilemita ( 21/01/2016 13:08)
Omeo voankazo foana izy, ny yaourt aza omena isan andro fa mampihena io, jereo izay sakafo tena tiany na sucré na salé,
4. ZoMaman ( 25/01/2016 08:19)
Misaotra betsaka anareo. Tena manampy b. fa ra produits laitiers hafa ve dia tsy mety?
5. booboo ( 25/01/2016 15:57)
Mbola minono ve ny zanakao sa mbola biberoné ? Raha izay manko dia tokony ho ampy azy ny entin'ireo ronono ireo, dia afaka ampianao voankazo tokoa resaka otrik'aina hafa. Ary koba angaha efa nandramanao ? koba-katsaka na zay koba avy @ farine hafa dia asiana voankazo ?
6. ZoMaman ( 27/01/2016 10:27)
Mbola minono izy ka. fa za miasa dia amin'ny alina sy weekend izy no tena minono. Dia produits laitiers no apetrako hoaniny amin'ny atoandro. Izy tsy tia koba katsaka fa akondro, ovy frites, pâtes, farilac, chocolat, lasopy izay no tiany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2855