Inona ny manala tasy @tarehy,aingana,natoraly,...

1. victorine15 ( 26/11/2015 06:33)
Inona ny manala tasy @tarehy,aingana,natoraly,
novalian'i endriny ny 18/12/2015 08:17
2. victorine15 ( 26/11/2015 06:38)
Miatsiny fa tsimisy valiny?
3. booboo ( 26/11/2015 13:56)
arakaraka ny antony naha-tonga ilay tasy ihany an. raha ity aho hiteny aminao hoe masonjoany nefa tsy mifanaraka @ hodi-tavanao ny fiasany dia vao maika pire ny ho vokany, na hay kay resaka karazan-tsakafo tsy zakan'ny vatanao nahatonga ilay izy dia tsy hisy vokany mihitsy na hihosotra karazana crème zato aza ianao. Sinon, manatona doko (dermato) tsy mety aminao ?
4. rhaj0 ( 26/11/2015 17:37)
mba mitsatsaingoka na dia tsy mpanao an'io azany...

Raha ny fazahoako azy dia tsy ho tafalanao izany ny tasy fa izay no vita.. ekeo fa io indrindra no maha-manja anao eeee :-)
(ngo dia lany @ crème glacée ao fotsiny ny volanao sy ny andronao sy ny fanantenanao)

Ny sisa tandrovina, hoe atao madio ny tarehy dia tandremo ilay masoandro.

Fa mba ialanao nenina izany, dia rahefa mi-google ianao, dia be dia be ny f(amp)anantenana eee..

http://www.toutpratique.com/4-Beaute/5660-Recettes-naturelles-anti-tache-brune-sur-la-peau.php
Ao izao, dia lazainy hoe, voasary makirana, mananasy, tany, dentifrice, eau oxygénée, lafarina, celerie, concombre, ...

Ny fahitako an'ireo ho'a aloha dia, na asesinao azany ireo rehetra ireo, dia tena mampantena tsy misy, fa dia .. asakasakao ihany io izany eeeee....
5. endriny ( 18/12/2015 08:17)

victorine15:

Inona ny manala tasy @tarehy,aingana,natoraly,


Masonjoany no fampiasan'ny olona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5116