mba mitsatsaingoka na dia tsy mpanao an'io azany...
Raha ny fazahoako azy dia tsy ho tafalanao izany ny tasy fa izay no vita.. ekeo fa io indrindra no maha-manja anao eeee :-)
(ngo dia lany @ crème glacée ao fotsiny ny volanao sy ny andronao sy ny fanantenanao)
Ny sisa tandrovina, hoe atao madio ny tarehy dia tandremo ilay masoandro.
Fa mba ialanao nenina izany, dia rahefa
mi-google ianao, dia be dia be ny f(amp)anantenana eee..
http://www.toutpratique.com/4-Beaute/5660-Recettes-naturelles-anti-tache-brune-sur-la-peau.php
Ao izao, dia lazainy hoe, voasary makirana, mananasy, tany, dentifrice, eau oxygénée, lafarina, celerie, concombre, ...
Ny fahitako an'ireo ho'a aloha dia, na asesinao azany ireo rehetra ireo, dia tena mampantena tsy misy, fa dia .. asakasakao ihany io izany eeeee....