Andriana tsy azo iandrianana

1. sitlo ( 29/11/2015 08:13)
Fa izy io ve tahaka ny alika mivovo ery alavitra ety dia antonina dia manao fifaninana hazakazaka sa ahoana e?
Ilay andriana sy ny fiandrianana mantsy rehefa nataoko ny fandinihana dia ny resaka anaty lapa toy ny rova tamin'izany, na Ambohitsorohitra, na ny ONU any andafy sy ny sisa. Izany hoe efa voafantina ihany no mahazo midinika ka toa dia tena kitrano an-trano moa izany. Na kindapa an-dapa moa e.
Miteny zavatra fotsiny izy dia avelany manontany roa na telo ireo olona efa voafantina hantrika dia avy eo tapitra dia mikatona ny trano. Na tapitra ny conference. Na lasa ny tomobil. Na vita ny kabary hoy ny taloha...

Mba manala mitapy kely eto
novalian'i 5laody ny 03/12/2015 13:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.179