mety ho matotra ve ny olona hita ety amin'itony forum sy tchat itony 
Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : mety ho matotra ve ny olona hita ety amin'itony forum sy tchat itony
Valiny : 9
Fitohizan'ny hafatra : mety ho matotra ve ny olona hita ety amin'itony forum sy tchat itony
Valiny : 9
mikoja - 13/11/2015 11:26
|
![]() nisy fotoana nanao an'itony forum itony dia tonga taminy fifanakalozana adresse sy telephone izahay. Tena efa ho isan'andro izahay no miresaka ka lasa tsy mahazo aina izaho isakiny tsy miresaka @ny !!!! sanatria otrany oe mitsiry fitiavana azy izany a v? mifankahazo tanteraka otrany ireny efa nifankalala efa ela b ireny izahay roa .ny sariko mu efa hitany, fa ny olana @ko dia tsy té ahita ny sariny mnts za so dia mba deçu oe olona tsy ampoizina mnts no ao ambadikio ecran io !nefa ndray andro any tsy maintsy ho tonga izay fotoana izay hoe : hiona @zay !! so misy efa tratra toy ahy , hitantara ny zvtr niainany !? |
hery - 15/11/2015 16:30
|
![]() ![]() Misy ny maharitra dia misy ny tsy maharitra tahaka ny toerana fifanakalozana rehetra ihany (tsena, fiangonana, fianarana sns). Ny ilaina fotsiny dia hoe atao izay hifankahitana haingana indrindra (sary sy mivantana)... satria manampy be be kokoa amin'ny fifankahafantarana izany. Fa mazava ho azy, na dia ny olona mifankahita aza anie mbola misy ny mandainga sns e. |
mikoja - 16/11/2015 04:58
|
![]() Eo ihany izay hoe diso fanantenana izany fa otrany mbola tsy miova ihany fa otrany mbola té iresaka @fona ihany a , nef za mataotra hoe any aoriana any izy iteny hoe ndao hiona @zay , za tsy mazoto !!! za ko nefa tsy té tonga d tsy iresaka aminy tapotapoka fa otrany mi vexé olona ihany ilay izy !! |
KERIKA - 16/11/2015 08:58
|
![]() |
hery - 16/11/2015 09:29
|
![]() Ny fifandraisana amin'izao efa mora ny fahazoana sary sns. Tokony alohan'ny nisian'ny fientanam-po izany dia tokony mba efa nisy fifanakalozana sary. Fa sinon, tsy ny tarehy sy bika koa no tena anton'ny fitiavana ![]() |
vahiny2004 - 16/11/2015 09:54
|
![]() Hafahafa ihany ianao izany, toa tsy te nefa toa te ihany indray ? Fantaro izay tena tianao haleha, ary ampahafantaro azy sao dia mba tsy mety raha mamboly hevitra diso ao an-tsainy ianao |
mikoja - 16/11/2015 10:51
|
![]() inona no atao amzany, otrany oe mampijaly tena izany fotsiny |
rhaj0 - 16/11/2015 20:53
|
![]() (ilay mifanakalo sary koa angaha tsy mety samy voa ao... f'angaha koa ny mpangataka ka voatery hoe tena raitra... Raha samy raitra moa dia hollywood, fa rahefa samy tsy raitra dia ahoana? dia samy misaraka dia samy ory tsy hava-manana ao... ![]() |
mikoja - 17/11/2015 07:01
|
![]() inona no atao fa otrany lasa té iresaka amny fona a, saro piaro amny ... tena fantatro fa tena tsisy dikany be ... |
rhaj0 - 17/11/2015 11:46
|
![]() Mahavariana tokoany io. Ianao moa vhv, raha ny fazahoako azy. Fa io dia mihatra mafy @ lhl koa hono. Io ilay hoe, tena voa-double ny lhl gasy: ny "gout"-n'ny lhl, dia tsy vitan'ny hoe no-former-n'ny publicité sy ny contes de fées, fa indrindra koa, lasa misavika ny vazaha sy gout-mbazaha... ny "gout"-ny @ bika aman'endrika ohatra dia lasa : - manify na mahihia, dia ranjanana, bika gitara... - Nefa ny vhv gasy toa matavitavy, fohifohy ary bika poara. Ny kilalaon'ankizy efa mba mitarika ambadika ihany hoe, "iza no tiako aminareo telo vavy, i Soa ny tiako fa matavitavy", nefa dia.. ravan'ny vazaha ee... Ka io ilay ihomehezana fa mampahonena... Ny lhl tsy tia, na hoe, "tsy @ gout-ny" hono raha tsy Barbie. Dia nefa izy lhl io angaha dia bOgany sahala @ Ken sipan'i Barbie akoriny.. Fa raha mba resaka atsipiko an'i Mikoja, dia reveo ao izay revinao sy tsapanao anaty ao eee... Dia tohizo ny communication.. manjabe anie izany communication-nareo izany eee... |