Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mad16, milahatra araka ny daty
mad16
(
08/11/2015 21:38)
mitady mpitsena ooo!!
andeha hanao vacance any Dago ny tenako ,hiala eto martinique ny 24nov de ho tonga ao Orly am 8 maraina ( escale) ka hiainga ho any dago ndray ny alinio am 7 ora hariva , izany hoe mitady namana m...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/11/2015 20:16
mad16
(
20/05/2015 17:18)
mba mila fanampiana e
mba aiza ho aiza ao Majunga kay r ireto no mba misy cartier calme ho any mpivahiny a !!raha hanofa trano a ! ary misy agence immobiliere ve ao Majunga?
MISAOTRA INDRINDRA am valimpanontaniana t...
tohiny
novalian'i mad16 ny 22/05/2015 17:33
mad16
(
20/05/2015 16:38)
mba mila fanampiana ry diaspora namana a !
mba ohatrinona eo kay ny mora indrindra ny sarampiara-manidina mankany Dago raha eto Paris ( charles de Gaulle ) ho any dago ny volana oktobra raha mandeha air madagasikara ?
misaotra ...
tohiny
novalian'i nomeja ny 02/08/2016 15:09
