mba mila fanampiana e

1. mad16 ( 20/05/2015 17:18)
mba aiza ho aiza ao Majunga kay r ireto no mba misy cartier calme ho any mpivahiny a !!raha hanofa trano a ! ary misy agence immobiliere ve ao Majunga?
MISAOTRA INDRINDRA am valimpanontaniana tompoko , gasy za fa tsy vazaha an ! hofantrano eo ho eo am iray hetsy ariary no tadiaviko hi hi
novalian'i mad16 ny 22/05/2015 17:33
2. hery ( 22/05/2015 13:41)
Trano hijanonana maharitra ve sa mpivahiny hoe tourisme izany?
3. mad16 ( 22/05/2015 17:33)
ie , trano ijanonana maharitra ka !
ary misy agence imobiliere betsaka ohatry ny ao Tana ve ao Majunga?
misaotra indrindra am valinteny tompoko o!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2305