Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i terrywui, milahatra araka ny daty
terrywui ( 21/02/2010 14:04)
Maharitra PETSA nareo ka..! miaiky aho ! nefa de resy foana
Alefa ny rahombacva be oe ahita amin'izay laisany niany !! alefa ny ramatahora fa efa ho avy SADEC ee, GIC paty e,, UA, UI ...zao ny FITONDRANA tsy mila firenena hafa hitsabatsabaka amin'ny raharahan-... tohiny
novalian'i pikatti ny 24/02/2010 16:50
terrywui ( 20/02/2010 09:30)
Veloma lava fa hiodina irery ny Fitondrana e! ADIEU...
Vita ny tantara fa de manao veloma anareo MPANOHITRA e....!! rehefa be dongy hianareo sy ny GIC nareo sy ny Ping pong sy ny (sadec efa voapala) nareo de ho karakarainay irery ny fifidianana !!!!!........ tohiny
novalian'i pikatti ny 27/02/2010 21:56
terrywui ( 16/02/2010 15:38)
TY MBA HIFALIFALIANAREO TIM E hon hon hon hon her her h
ZAY TIM REHETRA ATO AMIN'NY SERASERA DE MBA HIANGAVIANA MBA HIFALY DAHOLO E http://www.youtube.com/watch?v=4tehl_be1b8 DE REFA VOAJERY INY KA FALY ABY DE TY NDRAY MANARAKA !! http://www.you... tohiny
terrywui ( 16/02/2010 13:43)
FAMAIZANA KELY AVY AMIN'I RONALDO TY ,merci letsy a
Nametram-pialana Ny Hasina Andriamanjato, betsaka ny nidingi-drambo indrindra fa ireo Mpiondana fa mikorontana ny fitondran'i Filoha Andry Rajoelina , [u]Tsy fisarahana amin'ny filoha Rajoelina iny f... tohiny
terrywui ( 16/02/2010 12:55)
FAHAIZA-MITANTANA SY MITSITSY/ vakio ato
MINISTERAN-NY VOLA SY NY TETI-BOLA [b]Tsy misy hatahorana ny karaman’ny mpiasam-panjakana[/b] Nanomboka ny taona 2009 nitondran’ny HAT-FAT dia efa nitsitsy ny fanjakana teo amin’ny famoaha... tohiny
novalian'i ouioui ny 16/02/2010 23:59
terrywui ( 14/02/2010 12:17)
manomboka ahafinaritra ny hilalao aminareo aaaa
Toa mba velompanantenana kely ndray any ry Mpisera mpanohitra ato zany tato ho ato eee..!! sa de hoe nahazo prezida vaovao ve sa misy mampanatena "ronono antavy vaovao" ndray any ho any !!!! tandremo ... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/02/2010 19:10
terrywui ( 11/02/2010 17:01)
zao no fotopisain'ny TIM ato am serasera! jereo ato
Teny ratsy variraraka , ompa reny sy ,ompa razana tsy hita lany , Porno sy vetaveta sy ratsy mamoafady ,ozona sy teny maloto !!!! ireo no zavatra fanaon'ny TIM ! jereo anie ty zavatra nosoratan'i RA... tohiny
novalian'i terrywui ny 14/02/2010 12:00
terrywui ( 07/02/2010 12:15)
Mitsingerin anio n fotodraftr'asa lebe vitan' dada tet M/car
MITSINGERINA ANIO NY ANDRO NAMONOAN I DADA OLONA BOBAKA BE TEO AMBOHITSIROHITRA ASIO MASO KELY ANIE EEE [img]http://4.bp.blogspot.com/_0FLWPmqg0gg/SY_9A4WPrKI/AAAAAAAAArw/0oSpCuVJg2c/s400/a-[/img... tohiny
novalian'i terrywiui ny 11/02/2010 18:17
terrywui ( 05/02/2010 19:07)
Mba ovay amin'izay le toetsaina lomorina e.! efa 2010 zao...
mahafinaritra ahy i Annie ka!! hindramiko kely alou ry Annie le kozindroky fa toa marina loatra a!! Azo atao ny tsikera rehetra satria tsy dia ampiova zavatra maro be. 8 taona teo Ra8 nanao izay... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:46
terrywui ( 02/02/2010 16:57)
fafao ranomaso fa mbola hanody anireo TGV reo zao !
dada tsy hita, ny zaza mikonetaka , ny fitondrana very , ny TGV mitombo hery isan'andro ,ny fitakiana hatao tsy mety manjary , ny mpitarika sasany nivadika nanao TGV , ny pataloha rovitra eo amin'ny m... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:32
terrywui ( 25/01/2010 15:35)
Aza mamoromporona vaovao diso ato ry TIM a
Hita izao fa vaovao lainga sy naforonina sy tsy tsara pasoka fa tefitefy maika sy zara fa vita no almefan'ireto TIM RESY LAVA ireto ato amin'ny serasera.ato !!! tena manala baraka an'ity seraseranay i... tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2010 18:15
terrywui ( 21/01/2010 18:18)
REGARDER VIDEO:lutte contre la pauvrété!zay no maika!....
be wawawawa sy wouwouwouwouw amin'ny ping eee.... pong...ee!! basket ee,..foot eto fotsiny reto TIM n'ny serasera ireto nefa ny oul zao efa miditra amin'ny ady amin'ny fahantrana haingana zao..! --n... tohiny
novalian'i pikatti ny 25/01/2010 20:31
terrywui ( 13/01/2010 16:36)
vao ratsy famindra eo kou ireto de any amin'ny Afobe direct
Efa hoe aza afangaro ny fivavahana sy ny politika fa io ihany no nahavoa andravalomanana sy tsy nitiavan'ny olona azy de mbola ireo ndray ry lereto fa manao mody mamono botretra mandrangitra vahoaka a... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/01/2010 22:32
terrywui ( 13/01/2010 15:50)
JEREO ALOU TY VONO OLONA NATAONAREO ITY...DEMONY...
http://www.facebook.com/video/video.php?v=1074524584962&ref=mf zao ve de mba ho rariny ?? olona firy no saika ho tetehanareo ho vonoina teo ?? mbola tsy ampy anareo TIM ve le 200 olona notifirinare... tohiny
novalian'i fijo ny 16/01/2010 22:41
terrywui ( 12/01/2010 14:22)
Miala any ny Tanora Gasy Vonona ,hiaro ny mandatehezana TGV
Politika Raharaham-pirenena [b]Nihaona tamin'ny mpanao gazety ny Vondron'ny tanora manohana ny HAT Nihaona tamin'ny mpanao gazety teny Andrefana Ambohijanahary ny Vondron'ny Tanora... tohiny
novalian'i jarifa ny 14/01/2010 04:30
terrywui ( 11/01/2010 18:19)
tratra aby ry mpanongampanjakana marina ...!
kobo daholo ry fetison mody namono botretra tao kay manafi-koho fotsiny fa mpanongampanjakana koa !! kobo koa i MAMY Rakotoarivelo zay efa ela no narahi-maso akaiky fa mety lery le nitifitra teo Amboh... tohiny
novalian'i pimaso ny 14/01/2010 12:27
terrywui ( 09/01/2010 10:30)
FIFAMPIHARABANA TENY IAVOLOHA ANTSARY
[img]http://www.gazetiko.mg/gazetiko//images/stories/gazetiko/01-09-01-10.jpg[/img] NNTSAY E..! president mivady ...! mahafatifatiiiyyyy.....!! [img]http://www.gazetiko.mg/gazetiko//images/st... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/01/2010 22:25
terrywui ( 09/01/2010 09:59)
tratra iany ry mpanongampanjakana sy mpamono olona! nigadra
[b]Tsisy takona ze tsy hiseho....! na niafina sy niala bala aza ry pikati sy ny namany de kobo iany de niditra soamantsara .....! araho anie ny tantara sy fialandrapikatti olana e! Pikatti=(cdt Daniel... tohiny
terrywui ( 08/01/2010 16:01)
nanongampanjakana ndray ry Pikatti sy ny namany eee..
politika Fikomiana tao Ampahibe Mpanao gazetin’ny Radio Fahazavana natao famotorana Tsy nifarana akory ilay raharaha fikomiana nataona miaramila teny Ampahibe tamin’ny 28 desambra ... tohiny
terrywui ( 07/01/2010 16:39)
voatsoka koa ny SADC e! iza sisa fanantenanreo ry reto a!
politika [b]Vondrona Afrikanina-krizy Malagasy[/b] Tapa-kevitra fa hanala ny SADC ao anatin'ny mpanelanelana [b]Sosokevitra roa no heverin'ny Fianakaviambe Iraisam-pirenena haroso hamahana ny ... tohiny
novalian'i pikatti ny 08/01/2010 19:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0331