Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i terrywui, milahatra araka ny daty
terrywui ( 29/08/2009 10:27)
AIZA RY "ARA-DALANA" A MIVOAHA HIRESAKA E
TSY HOE VAO MISY ZAVATRA KELY MANDONA RY TIM DE MILENTIKA ANY DAHOLO AFA MIVOAHA HIFANAZAVA A! TSY MISY MITONDRA BASY ETO AKORY KA HATAHORANA ! ha ha ha ha !! ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:19
terrywui ( 29/08/2009 09:19)
AIZA RY TIM A! MIVOAHA RAHA HIRESAKA E, TGV DAOL NO ATO ZAN
Otrizao ataon'ny Tim ato am serasera zao no "fihidiny" rehefa misy zavatra mafimafy kely atao azy na mihatra aminy! mbola vao resaka Maputo fotsiny ve ry zalah no mitady hitsefotr d'efa mikonetaka tsi... tohiny
terrywui ( 28/08/2009 13:04)
raha maty ah matesa rahavana! mailo zao ny miaramila rehetra
Raha sanatri ka misy fiovanjavatra ka hiterak famotehana ny miaramila izany ! indrindra ry zalahy berets rouge de efa nametraka plannnn ny amzany ny tafika rehetra izao (tafika rehetra)hoy aho satri ... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:09
terrywui ( 26/08/2009 12:27)
TSY MIBAIKO NAREO FA MANATANTERAKA NY TENINAY
Nareo angah no tompon'ny Fanjakana ? ny teo ampelatananareo aza narianareo fotsiny toy ny fako !! ka zao nareo hoe hampiditra oul ao amn GVT e , mila Praiministra avy aminay e! fa voatavo ve ny Fitond... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 20:50
terrywui ( 15/08/2009 09:26)
Mila miaramila ve ry "ara-dalana"? may endimboanjo annn
mba hividy bodega koa hono ny tim ee ! efa misy kozy ko ane ao amn BASE BANI ao oe andao alaina ny S n'ireto "ara-dalana" reto de ampesonina any reo ee !! zavatra kely hery reo ve ahavita hitaky ny vo... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 21:16
terrywui ( 14/08/2009 16:10)
Reo no tena miaramila miaro fanjakana aminy Ravalo aa !!
Tokony mba toy izao fanofanan'ny TGV ny miaramila toy izao no nampanaovana formation n'ny miaramila tamin Ravalomanana fa tsy niavonavonana sy nanaovana taimbava foana isakizay mba mangataka ry lerony... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 17:55
terrywui ( 14/08/2009 15:12)
madiv hifarana n tontolon 'ny Ravalomanana sy n Tim vizana b
salut less ouiandry !!!ten ao tsar zany ra fianakam's ko aa!! mivilana mits ra pikatti ao ambany ao nanaovanlah azy lééé,,, tena kozy milay l kozinlah ra ouiandry a ,,,,tokony ts idiran'iLehery le ... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 17:04
terrywui ( 02/08/2009 09:31)
VONONA HITAZONA NY POUVOIR EF AZO NY FIANAKAM'S ETO AM SERA2
De miala tsiny amin TIM ef sisampaty sy taolankoka ny tenanay fa nahazo tany amin province tany de hidradradradra ho ren tany amandanitra eto indrindra hoa n'i Ramosé tsy mahavoa raha iny fa ""HO TAZ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/08/2009 19:16
terrywui ( 25/07/2009 08:54)
MBOLA AO TSARA DAOLO VE ? MBOLA TANY AM PROVINCE EE
Slt daol n mpisera rehetr !! salut rahery !! ten mbol tany am province tany de ts tafa teto mits ee!! de innn no malaza ao rahery fa ts de naharaka vaovao ny akamanao taty am province taty aa! t... tohiny
novalian'i fijo ny 25/07/2009 19:37
terrywui ( 08/07/2009 15:57)
GENOCIDE NY MALAGASY NOSAIKA HATAON'NY TIM TATY M/CAR
Diso kely angamba aho fa tsy hoe saika fa efa nataon'ny TIM taty m/car ! voalaza fa efa fantatra daholo zao ireo mpanbiraka araka ny loharanombaovao n'ny FIP ,SCAC ,BC 1, 2, 3 , G6 zay nanao ny ankety... tohiny
novalian'i milamm ny 09/07/2009 10:00
terrywui ( 08/07/2009 13:56)
milaza ny hiandry ah kou elah rahery ! satri nahoana ???
Misy kozy nalefanlah ao amabany ao koboko rahery oe miandry an'i terrywui ko elah ?? fa mbola naninnn teto ah no andrasana ?? de hanaraka ahy otran'ny kiva kely eny foana zany elah ?? ka raha makany a... tohiny
novalian'i Papoose ny 09/07/2009 13:46
terrywui ( 07/07/2009 16:45)
KABARIM-PIANAKAVIANA MAIKA HO ATSIKA TGV ATO
Tompokolahy sy Tompokovavy !! Hilazana isika fianakaviana TGV rehetra sy zay anti-TIM rehetra zay monina ato amin'ny serasera.org fa dia tratran'ny teritery isankarazany amin'ny fanesorana PS isika r... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377