Liste des messages

Liste des messages, inserés par terrywui, par ordre de date
terrywui ( 09/11/2009 12:18)
Refa atao ny kajikajy d mbol ho nofinofy ravalo oe hody zan!
Vao maika mihidy ny robinetn'ny frontiere idiran-dravalo eto M/car ! satri de tsy mbol naeno mitsy ah oe mahazo mody izy ! de ho marina ihany zany le kozindrakidoro oe hampandihy sipa lava nono ihany ... suite
répondu par pikatti le 09/11/2009 15:35
terrywui ( 09/11/2009 10:54)
Ny TGV ihany no tena Mitondra, ra tsy zany de.....
Lasa mivoaka ny trano izahay de avelanay eo nareo samy tsy mahatapak'ahitra ireo .... --ngah raha manaiky ny fivoriana sy ny dinika ny Fanjakana mijoro de angatahina sy dongiana daholo hatramin'ny ... suite
répondu par xxx le 09/11/2009 13:02
terrywui ( 07/11/2009 11:23)
NAHAZO HERY VAOVAO NY TGV ! LASA IZAO ....
ISY HAMBARA FA DE MITENY HO AZY LE FANAMBARAN'I ANDRY RAJOELINA TENY IVATO MIALOHAN'NY HANDE INY E EFA NANDEFITRA BE IZAHAY TAMININY MAPUTO INY ! EFA BE NO NANDEFERANA KA RAHA MBOLA BE DONGY SY RA... suite
répondu par bazylou le 07/11/2009 18:20
terrywui ( 07/11/2009 10:47)
VIVE TGV!!... VIVE TGV , TGV FOREVER ........
TGV FOREVER !... TGV FOREVER !... TGV FOREVER !... ... suite
répondu par Alias22 le 09/11/2009 12:18
terrywui ( 07/11/2009 10:22)
FANAMBARANA GOAVANA 2 -NIARITRA LOATRA NY FIANAKAM'S E!
[b]VAOVAO MAHAFALY RY BAZYLOU, KIDORO ,NTSS, PAPOOSE, ESSERA .......A!![/b] 1/ - Niaraka tamin'i TIM foana ny fianakam's 2herinandro latsaka kely teo ! TSISY ZAVATRA NISONGADINA ! 2/ -Herinand... suite
répondu par xxx le 07/11/2009 12:49
terrywui ( 05/11/2009 18:40)
hon hon hon tsy ahita lalana eo elah ry kelifingotra a!
Na hiodinkavia eo elah na hiodikavanana de ny miendaka teo ihany no hain'ny pokna efa leo anlah zao !! :lol: :lol: :lol: :lol: --raha mbol mitady hanoko mibodo eo ihany laisany ry TGVendrana d... suite
répondu par bazylou le 06/11/2009 17:41
terrywui ( 04/11/2009 17:50)
HISY FANAMBARANA BE SURPRISE NDRAY AMIN SABOTSY O! VIVE TIM
De mbola hanao fanambarana lehibe tsy mbola nisy hatrizay eto amin'ny serasera indray izahay fianakam's amin'ny sabotsy izany e! asaina manokana hianareo izay liana amin'izany ! --tsisy zus io ifion... suite
répondu par pikatti le 04/11/2009 23:02
terrywui ( 02/11/2009 16:45)
Efa eo apelatanan'i dada ny fandresena ao Adisaka vita n TGV
Miandry ora sisa elah ry kidoro fa tsy andro intsony de hitsangana ny saina fotsin'ny TGVendrana hitady fihavanana eran'ny Addis Abbeba mba ho ankatoavin'ny firenena rehetra a! tsy hainlah angah fa e... suite
répondu par pikatti le 02/11/2009 21:40
terrywui ( 02/11/2009 13:33)
fetindra- HALLOWEEN afakomaly fa mb iarahaba azy isika e
Sady aniif nlery zany iny SAMEDI GRAS iny no tombé kou tam fotoana niovany ho TIM GTT ! ka mba omeo bizou iany lery fa efa mafana fo be ato amn GTT e ! :-* :-* :-* :-* de arahabaina indray lets... suite
répondu par pikatti le 02/11/2009 19:49
terrywui ( 31/10/2009 11:01)
Na vitsy aza ireo olonasaina de ho alefa iany le fanambarana
Tompokolahy sy Tompkovavy ! misaotra anareo rehetra izay tonga manatrika eto anio ! izaho terrywui dit andrywui dia manao fanambarana lehibe ofisialy amitsika mpisera eto, fa noho ny fahatsapana... suite
répondu par pikatti le 02/11/2009 20:36
terrywui ( 31/10/2009 09:33)
FANAMBARANA LEHIBE ETO AMIN'NY SERASERA AMN 11H30 TSY DISO
Efa nampitain'ny namana halloween omaly ihany ny fanambarana lehibe ho ataon'ny famille nay amin'izao fotoana lehibe NIOVANAY HO LASA TIM izao ! mety hisy fifandomambera eto refa aveo na mety hisy fiz... suite
répondu par terrywui le 02/11/2009 13:14
terrywui ( 30/10/2009 13:46)
Vita ze tgvendrana miditriditr eto !milaza ah zay ! anay ty
he he he ! anay ty serasera ty zao an'ny TIM ity fa tsy an'ny TGVendrana ! laisany eny antsisiny eny rah mba te hanoratr fa tsisy anlaisany tsony eto !! hon hon hon hon ! :lol: :roll: :idea: :rol... suite
répondu par bazylou le 31/10/2009 19:21
terrywui ( 30/10/2009 11:46)
VIVE TIM VIVE GTT VIVE ARADALANA VIVE TIM VIVE GTT
VIVE TIM VIVE GTT VIVVIVE TIM VIVE GTT VIVE ARADALANA VIVE TIM VIVE GTT E ARADALANA VIVE TIM VIVE GTT VIVE TIM VIVE GTT VIVE ARADALANA VIVE TIM VIVE GTT VIVE TIM VIVE GTT VIVE ARADALANA VIVE VIVE TIM ... suite
répondu par swann le 31/10/2009 09:45
terrywui ( 29/10/2009 12:49)
mataoatra petsa ry TGVendrana de tsis sahy miditra eto tsony
Zay kah !! mbol aiza no ahazo anlaisany e! zay oul tgvendrana vitsy kely sisa ireo ! iza mo fa tsy i bazylou sisa de ntss ! ny sisa efa andalana hiova daholo ! hon hon hon ! :idea: ... suite
répondu par terrywui le 30/10/2009 11:34
terrywui ( 29/10/2009 12:10)
Miomana ry TGVendrana fa en force amzay n fanonganan anareo
Zay vao ahita ny tsy fahitany ireto TGvendrana ireto marina !! ho avy tsy ho ela ny lozanlaisany ry FATy a efa vonona daholo izao ny hery rehetra handrodana io fanjakana nangalarina io ! fanjakana jio... suite
répondu par yukaa le 29/10/2009 22:51
terrywui ( 29/10/2009 11:38)
salut Pikatti! vrai wuiwui letsy ty a! NIOVA E ! hin hin hin
tena niova letsy ny tenanay ah ! vita hatreo ny adalana rehetra nataoko hatramzay fa ho hendry ah letsy a! efa omaly ah no nanao voady fa elah tsy teo ! hon hon hon !! fiovana goavana ! maharitra man... suite
répondu par Mirananirina le 29/10/2009 17:18
terrywui ( 28/10/2009 15:49)
Ny adala no tsy miova hevitra 2 ! (mpanoratra Hery !)
salut hery ! efa akama ah zao hery an ! sao de vizanina eo ndray ah an !! hon hon ! nindramiko kely ity dinik'i toi tatsy ambany alavidavitra tatsy ity mba hamelezantsika ireto TGVendrana ireto hery a... suite
répondu par terrywui le 29/10/2009 12:52
terrywui ( 28/10/2009 11:34)
TENA HIVADIKA TIM AMZAY AH FA TSIS ILAINA AZY RETO TGVndrana
Mialohan'ny iresahako milamina amitsika mpisera aloha de fantaro tsara tena izaho ANDRYWUI dit TERRYWUI no manoratra fa tsy fopla na clonage na jumeau intsony ! --Ka raha mahita isika de na ao anaty ... suite
répondu par halloween le 28/10/2009 16:13
terrywui ( 26/10/2009 15:26)
aok'izay zalah le fopla fa tsy ita tsony ze marna a
Tena mba iangaviana laisany mpanao fopla sy clonage letsy mba ajanony alou ry zalah TIM fa tena ts ita tsony ze arahina a! efa tafanitsak kapa vao taitra foana i Pikatti le ! ... suite
répondu par terrywui le 26/10/2009 16:26
terrywui ( 26/10/2009 12:33)
Rakidoro! raha ny TIM sy ny namany de lou fa ny TGV lux !
hin hin hin hin ! ary sao kosa ary de ny sesika natao tao anatinlah mihitsy Rakidoro no efa lou de mitarika fofona maimbo ao antranonlaisany ! Fitondrana vao tsisy 1taona ve letsy ! sady zay voafingan... suite
répondu par swnan le 26/10/2009 17:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0301