Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i terrywui, milahatra araka ny daty
terrywui
(
07/01/2010 15:35)
Ireto ry Mirana sy ry Pikatti , hery ho eny Amb/tsorohitra
[img]http://www.gazetiko.mg/gazetiko//images/stories/gazetiko/01-07-01-10.jpg[/img]
Ireo mpitarika ny Mouvance Madagasikara omaly tetsy amin’ny Magro mialoha ny handehanana hanatitra taratas...
tohiny
novalian'i esserra ny 08/01/2010 09:31
terrywui
(
07/01/2010 15:07)
Aiza enao rahery a! ovina ndray le fotoana à resa-pis (FIS)
Tsy nitohy tsony angah le resa-pis(resaka FIS) nokozin'i toi iny toa nangingina ndray tato ho ato! nefa hery nafana fo ery nanaporofo sy nanome fotoana ...! de oviana ndray ary hiomehezana eto e...! l...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 07/01/2010 17:56
terrywui
(
06/01/2010 12:52)
Hanao ve sa tsy hanao hianareo fa le MARS efa poinsa be !
Mikonetaka atsy , minainaina aroa , midelira ny ary ....! tofoka gazety sy Mass media ny pokna fa fitarainana sy menomenon'ny tsy hanao zavatra no betsaka !
KA IZAO NO IZY RY TIM SY AREMA SY UNDD ...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2010 22:16
terrywui
(
05/01/2010 16:36)
jereo tsara rapique le izy na sarety na posy na blindé a....
mikorotana ny mpisera fa izy ve mahakobo oe mbola dizina elah hatramzao mahatonga analah mitenten fona .!!
Zao elah ty ataon'ny mpisera fanasa lamba fa mitenten foana ...! aiza zao ze blindé anla...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:00
terrywui
(
01/01/2010 21:17)
mba asio zon'olombelona ihany eto am serasera
Rahery a! zao ve de mbo mety leee..! tena fanaovana tsinotsinnn ny PS nay mitsy zao Rahery fa mba mihetseha nareo manala sy manaisotra ze olona kosoa nanao an'io e!
http://avatar.serasera.org/9d253...
tohiny
novalian'i ouioui ny 06/01/2010 20:03
terrywui
(
30/12/2009 11:28)
Maty ho azy ve i Sylla? AZAFADY LETSY RAPIQUE
Maty Sylla !.....Be no sorena sy nahalala ny marina sahady ,efa nisy sasany tamin'ny Antoko TIM nametrapialana nefa olona ambony ary nilaza sy nanaiky na de tsy mbola ofisialy aza fa novonoin'ny TIM i...
tohiny
novalian'i pikatti ny 04/01/2010 22:42
terrywui
(
28/12/2009 14:04)
tratry ny noely aby rankizy a! tsy teto fa mbol nisaona e
De mirary fionona feno ho an'ny mpisera TGV rehetra eto e! de ho tsara levenana anie i Jacques Sylla ee!
------de mbola tratry ny NOELY aby koa ee! de samia mifety tratry ny taona e!
------ITY NY D...
tohiny
novalian'i ouioui ny 31/12/2009 10:22
terrywui
(
26/12/2009 10:57)
Apoahy ndray ny bombe ry TIM a! efa be ireo matinareo reo...
mpamono olona !! assassin ..! olona tena tsisy ilana azy raha ireto TIM reto kah ! tsy ze politika no atao fa ny vono olona no alefa etsy sy eroa ! soa aloha izao fa efa fantatra daholo ry zalahy TIM ...
tohiny
novalian'i maryline ny 28/12/2009 18:15
terrywui
(
26/12/2009 10:39)
Zany ny anay e! nampihinana be zany teo à Tsimbazaza a !
sady tena mbola jeune be lery .....!! fa ny LOZA de nitovy anarana tamin'i dada lery ! hin hin hin hon hon hon ho her her her her
http://www.madagascar-tribune.com/local/cache-vignettes/L151xH200/...
tohiny
novalian'i xxx3 ny 26/12/2009 13:46
terrywui
(
24/12/2009 11:37)
hin hin hin hon hon honher her her de mbola resy ihany e
de mbola resy ihany sady ny tamity nampalaelo fa sady tsy nahazo Tsimbazaza no voan'ny lakrim be mahajambena maso ....!! hin hin hin hon hon hon hherherherher
haka An'i Tsimbazaza no dia ka lakri...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 26/12/2009 11:42
terrywui
(
23/12/2009 14:24)
TRATRY NY FETY DAHOLO RANKIZY A ! AZA MITANA AMPO EE...
DE FALY MIARAHABA ANAREO REHETRA TRATRY NY NOEL E DE AZA MITAZONA AMPO IRENY FAMPIJALIAKO ANAREO IRENY FA MBA MAMELA NY HELOKO RANKIZY A ITY RECETTE KELY NOUE SY MIRANA ARY IFIONA A MAZOTOA HOMANA E
...
tohiny
novalian'i wxxx ny 23/12/2009 15:23
terrywui
(
23/12/2009 12:08)
FAHATSIAROVANA KELY NY TIM SERASERA.ORG HIN HIN HON HON HER
MAZOTOA TIM OO
http://www.youtube.com/watch?v=SK9dZZX_sC0&feature=PlayList&p=FA0CDFA356C64E52
http://www.youtube.com/watch?v=ZFoAiqlM68k...
tohiny
novalian'i xxxw ny 23/12/2009 16:18
terrywui
(
22/12/2009 11:00)
TSARY TAFIDITRA TAO ANTSIMBAZAZA ANY NY OLONA E...
Vao lavitra oe defa votoraka bombe lakrim be de nitsoak tsary nisy tazana tao aby ry le pikany sy ry kaaNoue ninaonaona be teto oe anay tsa mataaatra nankaleo reny, kay nitsoaka iany refa tonga saina ...
tohiny
novalian'i terrywiui ny 23/12/2009 11:46
terrywui
(
21/12/2009 11:36)
FAVORI n'ny serasera 2010 = patrick2002
Araka ny sondage nataonay sy ny hevitry ny mpisera rehetra dia i Patrick2002 no tena acteur mahay mampihinana ny TIM sy ireo Mpanohitra indrindra ato amin'ny serasera.org ka dia hisaorana elah leroa a...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 22/12/2009 22:38
terrywui
(
20/12/2009 12:57)
Hanao arozazy kely an'i Manorohanta isika serasera.org oo!!
De mba mitsikitsikia kely kosa fa tsy motomototra zany hanao arozazy zany e..! na de mangidy aza de mba mihatsara velatsihy kely nareo ry TIM serasera.org mba manaja olona fa efa handé ny kabary fano...
tohiny
novalian'i pelaka2000 ny 21/12/2009 05:05
terrywui
(
20/12/2009 12:35)
ALAHELO, RANOMASO, TOREO, TARAINA, KONETAKA....
No mameno ny fon'ireto ankizy TIM n'ny Forum ankehitriny ......!
aiza intsony ireny korana sy kotaba be teto ireny ??.......
indrisy....!! nisolo ranomaso sy taraina eny, toreo sy ranomaso , fahad...
tohiny
novalian'i rajy ny 20/12/2009 17:37
terrywui
(
19/12/2009 12:40)
ARAHABA TONGA VAHINY NY TIM O!de aok'izay ny ranomaso ary!
De mba mifalifalia amzay moa rankizy TIM n'ny forum serasera fa tonga vahiny anie ! sady vahiny bedebe no tonga ao hinihinihihnohonohonoh avy any Maputapy hin hin hin !
--ho bebe ndray no hotsimpon...
tohiny
novalian'i dadabe ny 19/12/2009 17:59
terrywui
(
19/12/2009 12:04)
mivovoh ato dahol nefa mbola ny TGV ihany no favori alou zao
Ny sasany be fanatenana , ny sasany mivovoh mankarenitsofina erak'izao forum rehetra izao , ny sasany mitomany midradradrardra mankaleo , ny sasany manozona fotsiny(miverina aminy) , ny sasany manome ...
tohiny
novalian'i pelaka2000 ny 20/12/2009 06:49
terrywui
(
16/12/2009 19:20)
Aok"izay ny ranomaso ............!
dia toneo ny fo ,
fa mbola ho avy ilay maraina vaovao .....!! ...
tohiny
novalian'i terrywui ny 19/12/2009 13:53
terrywui
(
12/12/2009 10:33)
STATISTIQUE Anosy : Tsis ny z'olana ,be ny membres....!
esssssy ny tanora TGV fotsiny efa misy membres 1.900.000 mahery eto Antananarivo
-- ary 11.500.000mahery ny membres TGV eran'i Madagascar ka inona no z'olana amzany ?
...
tohiny
novalian'i nanjakely ny 14/12/2009 15:13
