Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i terrywui, milahatra araka ny daty
terrywui ( 23/10/2009 17:46)
Valin-kafatra ho anlah ty RAKIDORO !
Ealah mitsy no tena tsisy saina ry lety a! --Fitondrana mbola tsy niasa anie ry lety fa io mbola itanlah fa rebirebendry zalah amin'ny hoditr'akondro io ka aiza ary ahitanlah fivoarana alou ! raha t... tohiny
novalian'i terrywui ny 26/10/2009 16:13
terrywui ( 23/10/2009 12:35)
Faly manenjika s manaratsy fa ts atao z ivoahna anat lavaka
Alefa eto daholo izao fatina vaovao motramotrakan'i Vatofototra tadiavina eran'izao vodimototra rehetra izao ,de hanaratsiana sy hanenjehina be fahatany olona na antoko fotsiny ! mitapi-maso otran'ny ... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/10/2009 09:50
terrywui ( 22/10/2009 14:54)
Ef matanjaka hono izao ny TIM fa afaka mamory oul eran M/car
De izany hevi taingina izany no alefan'ny TIM sy ny GTT aely eran'ny Mass Media rehetra eto M/car zao tompoko! efa matanjaka hono izy zao! :-P :-P :p :p de raha mijery facebook koa nareo de jere... tohiny
novalian'i fijo ny 22/10/2009 20:36
terrywui ( 22/10/2009 10:52)
misy Qtion kely ty ry zareo hono oa ........?
[b]FA IZA HOA NO RESY IZAO DE IZA NO MPANDRESY E ![/b] tsy mila valiteny lava fa just oe iann mpandresy ! iannn resy ! zay fotsiny ! hin hin hin ! hon hon hon !... tohiny
terrywui ( 21/10/2009 17:42)
valikafatra ho an'i locl !
ITY NY KOZINLAH TAO AMBANY TAO ! [b]Mitohy hatrany ny fahazoana naoty ZERO ho an'i HAT, Fa iaza ireo olona milaza fa sage no tsy manolontsaina sa tsy misy vola dia mipirina? Tena novidiany la... tohiny
novalian'i swnan ny 22/10/2009 13:17
terrywui ( 20/10/2009 12:53)
Mpanoratra badboys : averiko kely letsy le dinik'elah tao a
Maninona moa no ao afrika ihany no tiandRa8 anaovana sonia ilay fifanekena : satria ireo mpanelanelana afrikanina izay tsy ampy "S"azony omeny tsolotra hanaiky izay tadiaviny!(ireo sosy be nopehany ta... tohiny
terrywui ( 20/10/2009 10:45)
MIVOAH ELAH PIKATTI FA MIANDRY ANLAH HIFONA NY OUL
Hay zany kay nifampizaranlah sy i ra-zilibera lety zany kay le sipa ? tsy vitan'ny efa manimba forum elah fa mbola manimba zaza tsy ampy taona ndray ? :-D :-D tsisy zavatra ze tsy simbanlah ty lets... tohiny
novalian'i xxx ny 20/10/2009 17:32
terrywui ( 20/10/2009 09:54)
O lty BATISTA a!kozio lets lery aleo ajann amzay l PS fopla
[b]O lty BATISTA a!kozio lets lery aleo ajann amzay l PS fopla[/b] Aleo ry izy mtsamy atsahatr amzay fa otran'ny tena nofa be le PS fopla bobaka be a! kozio lery Batista de aleo hilamm amzay oe aa,... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/10/2009 23:13
terrywui ( 17/10/2009 12:41)
aoka lesy zay i Pikatti ra-batista a!petsa be lery mampalelo
Efa sady resy ve letsy ny GTT sy ny antoko tohanany de mbola ampijaliana ko pikatti le ! aoka izy e! avelao izy ! efa mitenten foana sy midelira be mitsy ve letsy lery de mbola atao ihany a! ... tohiny
novalian'i dadabe ny 18/10/2009 16:05
terrywui ( 17/10/2009 08:04)
tsisy lalana tsony mathla a! ny fiononana atao mavesatr
zay no izy e!! vita nareo TIM oaaa! mionona de manaova fivoriana manokana ianareo TIM ato amin serasera de samy mitomany manala ny fo eo daholo ! sa mbola ùisy mahita mangirana kely hivoahana ve ?... tohiny
terrywui ( 16/10/2009 15:53)
hi hi hi hi ! hon hon hon ! her her her ! ha ha ha ! RESY E!
HON HON HON HON HON hin hin hin hin hin hi hi hi hi ha ha ha hon hon h [b]RESY TANERAKA NY TIM RESY NY GTT RESY NY ARADALANA RESY NY ZANAK'I DADA[/b] petsa 100% e ! de mamangy amin'ny fahoriana... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/10/2009 09:24
terrywui ( 14/10/2009 11:16)
zay vao tena petsa pikatti fa ela nanaovandratsy kle hon hon
niova TGV ve letsy pikatti a, tsara refa mahatsapa tena kah ,aza manao koa amin manaraka fa miovà amin fanavaozana ny saina hoy damopra zay ! sa moa elah le oe hanao damopra sa frera ?? hon hon hon !... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:18
terrywui ( 14/10/2009 10:40)
vitamatavy = pikatti ! milay ve ny manala ahy lety ?
Kobo be anie oe tsy manakevitra lazaina intsony hianareo fa manjavozavo daholo ny lalana politika ataonareo de ny manala zany sisa no famadihandresaka eto e!! izao no izy e! nalana iny i Monja roindef... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:22
terrywui ( 14/10/2009 10:03)
fa in iany ary! fafaina l PS ANDRYwui vao2 fafaina n dinik n
Tsy mahamenatr tson Hery rah tonga de lazaina oe an'i TIM na GTT ity serasera ty a! ---afak mikozy irery sy mifandrotsirotsy ato hianareo mianakavy amzay ,, fa vao misy dinika atsanganay mamelively ... tohiny
novalian'i dadabe ny 15/10/2009 16:35
terrywui ( 12/10/2009 10:42)
Midona amin rindrina foan ry GTT tato ho ato !!
Tsisy rah manjary rah ny politikan'ny TIM amzao fotoana izao fa ze ataony ty midona daholo ! ry zalah kou samy te ho lohany daholo nefa ny tena marina vodiny daholo kou hon hon hon !! de ny TGV amin'n... tohiny
novalian'i xxx ny 14/10/2009 10:13
terrywui ( 12/10/2009 10:01)
Ts itako ze mahatery mafy ny TIM amzany kléé!!
Na Ndefo na Ngalaza no eo de adin'ny ao antokatrano mazava be izany ka inona ary no mahamendy anareo Tim e! mandamina ny Fitondrana eo antananay sy tarihinay izahay !!! izany hoe manao izay maha tsara... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/10/2009 12:25
terrywui ( 10/10/2009 12:12)
itanareo ve ry reto ,mapmé be ity kozy ty a!!
Itanareo toko ry reto tamlé faha10 taona ny serasera iny de nisy roa vavy nanolotra aloha de i Hery niafina tao ambadiky ny baffles facade(tena marina) fa tsy niseho teo lery ! de ref vita le fanolor... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/10/2009 01:59
terrywui ( 08/10/2009 18:01)
MANIN RA MIONONA RY RETO DE MPETRAK TSAR AMZAY A
mandrera tena am zavatra tsy ho tafa tsony eto nareo fa maninn rah mpetrak de tsy tabainay TGV tsony ee!! faharoa hita be oe efa tsy hanao rah sy tsy mamely miits le raison entinareo eto de mbola midi... tohiny
terrywui ( 07/10/2009 17:33)
hon hon hon! ary tsis hita2 ndray ry GTT ref vodona kely !!
Ngah rah oe tafiaradalana tamin'ny TGV ny antsasa manilan'ny 3mouvances de harary kibo daholo laisany ry PIKATTI aa!! atao ahoana letsy fa zay no lahatra a!! tombondalana ny analaisany ee!! aza misoso... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 22:46
terrywui ( 05/10/2009 15:21)
TSISY AFAKA ISIKA MIANAKAVY FA NIARA NAMPIAKATRA NY TGV TEO
otran'ny olona adala NAREO reto marina !! mitenten foana !! fa iza ihany moa no nampirisika an'i Andry Rajoelina taminio toerana io voalohany ?? tsy isika mianakavy malagasy ihany ve?? ---------- iÃ... tohiny
novalian'i Papoose ny 05/10/2009 21:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0915