tsisy lalana tsony mathla a! ny fiononana atao mavesatr

1. terrywui ( 17/10/2009 08:04)
zay no izy e!! vita nareo TIM oaaa! mionona de manaova fivoriana manokana ianareo TIM ato amin serasera de samy mitomany manala ny fo eo daholo ! sa mbola ùisy mahita mangirana kely hivoahana ve ?? ahoana pikatti mahita ve elah ! fafao aloha ny ranomaso de valio aho ! :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
2. ravatorano ( 17/10/2009 08:14)
=)) =)) =))
3. vitamatavy ( 17/10/2009 08:53)
aleo ialahy valiana ihany ry wiwi fa mampalahelo tsy misy mety hamaly an ialahy intsony ny mpokina ,ndana ialahy mifona haingana
4. locl ( 17/10/2009 08:54)
AZA MIREDIREDY E!ASA ISIKA IZAY RESY AMIN'IZAO NA HIANAREO SAIKA HITELINA VATOBE NEFA TSY TAFAVOAKA.

HIHI NANANTENA NY TSY MISY KA ETO AMINY SERASERA NO MANALA VOKONA, HITAN'ILAHY EO TSARA NY HAMILIAN'RAV8 NY BAOLINA.

RESY A RESY, NDANA ALOHA MIHANIKA KELY SAO TSY MAHATANTY NY DAOZY EO
5. locl ( 17/10/2009 09:01)
FA RAHA NATANJAKA ANGE NAREO NIARAKA TAMINY MPANOHANA ANAREO DIA TSY NILA NY SONIA RAVA8 E!

NEFA AIZA IZAO, NOFOANANA GENEVE, SADY AZA MANKATY FA TSY MIFANITSY AMINY POLITIKA SUISSE NY ANAREO TGV
6. mathla ( 17/10/2009 09:03)
terrywui:

zay no izy e!! vita nareo TIM oaaa! mionona de manaova fivoriana manokana ianareo TIM ato amin serasera de samy mitomany manala ny fo eo daholo ! sa mbola ùisy mahita mangirana kely hivoahana ve ?? ahoana pikatti mahita ve elah ! fafao aloha ny ranomaso de valio aho ! :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:


Tsy te-hamaly an-le resaka raha vao le Ps mandreraka io no miseho, kanefa mampalahelo ilay hevitra arosony fa tsisy lojika.
Tsy ny TIM velively no nilaza fa tsisy lalana fa ny filoha mpanorina ny TGV no nanambara tamin'ny fampielezam-peo hoe efa tapitra ny issue de sortie rehetra ary efa natao daholo ny fitadiavana vahaolana dia iny fanambarana tamin'ny 5 oktobra iny.
Ka tsy haiko izay tokony hionona na ny TIM na ny TGV
7. pikatti ( 17/10/2009 09:04)
vita nareo TIM oaaa! mionona de manaova fivoriana manokana ianareo TIM ato amin serasera de samy mitomany manala ny fo eo daholo !

ary tena hatramin'omaly zany elah io kay ry wiwi no nitomany tato =)) =)) =))
de mbola tsy afaka foana ve ny fon'elah :-D
-tsisy mpamaly elah oz vitamatavy fa mampalahelo be
:-D
RESY A RESY, NDANA ALOHA MIHANIKA KELY SAO TSY MAHATANTY NY DAOZY EO ndry oz locl ha ha ha , aiza ihany ty elah zany
=)) =)) =))
8. xxx ( 17/10/2009 09:23)
AIZA NY ARROSAGE RY TGVENDRANA RAHa NANDRESY A

MIANDRY ANGE IZAHAY TIM TOA MATY MOMOKA LAVA IZAO

AZA DONDRINA IHANY OA !!!

SAO DIA TSY HAINY RY RETO NY DIKAN'n' n teny hoe: FANDRESENA hihihihihihihi ho aiza eo anefa izay HALATRA sy LAINGA be izay tapidalan-kaleha ouie, aie ,aie !tsy mahita hialana vokona af tsy eto @sera ,ô ry locl a teny gasy aza moa tsy hainy tsy aleo alefantsika any @aie aie any moramanga any ireo DONDRINA ireo fa manalabaraka nefa mba Malagasy tsy MAHAZO TENY GASY!
9. pikatti ( 17/10/2009 09:38)
AIZA NY ARROSAGE RY TGVENDRANA RAHa NANDRESY A

MIANDRY ANGE IZAHAY TIM TOA MATY MOMOKA LAVA IZAO

AZA DONDRINA IHANY OA !!!

mamay sahady wiwikely sagà
:-D :-D :-D
10. terrywui ( 17/10/2009 12:20)
Mahafinaritra rehefa mandresy ny tena kà !! .... tena velompanatenana sy velontsioka foana ny tenanay ! mampalaelo ty niafaran'ny TIM sy ny dadany klé ann !!

--fa hono oa locl ! iza no mitady tombotsoa amle geneve moa ?? ngah ny TGV ndray ? xxx7 ra mba niseho kely iano f tsy nanao siloety otran'io de mba nikozy kely isika ! fa izao ho an'i xxx7 iany ty : "amboary tsara ny tsipelina raha hanoratra teny gasy tsisy diso na aradalana fa raha hanao fanoratra BRB de ataovy mazava ko fa tena mahamenatra be le fanoratr'ise rehetra ao !
11. ndotofetsi ( 17/10/2009 12:22)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4074