misy Qtion kely ty ry zareo hono oa ........?

1. terrywui ( 22/10/2009 10:52)
FA IZA HOA NO RESY IZAO DE IZA NO MPANDRESY E !


tsy mila valiteny lava fa just oe iann mpandresy ! iannn resy ! zay fotsiny ! hin hin hin ! hon hon hon !
2. terrywui ( 22/10/2009 10:55)
-TGV nandresy
-GTT na TIM resy !


hatramzao alou !



hin hin hon hon!
3. Mirananirina ( 22/10/2009 11:01)
TGV nandresy
-GTT na TIM resy !


hatramzao alou
:twisted: :twisted: :twisted:
4. xxx ( 22/10/2009 14:34)
afaka mandresy ny resy ,ary afaka ho resy ny mpandresy
5. fijo ( 22/10/2009 20:55)
ny politika no mandresy,
ny vahoaka no resy
6. patrick2002 ( 23/10/2009 12:30)
Na ataonao mora aza ny fanontaniana ,mbola fanina ihany ny osy mainty mamaly azy
7. terrywiui ( 23/10/2009 13:18)
ny poliFika no mandresy,
ny vahoaka no resy
=D> =D>
8. patriick2002 ( 23/10/2009 13:21)
Na ataonao mora aza ny fanontaniana ,mbola fanina ihany ny tgvendrana mamaly azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0504