misy Qtion kely ty ry zareo hono oa ........?
1. terrywui
(
22/10/2009 10:52)
FA IZA HOA NO RESY IZAO DE IZA NO MPANDRESY E !
tsy mila valiteny lava fa just oe iann mpandresy ! iannn resy ! zay fotsiny ! hin hin hin ! hon hon hon !
tsy mila valiteny lava fa just oe iann mpandresy ! iannn resy ! zay fotsiny ! hin hin hin ! hon hon hon !
novalian'i patriick2002 ny 23/10/2009 13:21
3. Mirananirina
(
22/10/2009 11:01)
TGV nandresy:twisted: :twisted: :twisted:
-GTT na TIM resy !
hatramzao alou
6. patrick2002
(
23/10/2009 12:30)
Na ataonao mora aza ny fanontaniana ,mbola fanina ihany ny osy mainty mamaly azy
8. patriick2002
(
23/10/2009 13:21)
Na ataonao mora aza ny fanontaniana ,mbola fanina ihany ny tgvendrana mamaly azy
