MANIN RA MIONONA RY RETO DE MPETRAK TSAR AMZAY A
1. terrywui
(
08/10/2009 18:01)
mandrera tena am zavatra tsy ho tafa tsony eto nareo fa maninn rah mpetrak de tsy tabainay TGV tsony ee!! faharoa hita be oe efa tsy hanao rah sy tsy mamely miits le raison entinareo eto de mbola miditra kodetety foana !! misy anzany oe ravalo ho favori afaka folo taona zany avy ny dinika mba tsangan'ny sasany ao ambany ao !! jereo zao i Noue ref nahita oe tsy tafa tsony le GTT votany kely de naka saina izy !!! mpetraha amzay ee!!!!
novalian'i ndotofetsy ny 10/10/2009 12:53
2. Papoose
(
08/10/2009 18:21)
ka mbola tsy vita tanteraka ny lalao @ ny sasany fa aminao no efa vita ngamb
3. xxx
(
08/10/2009 18:47)
NY anao no vavan'ny KERY SAY iizay filazanao azy fa mitohy foana ,tsy manaiky zay lazainDRAVALO eo fa hahita raharaha eo enao zay tery saina io no mba mianakendry eo ,VAVANY KERY SAHY ?MATY ANDRANO beurk ,hiverian eo i noue fa lasa vacances izy
MAFY IIZANY MATAHOTRA anay PRORAVALO ,zay tsy manaiky ny forcing-ny TSOTSOKAREO efa nandevoziny ny tany ?IZAO TONY EFA 21 éme siécle bola misy DONDRINA vao colonisé hatra@SAINY ?quelle honte!!!!! d bola hilaza ny TGVENDRANA HOE Rà gasy no mikoriana ao aminy MAFY REFA VENDRANA hara@tsinaimaintiny.

4. ifiona
(
08/10/2009 19:08)
"18h00 - Les tracatations pour former le nouveau Gouvernement putschiste serait en cours. 50% de l'équipe revient à la mouvance de TGV, 25% à la mouvance Rastiraka, 25% à La mouvance Zafy! Certains Ministres font déjà leur pôt d'Adieu! La mouvance Ravalomanana est complètement écartée!
loza zany raha tena zay no mitranga. :roll:
loza zany raha tena zay no mitranga. :roll:
5. Papoose
(
08/10/2009 19:19)
ny aza hitako ho vita ihany le periode de transition nefa mbola tsisy raha tapaka!
7. vitamatavy
(
08/10/2009 19:19)
izay mihitsy no tena tsara aleo ireo hifanasa vangy eo ,zavatra tsy misy azo antenaina io ,firenena efa any ankady ary ho hita eo daholo izay hafitsokany ,miandry izahay fa handroso rapide i madagascar e,aleo manohatra
8. Papoose
(
08/10/2009 19:55)
mahareta h@ farany daholo zany koa.... na ireto mpanohitra na ny toherina zany koa!!!!
9. pink
(
08/10/2009 20:02)
vitamatavy:
izay mihitsy no tena tsara aleo ireo hifanasa vangy eo ,zavatra tsy misy azo antenaina io ,firenena efa any ankady ary ho hita eo daholo izay hafitsokany ,miandry izahay fa handroso rapide i madagascar e,aleo manohatra
Ny vahoaka na ny taranakao no ho tsindrinny sy ho lavo mandrakizay eo. Jereo fa raha nitolona ny TGV dia feno malagsy mahantra...Nony teo izy mianakvy dia gestes no betsaka fa toy tsy misy malagasy mahantra intsony...Izay manohitra gadrainy na tifirina....
10. zoam
(
08/10/2009 20:03)
mitohy ny resisitance ataon'ny mpanjanaka an'i madagasikara ,aleo ireo taranaka padesm hitondra an'io transition io aloha,ho hita eo ny hafitsokany ,za aloha kely finoana saingy
11. ifiona
(
08/10/2009 20:37)
ho hita eo zay lazain'i Roindefo radem
"DECLARATION : Le "mouvement pour la défense de la souveraineté" demande à Monja Roindefo d’arréter "d’étre dépendant des puissances étrangères".
"DECLARATION : Le "mouvement pour la défense de la souveraineté" demande à Monja Roindefo d’arréter "d’étre dépendant des puissances étrangères".
12. xxx
(
08/10/2009 20:41)
logique be ry roindefo ireny tokony allié an'i ravalomanana(MDRM) aminy maha nationaliste ny dadany nefa indrisy matiky ny seza izao voadaka fa tsy taranaka padesm
13. AndriambyII
(
08/10/2009 23:22)
Nahazo cachet misimisy izy dia angamba mety hilalao any Las vegas !!! Raha mba fantany mantsy fa vidin' aina anie ireny zavatra azony ireny , indrisy mantsy ry taniko , ,mahonena ! :oops: :oops:
15. pikatti
(
08/10/2009 23:40)
Okay e, zao vao maka tslemm mamaky sy mandilika e fa be zavatra tsy mazava ny vaovao hita ato zany
Misaotra @ le tatitra ry Ifiona a,tena manery mafy ry menasofina zany refa miady lay sôsy atsy ho atsy,
mailo enao Gasikara
Misaotra @ le tatitra ry Ifiona a,tena manery mafy ry menasofina zany refa miady lay sôsy atsy ho atsy,
mailo enao Gasikara
20. Papoose
(
09/10/2009 21:15)
:-D :-D :-D za mbola hianatra politika!tsy amelako raha tsy mba misy enti-matory ;-) :-P