Liste des messages

Liste des messages, inserés par terrywui, par ordre de date
terrywui ( 05/07/2010 14:24)
TSY TAFA TSONY NAREO RYRETO A.. NDEHA MANAMPY AN'I DILOO DAHOLO FA VITA NAREO
I DADA ZAO MITSY NO EFA NITENY FA [u]"ZAZA ALIKA DAOLO NAREO "[/u] MPIONDANA IREO TSY MANARAKA TENINDRAY AMANDRENY ZAO IZY LASA TSISY FANANTENANA INTSONY HODY FA VAO MAIKA NILENTIKA ANDAVAKA INO... suite
répondu par xxx3 le 05/07/2010 23:24
terrywui ( 05/07/2010 12:26)
MPIONDANA LANY MOFO ... NIOGAHOGA TEO SANFILY .. PETSA ABY ...
Kay tsy iza fa ry mpiondana lany mofo ireo nihogahoga kely nitondra pankarta nanevateva Fanjakana teo Sanfily ireny !! le roalahy nitoraka kapa alou efa tsara levenana ireny fa tonga de pan pan apna a... suite
répondu par xxx3 le 05/07/2010 21:40
terrywui ( 02/07/2010 11:29)
HO AN'I HERY ....
ny politia sy ny hevitra mahery vaika alefa eto de samy manao daholo fa ireo sasany manao otr'ity ve azo ekena ato iany ,tsy tokony miala IP ve ny manao tahak'ity ? sa avela ho bordel ny serasera ? ... suite
répondu par pikatti le 05/07/2010 15:31
terrywui ( 02/07/2010 07:33)
Ny maha TIM and CO azy dia ireto ! tsisy hanalàna mitsy !!!
Tena angadin'ny TIM and CO raha ny : ----- "fisehoana milay , ----- "manambonimbony tena sy miseho manajanaja tena be hoe tena zavatra ----- "rehefa imason'oul fotsiny io fisehosehoana nefa tsisy ... suite
répondu par amfhaja le 02/07/2010 13:24
terrywui ( 01/07/2010 17:12)
Manifestation : Arrétons le soutien aux Mpanongam-panjakana ...
--Hisy filaharana ataontsika mitazona ny Fitondrana amin'izao fotoana izao hatao eo à Trocadero de mihazo ny Ambassade malagasy ny sabotsy faha - 17 juillet amin'ny 10ora maraina ! mitondrà sakafo m... suite
répondu par fall le 10/07/2010 18:32
terrywui ( 01/07/2010 11:29)
MIFANABOSIBOSY HANAO COUP D'ETAT EO RY TIM and CO ...
ATSOINA NDRAY ZAO NY TAFIKA ,NY FJKM ,NY VAHOAKA ZE DONDRONA REHETRA MBA HAMONO TENA DAHOLO EEE.....!! ZANY NDRAY NO ANTSOANTSO ATAON'NY MPAMADIKA TANINDRAZANA IZAO !! .. TSY NAHOMBY TSONY LE TSINDR... suite
répondu par terrywui le 05/07/2010 14:32
terrywui ( 28/06/2010 12:16)
recapitulation :- FAY NY MPANOHITRAN'NY SERASERA .ORG LEEE.... ATAOVY IANY EEE
Mahafinaritra ery mahita anareo mpanohitra mpiondanan'ny serasera mipirina tsara sy hendry otran'izao !!...zao nareo mikombona tsara ny bebec fa tsy be wawawaw sy wouwouwuw tsony !! [u]recapitulatio... suite
répondu par terrywui le 30/06/2010 09:34
terrywui ( 28/06/2010 10:25)
valin-kafatra ho an'i Pikanety sy i 3188 ary !
ozy laisany hoe .. [u][i]rawix == fa elà ty moa mba inona ao amin'io FAT io ?sa mpilelaka vodimpoza ao fotsiny ?[/i][/u] hay tokoa moa nareo mitsamy vao niditra tato am serasera? raha tany amn miar... suite
répondu par terrywui le 30/06/2010 09:37
terrywui ( 28/06/2010 09:29)
Aok'izay ny resaka 26juin fa za amin'izay atrehina !!!
ireto no nandray anjara tam matso :.... Ny Foloalindahy no nanokatra ny matso izay nahitana ny avy ao amin’ny [u]Sekoly Miaramilam-pirenena ( Fianarantsoa ), ny Akademia Miaramila (Antsirabe), ny ... suite
répondu par AndriambyII le 29/06/2010 00:50
terrywui ( 27/06/2010 13:47)
Vita ny fety zay fa :"TONGA NDRAY NY FAMPIJALIANA NY MPIONDANA MPANOHITRA ATO "
de mihomana fa ho mafimafy noho izay nahazo anareo zay no omeko anareo manmboka anio !! aza miteny ratsy fotsiny refa tsy mahazaka fa mivoaha moramora tato fotsiny!..... ... suite
répondu par swann le 28/06/2010 12:37
terrywui ( 26/06/2010 11:59)
Aza miavonavona mou rankizy fa mba midira miresaka a!!.....Fety anie ny andro e...!!!
vao mba petsa kely ve de zao no ataonareo e!..... zao ny vola azo avy amindry kassav sy ireo tarika tonga de tena hanomboka hiditra ndray rahapitso !! -raha somary niala vola kely androany ny Fanjak... suite
répondu par terrywui le 27/06/2010 13:44
terrywui ( 26/06/2010 09:23)
J - 0 .... tonga ilay nandrasana ! mitotorebika ny vahoaka alinkisa fa jereo haingna ny télé anie e....
Oooooaayyyyy eeee...... vahoaka Malagasy alinkisa zany !!!!!! TONGA NY FETY EEE...... tena fetimpirenena tokoa !!.. de hita tokoa ireo vitsy an'isa mpamadika tanindrazana tsy mety hifaly ho an'ny t... suite
répondu par terrywui le 27/06/2010 13:57
terrywui ( 26/06/2010 09:04)
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA NA DE MALAINA NY HANKATO AZA ANIO OOOOO.....
ARAHABA .... [i]TONGA NY FAHALEOVAN-TENA MITOTOREBIKA NY FIRENENA FA TONGA TOKOA ILAY ANDRO MANANDAZA DIA ILAY FIANDRIANAMPIRENENA NO HO HENIN-KAJA KA DIA ARAHABAINA I HERY ARAHABAINA IPIKATTI ... suite
répondu par tsimendrika le 26/06/2010 09:40
terrywui ( 25/06/2010 10:40)
Hono tokoa ho'aho !!..misy fanotaniana kely ity ......
Sa[i]o tokoa ary dia mba oul any ivelan'ny Madagascar any hianareo mahasahy manosihosy ny Hasin'ny Tanindrazana ireo e ?[/i] ohatra hoe oul avy any France na oul avy any Italy any ?? tsy possible man... suite
répondu par karlu le 26/06/2010 10:02
terrywui ( 25/06/2010 10:17)
J - 1 mahery kely sisa ...Efa vonona daholo ny vahoaka alinkisa sy ny miaramila!!!
Efa vonona ny Fitondrana FAT sy ny miaramila amin'arivony maro ny hanao matso rahapitso !! --efa vory lanona koa ireo vahoaka avy any amin'ny faritany fa ora sisa isaina de ho tonga ilay andro iray t... suite
répondu par terrywui le 26/06/2010 09:20
terrywui ( 24/06/2010 10:05)
MIFALIA DAHOLO FA TONGA NY FETY E...TONGA NY ASARAMANITRA OO
AVELAO IREO MPANOHITRA VITSY AN'ISA IREO HITOLOKO SY HANIRERY EO AMORO-PATANA EO FA AVIA ISIKA IZAY VONONA HANOME VONINAHITRA NY FIRENENA HIFALY SATRIA TRATRA IHANY ILAY FAHA50TAONA NAHAZAHOANA FAHALE... suite
répondu par 3188 le 25/06/2010 15:27
terrywui ( 24/06/2010 08:54)
arahan'ny tribunal akaiky ny aferan'i dada !!! satria ....
rehefa tena natambatra kay ny isan'ny oul matiny rehetra hatramin'ny 2002 no ho mankaty de nitovitovy tamin'ny matin'i saddam tamin'ireo kurt ! satria nisy efa ho 5000latsaka kely !! ny tena betsaka d... suite
répondu par terrywui le 24/06/2010 10:01
terrywui ( 24/06/2010 07:10)
SAHINAREO VE RY OLOM-PIRENENA MALAGASY ? TE HO VOAOZONA VE ?
Malahelo fo !! Ontsa ny Fanahy !! Ory ny saina mieritreritra fa misy olom-pirenena Malagasy izao mamporisika ny olona hanimbazimba ny "Fiandrianam-pirenena" amin'izay resaka politika !! ---NOHO I... suite
répondu par Hagg le 28/06/2010 07:59
terrywui ( 23/06/2010 14:33)
HO EO AMBONIN'NY LOHAN'IZA MARINA NY TSINY ? ... ERITRERTO IHANY TY MANAONAO FOANA ITY !!!
aiza ny maha-izy anao ry Gasikarako ? terena tsy hanome voninahitra anao ny vahoakanao !! an'iza ny tsiny ? an'iza ny tody ? an'ireo mpaniraka ve ? sa ho an'ireo tsy manatanteraka ? ---TSY AN'NY HAT... suite
répondu par terrywui le 24/06/2010 10:09
terrywui ( 23/06/2010 14:09)
AZA TERENA IZAHAY HAMOAKA NY HEVITRAY2 EEEEE.....
[img]http://www.basyvava.com/s/cc_images/cache_2797616763.jpg?t=1275932261[/img][img]http://www.basyvava.com/s/cc_images/cache_2797616763.jpg?t=1275932261[/img][img]http://www.basyvava.com/s/cc_images... suite
répondu par ouioui le 24/06/2010 08:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0318