Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i terrywui, milahatra araka ny daty
terrywui
(
15/06/2010 14:56)
Vovoka i dada ke hiverina ho vovoka indray !!...
Raha mbola maniry ny hi-monolizen'i dada ny toekarena elah rafaly kely de hivavaho iany ny hiverenaniny olona efa razana iny !
hira iray ndray ary ty ! [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=1GVSP...
tohiny
novalian'i koula ny 17/06/2010 18:11
terrywui
(
15/06/2010 12:44)
tsy hitako mitsy hoe inona iany ary ty mampifalifaly foana anareo e !.....
ambany loatra manko le hevitra mba tonga ao antsainareo !! de ze daka baolina ve ry zalah no mampisahotakotaka be ny serasera.org tahak'izao ?
--sa ve mba misy fanantenana kely amin'ny mety ahazahoa...
tohiny
novalian'i terrywiui ny 15/06/2010 15:11
terrywui
(
15/06/2010 12:13)
hiangaviana ny Admin na i Hery mba hanala an'io terrywiui FOPLA io fa lasa otran'ny hoe dondrona zany koa ny bandy aminio ! OK
Raha azo hatao de palao hatramin'ny IP n'ny ordiany sy ny PCrehetra ampiasainy ny PS rehetra io faizo any daholo fa heverin'ny olona fa tena izaho tokoa le vendrana Mpanohitra Fanjakana io !
---mino i...
tohiny
novalian'i diloo ny 15/06/2010 23:08
terrywui
(
14/06/2010 17:42)
Fa ny mijery baolina dakà na ve no tsara ? sa ny mijery baolina tsy avela HIKASIKA FANJAKANA intsony e? hon hon hon
Mba te hampisafidy kely anareo ah fa toa ambany loatra manko le hevitra mba tonga ao antsainareo !! de ze daka baolina ve ry zalah no mampisahotakotaka be ny serasera.org tahak'izao hatry ny omaly le ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 15/06/2010 09:19
terrywui
(
14/06/2010 12:05)
Ny filoha Rajoelina no hitarika ny Fetimpirenena 26 juin !
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=lvItmv4dbmI[/youtube]...
tohiny
novalian'i ouioui ny 14/06/2010 17:38
terrywui
(
11/06/2010 13:46)
Ity ary misy fanontaniana iray !...tapitra eto ny lalanareo ry MPANOHITRA
--Raha tsy nanao ratsy teto amin'ny Tanindrazany ary i Dada ka tena nihevi-tena fa nadio ,tsy namono olona , tsy nangala-bolam-panjakana ,tsy nampijaly ny pokna Malagasy!!! de izao ary no fanotaniana ...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 12/06/2010 13:03
terrywui
(
11/06/2010 10:11)
MAZAVA NY RESAKA FA AOKA IZAY NY WAWAWAn'ny TIM ETO E
very tanteraka nareo ry zanpoly fa efa nivoaka izao ny sonde, analyse sy ny jugement ataon'ny firenena rehetra fa rehefa natao ny stat dia nazava be otran'ny lamba miahy fa "TSY TAFIDITRA AO ANATIN'NY...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 12/06/2010 00:06
terrywui
(
10/06/2010 19:28)
Aza ovaovaina sy avilivily le resaka fa tsotra fotsiny e.....
TSY FILOHA VOAFIDIM-BAHOAKA I DADA
ny antony ? tsy nahazo anle antsasa-manila tokony hiakarana president izy fa nanao be mokony sy nampiasa hery de niakatra teo point C tt !!.....ny fitaovana nenti...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/06/2010 12:50
terrywui
(
10/06/2010 19:28)
Aza ovaovaina sy avilivily le resaka fa tsotra fotsiny e.....
TSY FILOHA VOAFIDIM-BAHOAKA I DADA
ny antony ? tsy nahazo anle antsasa-manila tokony hiakarana president izy fa nanao be mokony sy nampiasa hery de niakatra teo point C tt !!.....ny fitaovana nenti...
tohiny
novalian'i 3188 ny 11/06/2010 15:22
terrywui
(
10/06/2010 14:18)
Aoka kely alou sao misy tsy mahafantatra! RAPPEL kely ...le investiture in-2 e !!
Aleo alou hazava mialohan'ny nareo hitsontsona be fa nanao investiture in-2 anie i dada e!! satria nahoana ????--TSY LANY FILOHA VOAFIDIMBAHOAKA IZY tamin'ny 2001-2002 fa nanandratena taminkery tao Ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2010 21:20
terrywui
(
10/06/2010 14:07)
toro-hevitra ny ahy ity ze hanaraka !!!
Tsoriko aminareo fa ratsy be zany fotopisainana ny "hanohitra foana"zany !! fotopisainan-tsika Malagasy io tsy mahatanty resy io fa tsy mba mipetraka refa petsa ! -ka izao ny anah !!...aleo ho eo alou...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/06/2010 12:43
terrywui
(
10/06/2010 11:02)
ASIO COULEUR LE QUOTE RAH METY FA MIFANGARO AMLE VO NOSORATANA
LE TALOHA IZY TENA VOAFONO TSARA SADY MILOKO...
tohiny
novalian'i xxwx ny 16/06/2010 06:19
terrywui
(
10/06/2010 10:56)
de mbola mitady inona ndray e .....
Mirehaka be ndray ao ambany ao ry Rapika sy ny namany fa hoe " MAIKA LOATRA I KLY RAYMOND NANDRAY DECISION E ouiéouyéeee.....ka miandry ze lohamboto manaraka handrava ny Fanjakana ndray ary e !!
'-...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/06/2010 13:01
terrywui
(
09/06/2010 16:40)
asio dinika POLITIKA iray vaovao ary rahery hanaovanay vinany a ...
zahay kosa aza terenareo hipitsa hanao pastera sy mopera ao amin politika mifampisafosafo ao zany kle !.....tsy de mety loatra izany fa asio dinika politika2 de raha tianao de aleo tantanan'i Andriamb...
tohiny
novalian'i swann ny 21/06/2010 09:53
terrywui
(
08/06/2010 19:27)
JEREO IREO FA HANDRANGITRA MIARAMILA NDRAY HONO ...
[u]Hetsiky ny mpitondra fivavahana
Hifamotoana amin’ny rehetra indray rahampitso
[/u] {mosimage}
Ireo Pasitera mankasitraka ny fijoroana amin’ny fahamarinana nataon’ireo tao amin’ny Hmf indr...
tohiny
novalian'i terrywui ny 10/06/2010 13:45
terrywui
(
05/06/2010 22:28)
MISAOTRA ANAREO E TAMIN'NY EFATRA TAONA LASA AZA NY FINAL SY DEMI-FINAL FOTSINY NO MBA HITA KOU
[u][i][b]Mondial 2010
Ho hitantsika mivantana amin'ny TVM avokoa ny lalao rehetra
[/b][/i][/u]
Ny filohan'ny Federasiona Malagasy ny Baolina Kitra, Ahmad kosa dia nisaotra ny Fitondram-panjakana.
Heri...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/06/2010 21:31
terrywui
(
05/06/2010 22:17)
JEREO TY FILAMBANINY BE TY ANIE ...HITA MITSY HOE MANDRANGITRA OFANJAKANA ........
Tatsy Antanimora efa bedy be tao sy nifanazava be tao hoe: afaka avel miditra soamatsara hianareo fa makà autorisation de mamangy ze havana na sakaiza ato !...de mbola ahoana ndray ?? nankany tsiafah...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/06/2010 17:51
terrywui
(
04/06/2010 09:04)
ireo misy lien !...mba azon'i hery jerena ao amin'ny SOBIKA ve ireo azafady !!..valin'ny le resakao atsy ambany hoe 'mivarotra tanindrazana "
[u]azafady letsy Billy fa lasako kely vetivety ity kozinao ty fa misy ilako azy an !!......[/u]
VAROTRA TANINDRAZANA – HARENA AN-KIBON’NY TANY NATAO VARO-BOBA
Uranium, diamants, or, émer...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 06/06/2010 01:03
terrywui
(
04/06/2010 08:28)
IO NDRAY FA NANAONAO FOANA ....ANARINA FOANA ,TENENINA FOANA ,LAZAINA NY MARINA FA EHEEEE..henoy zany razondamosina hon hon hon ...
Efa hoe toerana saro-pady Antanimora na Tsiafahy na ireo toerana rehetra "point strategique atahorana hipoaka na ho voaroba - de mbola miverina indray ilay toy ny teny Mausolé tompoko !!! Ny toerana ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 05/06/2010 23:52
terrywui
(
01/06/2010 21:13)
IZA LETSY NO MAFY SY METY HAMPIHINANA AMIN'IREO ? LE KARATEKA SA LE MITANA KALAKY ?
img]http://sphotos.ak.fbcdn.net/hphotos-ak-snc3/hs299.snc3/28591_1202864531517_1825712154_403045_2257997_n.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2010 19:58
