Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i terrywui, milahatra araka ny daty
terrywui
(
15/04/2010 14:29)
TONGA AMIN-KERY INDRAY AHO: hilamina ihany ny politika ka...
Dia samia miandry ny 24 Avrily isika fa hiaona ny filoham-pirenena Malagasy Andry Rajoelina sy ingahy mpandraharaha Marc Ravalomanana amin'io 24 Avrily io !
-- tsy misy anzany 48h omen'ny tafika zan...
tohiny
novalian'i pikatti ny 18/04/2010 21:59
terrywui
(
07/04/2010 17:21)
MARENINA TEO DAHOLO FA VERY FANANTENANA NAREO EE
Vita ny aminareo ry reto a!! ndana mitomany be de ndana manao fampiononantena amin'ny resa-be sy ny fampitahorana sy ny lainga eo fa vita ny aminareo ee!!!
RAHA HILATSAKA HO FIDIANA FILOHA ZANY EL...
tohiny
novalian'i vitalkamaoly ny 08/04/2010 11:57
terrywui
(
02/04/2010 09:00)
EFA HO FATY DAHOLO FA AOKIZAY NY WAWAWA WOUWOUWOU ETO
http://www.youtube.com/watch?v=LTeXWOUMDIw&feature=related
tsisy dikany tsony na Andry Rajoelina (TGV) na Ratsuraka (AREMA) na i Dada (TIM) no eo fa ny vavaka atao bobaka de miandry fahafatesana da...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 11:14
terrywui
(
02/04/2010 08:18)
DIRAN-DOZA NY FIANAKAM'S FATAO ATSOJAY,SAKANA,VONO HO FATY
Ny mba fahafinaretana kely hita zao de ity "vaky lalàna !" azon'ny Fitondrana ty ...! fa raha izay ato amin'ny serasera de mangidy no ato ....[quote]DIRAN-DOZA NY FIANAKAM'S FATAO ATSOJAY,SAKANA,VONO...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 11:45
terrywui
(
25/03/2010 17:09)
DIA NIHIDY SOAMANTSARA TOMPOKO MAGRO..KDAO HOY LAY PORTAIL 2
ANTSARY :..................................
[img]http://www.topmada.com/wp-content/gallery/antananarivo/Magro-Ankorondrano-180509-00008.jpg[/img][img]http://www.sobika.com/v2/img/magro_sepr2.jpg[/i...
tohiny
novalian'i Mrananirina ny 26/03/2010 14:31
terrywui
(
24/03/2010 11:21)
SAZY TSISY VALEUR-NY SAZY SAZY FOANA, SA SAZIN'ANKIZY ?
Tapa-tsinay mihitsy ny TGV rehetra ane amizao fa hoe voasazy hono ...!!
tsy hitako ze sazy eo ! handeha hivoaka ho any Chine zao ny Fanjakana handamin-draharaha ! sazin'ankizy angah ...! sazin-jaza ...
tohiny
novalian'i swann ny 25/03/2010 17:20
terrywui
(
24/03/2010 10:59)
DIA NIHIDY SOAMANTSARA TOMPOKO MAGRO ..KDAO HOY ILAY PORTAIL
FIN.......VITA NY FILM
NIAKATRA NY SORATRA
VITA MAGRO.... NOFINOFY SISA LE FANDROVITANA PATALOHA TENY
RAPIKA AZA EFA NIVATSY PATALOHA TELO ISAKY NY MEETING FA TSY NILAINA TSONY
NALAINN...
tohiny
novalian'i bazylou ny 27/03/2010 18:30
terrywui
(
24/03/2010 10:31)
TAPIDALAN-KALEHA TANTERAKA mampalahelo be ...snifff...
Eo nareo ry vendrana ireto de variana miandry sazy hiatra amin'ny TGV eo hoe hanao ahoana nefa ny oul efa mamita resaka amin sinoa atsy !...hin hin hin hin miandry vasoka be amzany fati-tsazy zany eo...
tohiny
novalian'i nilex ny 26/03/2010 07:59
terrywui
(
23/03/2010 18:10)
Mirediredy amizany fati-na sazy eto zany nareo fa tsy mirarÃ
Tsy mbola hainareo angah fa ny TGV tsy hiditra ho fidiana FILOHA zany !! fa kosa i dadanareo no condution voalohany napetrakay fa tsy mahazo milatsaka ho fidiana na miditra eto M/car akory aza satria ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 24/03/2010 11:26
terrywui
(
23/03/2010 17:46)
valinkafatra ho an'i Mirananirina !
Tena miala tsiny aminao ah Mirana fa tena tsy izaho mitsy zany nanao PS fopla nametraka ny sarinao zany ! azonao anotaniana Hery raha IP - ko zany ! fantatro ny bandy nanao anizay fika zay ! -- efa ts...
tohiny
novalian'i xxxw ny 24/03/2010 11:48
terrywui
(
22/03/2010 14:29)
VATOFOTOTRA A! tena kozy vrai ty ....!!
kobon-dravatofototra ve zao fa tsisy pokna mamaly sy mijery tsony le dinika vidaka REGARDER VIDEO..... alefalefanareo eto reny??....de jereo fa raha tsisy anah mba namaly an'ingahy de nangaina ny vida...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 27/03/2010 13:31
terrywui
(
18/03/2010 15:27)
Tonga hivanivany eo daholo zao ry vatofototra, hery, pikatti
mihevitra oe naharesy amin'ny fijeriny azy nefa tsy hainy fa vao mika aza handroso i m/car amzao fa ho trandrahina daholo ny harempirenena izao ,sady ny petrol efa mampilendalenda be n'ny firenena reh...
tohiny
novalian'i pimaso ny 20/03/2010 10:12
terrywui
(
17/03/2010 14:46)
Mandrimandry manan'aretina a?mb mihetsiketse ry Mpanohitra a
Tsy ahavitana inona ny ranomaso sy ny toloko fa mifohaza de midira serasera. mba manao ze ho afaka eto nareo mifampahery e..! antsoy i Eugene heriniaina ho leader nareo mpanohitra eto hitarika ny famp...
tohiny
novalian'i pikatti ny 19/03/2010 08:23
terrywui
(
17/03/2010 14:13)
ITY TANTARA FAMPAHEREZANA, METY HO MARINA ...
Tantara iray , angano iray ...nampanaovin'ny GIC seza rivotra sy nandohalika marina hono le HAT sy ny TGV ka nitomany aby hono..! satria tsy nanaraka ny lalàn'i MAPUTO zany ..! tsary mahazo mivoaka ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 19/03/2010 08:52
terrywui
(
15/03/2010 19:32)
AOK'IZAY IO TOETRA RATSY IO ,EFA MALAZA MITSY LAISANY ...
Tsy misy oul ze tsy mahalala andRapika sy i >Rabatista sy Toumba fa mpanao PS fopla ato amin'ny serasera.org ato !
-Defa misy oul mitsy mametraka anarana anlaisany mitsy hoe : " ZAZA SARY " laisan...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 16/03/2010 15:38
terrywui
(
14/03/2010 14:33)
IFIONA : inn ty hadalandry? notantarain'i Rapika tamiko daol
Politisienn be anie io zavavy io sady mpanapetsa be ato iany kou e....!!
Tsy mino ny saiko alou e..tsy mety manaiky ny eritreritro ....!! fa sao de mba lainganlah kosa letsy le izy ra junior a ! ty ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2010 21:52
terrywui
(
13/03/2010 10:46)
HAY VE KA TANY HALATRA ABY REO E..AFABARAKA NY ZANAK'IDADA
Efa hiala teo amin'ny Magro sy ny Tiko teo tokoa anie ny fivorivoriana fandrovitana pataloa reny e! hay tanin'oul nangalarin'i dada sy nolokiany na nampîasainy pouvoir daholo ireny tany nanorenan...
tohiny
novalian'i diloo ny 14/03/2010 21:19
terrywui
(
13/03/2010 10:10)
Efa milamm ny amin'ny le 16 marsa fa aza mikoropaka ee
[quote][u]hoy ny Jly Desiré Ramakavelo.[/u] «Taratasy milaza ny fitongilanan’ny fijerin’ny GIC manoloana ny raharaha eto Madagasikara sy any Niger no nataonay. Efa nilaozan’ny toetr’andro ny...
tohiny
novalian'i terrywiui ny 14/03/2010 14:54
terrywui
(
13/03/2010 09:45)
ETSY A ANDRANOMENA EO AM TANY MENA BE MBOLA MALALAKA O
[quote]Vaovao misongadina
[b]Resin’ny «Chambre de Commerce » ny Tiko[/b]
[u]Tsy azo amoriana vahoaka
intsony ny Magro[/u]
{mosimage}
Fandroahana avy hatrany ny « Groupe Tiko », hi...
tohiny
novalian'i Bazilou ny 14/03/2010 14:51
terrywui
(
10/03/2010 17:09)
Vatofototra: Nahazo an'i PDG NICOLAS iany aho! mahamay ingah
Efa niantso an'i PDG NICOLAS sy Onitiana aho fa hay tena tsy azo atao mitsy ony io fandikana chaine n'ny TVPlus ataotaon'ingahy io! raha ohatra ozizy ka avy ao amin'ny TVPlus iany no source hakan'inga...
tohiny
novalian'i katrikatry ny 14/03/2010 23:44
