TONGA AMIN-KERY INDRAY AHO: hilamina ihany ny politika ka...
1. terrywui
(
15/04/2010 14:29)
Dia samia miandry ny 24 Avrily isika fa hiaona ny filoham-pirenena Malagasy Andry Rajoelina sy ingahy mpandraharaha Marc Ravalomanana amin'io 24 Avrily io !
-- tsy misy anzany 48h omen'ny tafika zany ! fa ny 20jrs no omen'ny fanjakana de samy miandry anzay daholo isika mianakavy zany ! de aza mamorona zavatra hafa eo ndray koa !
--farany : HERY a ! raha tena hilatsaka elah lety de tohanay ato amn serasera fa activéo a ! managataha fihaonana amin'i President Rajoelina koa ! ---iza tsara moa le anaranle Antoko politika vaovao najoronlah iny ??
^:^

novalian'i pikatti ny 18/04/2010 21:59
4. pikatti
(
16/04/2010 12:40)
Dia samia miandry ny 24 Avrily isika
I rabitro anie leity no niteny an'io voalohany e, iny bandy iny efa fantatr'elah ihany , miroa saina lava ,tsy mahatombintsiraka
Hoy diloo ao ambany ao hoe , resaka présence fotsiny io ,satria @ izay lery mody mahazo bravo fa hoe nanao ezaka fa R8 no tsy nety (tsy nety satria tsy ho ataony io fiaraha miasa miaraka @ ry zaly nanao sonia Maputo sy Addis Abeba io) izany hoe efa apetraka mialoha ny vato-misakana,tsss aza mivarotra saka be loha bainn a
Ary ahoana aloha ty farandro ataon'elahy tori-teny lava ty e :-D :-D
5. bobimarolahy
(
16/04/2010 20:48)
Filoham-pirenena ny ary,
Ialahy irery no nifidy an'io bandy kalitaka kely tsofin'ny rivotra mankary dia ary tsofiny mankany dia any. Tsss
Masoso-poza
Ialahy irery no nifidy an'io bandy kalitaka kely tsofin'ny rivotra mankary dia ary tsofiny mankany dia any. Tsss
Masoso-poza
7. pikatti
(
18/04/2010 21:59)
Ka ilay olom-baovaoa tsy voatery ho favy koa an, inona moa fa tsy olom-baovao ity Rajoelina ity fa raha izao kosa tena aleo ihany ny fitondrana teo aloha, izao potika daholo @ ty polifika lava ty :oops: :oops: