SAZY TSISY VALEUR-NY SAZY SAZY FOANA, SA SAZIN'ANKIZY ?
1. terrywui
(
24/03/2010 11:21)
Tapa-tsinay mihitsy ny TGV rehetra ane amizao fa hoe voasazy hono ...!!
tsy hitako ze sazy eo ! handeha hivoaka ho any Chine zao ny Fanjakana handamin-draharaha ! sazin'ankizy angah ...! sazin-jaza seza rivotra hon hon hon hon hon =)) =)) =)) =))
tsy hitako ze sazy eo ! handeha hivoaka ho any Chine zao ny Fanjakana handamin-draharaha ! sazin'ankizy angah ...! sazin-jaza seza rivotra hon hon hon hon hon =)) =)) =)) =))
novalian'i swann ny 25/03/2010 17:20
2. katrikatry
(
24/03/2010 11:32)
La démission de trois ministres du gouvernement de la HAT serait évoquée, il s’agirait selon nos sources :
Gilbert Harisoa Raharizatovo, ministre de la Culture et du Patrimoine.
Rolland Ranjatoelina, ministre des Transports.
Athanase Tongavelo, ministre de l’Enseignement supérieur et de la Recherche scientifique
Maty aho tgVENDRANA =)) =)) =))

3. swann
(
24/03/2010 11:37)
marenina teo elah fa tsy mamoromporona otran'i vatofototra eo lety fa mbola soavaly velona ny anay zao a!
4. savonyvava
(
24/03/2010 11:44)
Manapetsa indray ry zalahy ato zany leuleu,mihinanan'y ampangony wiwi :-D :-D :-D
5. pikatti
(
24/03/2010 11:55)
La démission de trois ministres du gouvernement de la HAT serait évoquée, il s’agirait selon nos sources :
Gilbert Harisoa Raharizatovo, ministre de la Culture et du Patrimoine.
Rolland Ranjatoelina, ministre des Transports.
Athanase Tongavelo, ministre de l’Enseignement supérieur et de la Recherche scientifique
Gilbert Harisoa Raharizatovo, ministre de la Culture et du Patrimoine. efa nilaza mihitsy fa tsisy afa tsy ny fifandinihana fa tsy ny ziriziry lava io no hitadiavana vaha olona =D>
6. pink
(
24/03/2010 18:30)
terrywui:
Tapa-tsinay mihitsy ny TGV rehetra ane amizao fa hoe voasazy hono ...!!
tsy hitako ze sazy eo ! handeha hivoaka ho any Chine zao ny Fanjakana handamin-draharaha ! sazin'ankizy angah ...! sazin-jaza seza rivotra hon hon hon hon hon =)) =)) =)) =))
sao variana mandromba foana eo ry rawui. fa ny tarinareo izao efa mailo fa sao votsitra amin'ity sazy ny haza natao nandritra ny coup d'etat.
Tratrany dadanay eo ianao io ka tsy hazaka hitsoaka intsony an
7. fijo
(
24/03/2010 23:06)
efa manomboka mikorontana daholo,i roger luc koa efa nampitandrina ny sasany fa tsaratsara kokoa hoazy ireo,ny mipetraka tsara.
8. stalingrad
(
25/03/2010 16:24)
sao variana mandromba foana eo ry rawui.tsisy resaka fandrobana zany tsony zao fa ny fiatrehana ny fifidianana sy ny fanaovana tongasoa ny chinois zao no malaza e! !le kisazisazy tsisy dikany iny efa nitsefotra koa !!
--
efa manomboka mikorontana daholo,i roger luc koa efa nampitandrina ny sasany fa tsaratsara kokoa hoazy ireo,ny mipetraka tsara.fampitandremana foana heritaona zay no azo avy amn TIM sy ny forongony mpanohitra reo nefa tsy ita akory ze vita !!!!!!
Tratrany dadanay eo ianao io ka tsy hazaka hitsoaka intsony annnnntttssssooooo.....de rediredy mitapy sisa atao eto fa tsisy dikany daholo ny raison laisany ry mpanohitra a .....!!
http://www.youtube.com/watch?v=1d-pjm5PWaU&feature=related
9. swann
(
25/03/2010 17:20)
tandremo kou fa vao mizesizesita aminle miseho manambonimbony tena eo de ireto no managoaka a..!