Vatofototra: Nahazo an'i PDG NICOLAS iany aho! mahamay ingah
1. terrywui
(
10/03/2010 17:09)
Efa niantso an'i PDG NICOLAS sy Onitiana aho fa hay tena tsy azo atao mitsy ony io fandikana chaine n'ny TVPlus ataotaon'ingahy io! raha ohatra ozizy ka avy ao amin'ny TVPlus iany no source hakan'ingahy azy de mety !! fa raha avy any amin'ny blogin'ingahy de tena fahotana mahafaty mihitsy ! ny an'ingahy anefa avy any amin'ny blogin'ingahy no amoahana ny vaovao !! izany hoe malaza be zany alou ny blogin'ingahy fa hitan'ny olona rehetra vao izay ny an'ny TVPlus !!!
--zao ny PUB sy ny Annonces tokony ho an'ny TVPlus na ho an'ny serasera.org petahin"ingahy samirery any !! mety efa nitombo be avo telo heny zao ny aferafera ratsin'ingahy amin'io asa maloto io !!
faharoa : sady aza manao mamo miantso polisy r'ingahy ry fa za ary no tokony hanapetsa anareo a!
-fahatelo : refa mandefa anireny vidaka ireny kou ingahy de aza manaratsy ny TGV anay fa ny video fotsiny alefa eo !!
--Tadidio koa fa FRANCE = TGV
Resy ny TGV vao mety tsy hifandona amin'ny Bulldozer ingahy fa raha izao de izahay no tompon'ny fahefana !

répondu par katrikatry le 14/03/2010 23:44
2. terrywui
(
10/03/2010 17:12)
VIVE TGV
TGV FOREVER
VIVE TGV
TGV FOREVER
VIVE TGV
TGV FOREVER
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>

4. cbd
(
10/03/2010 17:34)
terrywui:tena efa lasa adala ty bandy ty! miseho mahay lalana nefa tena V marina! mba misaina kely lerony a! ny vidaka rehetra rehefa mivoaka ao @ youtube na dailymotion d midika zany fa azo alaina ry V a !!! tsitako mints we inn ny blèm ty bandy V ty e! rehefa tsy mahazaka lé moly d hajanony fa aza eto no miseho mahay lalana !! sady tsy narao V akory no nanao ny lalana fa aza V ihany wa e!
Efa niantso an'i PDG NICOLAS sy Onitiana aho fa hay tena tsy azo atao mitsy ony io fandikana chaine n'ny TVPlus ataotaon'ingahy io! raha ohatra ozizy ka avy ao amin'ny TVPlus iany no source hakan'ingahy azy de mety !! fa raha avy any amin'ny blogin'ingahy de tena fahotana mahafaty mihitsy ! ny an'ingahy anefa avy any amin'ny blogin'ingahy no amoahana ny vaovao !! izany hoe malaza be zany alou ny blogin'ingahy fa hitan'ny olona rehetra vao izay ny an'ny TVPlus !!!
mankaleo be ny rediredin'ty bandy ato ty a !
mankaleo
mankaleo
mankaleo
mankaleo
mankaleo
mankaleo
mankaleo
7. pikatti
(
10/03/2010 23:34)
tena efa lasa adala ty bandy ty! miseho mahay lalana nefa tena V marina! mba misaina kely lerony a! ny vidaka rehetra rehefa mivoaka ao @ youtube na dailymotion d midika zany fa azo alaina ry V a !!! tsitako mints we inn ny blèm ty bandy V ty e! rehefa tsy mahazaka lé moly d hajanony fa aza eto no miseho mahay lalana !! sady tsy narao V akory no nanao ny lalana fa aza V ihany wa e!:-D :-D :-D :-D kotsabe elah rawix ,tsisy miraharaha akory anie ny rediredin'elah e,ny vaovao mitosaka foana :-D :-D
mankaleo be ny rediredin'ty bandy ato ty a !
hihihihh izao ngah vao kobonareo izany?
ka rawxi anie ry zalahy natao hirediredy ny contrat nakako azy eto @ serasera e :lol:
8. xxxw
(
11/03/2010 00:56)
Efa niantso an'i PDG NICOLAS sy Onitiana aho fa hay tena tsy azo atao mitsy ony io fandikana chaine n'ny TVPlus ataotaon'ingahy io! raha ohatra ozizy ka avy ao amin'ny TVPlus iany no source hakan'ingahy azy de mety !! fa raha avy any amin'ny blogin'ingahy de tena fahotana mahafaty mihitsy ! ny an'ingahy anefa avy any amin'ny blogin'ingahy no amoahana ny vaovao !! izany hoe malaza be zany alou ny blogin'ingahy fa hitan'ny olona rehetra vao izay ny an'ny TVPlus !!!
--zao ny PUB sy ny Annonces tokony ho an'ny TVPlus na ho an'ny serasera.org petahin"ingahy samirery any !! mety efa nitombo be avo telo heny zao ny aferafera ratsin'ingahy amin'io asa maloto io !!
faharoa : sady aza manao mamo miantso polisy r'ingahy ry fa za ary no tokony hanapetsa anareo a!
-fahatelo : refa mandefa anireny vidaka ireny kou ingahy de aza manaratsy ny TGV anay fa ny video fotsiny alefa eo !!
--Tadidio koa fa FRANCE = TGV
Resy ny TGV vao mety tsy hifandona amin'ny Bulldozer ingahy fa raha izao de izahay no tompon'ny fahefana !
Hatsaharo ny ranomasonao nama a!,lehilahy lehibe ve sa zazakely e! :twisted: :twisted:
9. milamm
(
11/03/2010 03:00)
zao zany le izy e ty kofa manokatra resaka ty ze nafahany frantsay tany @ tobiny marary saina any paris 19e de tgv(lazainy oe tgv=frantsay azy reo ny laka eritreriny samirery tokony hiadina hevitra v ??? TSIA tapitra atreo...) :lol: :-D nefa teny tsy misorona ela les ry gerard mipetraha tsara fa voaendy nge ela @ le tsy ampoinzla iny refa nde hitendry any ampiangonana vao saina tonga na ivoaka ny trano ikandra vao oe nisy inn(No sy adiresinla aza efa voapaingotra aty @ sisiny fa milamm ela otranah :-D )raharampirenena tsy zakany hozadohanla io :wink: tsisy fantatr'ela akory fa boloky asainy tgv mitatatata eto fotsn =)) =))
10. milamm
(
11/03/2010 03:18)
misy anzay toerana pantin zay les ry gerard sy tanana antsoina oe st denis 93, ao paris ao mila tsinjovina a de mba tonga saina ;-)aza miredirdy tsony eto hafatra averiko io sao oe tsy napoiziko avy eo oe fa nahoana :lol:
11. Mirananirina
(
11/03/2010 12:08)
Tadidio koa fa FRANCE = TGVzany angaha :) aza miteniteny foana.TGV =Mpangalatra fanjakana.Mahamay koa ianareo fa hoavy koa atsy ho atsy ny declaration d'impots.Zany hoe ny volan-dramalagasy izany no andoavanareo an'io avy eo tsss..........sa ny karaman'i wui € sa i tgv no manome.hihihi
12. fijo
(
11/03/2010 22:26)
tena petsa letsy rawix fa mipetraha,fa za anie ts hiaro an'ialahy eo rah amitroatra ny vahoaka e
13. pikatti
(
11/03/2010 23:10)
Maty elah rawix,leo anlah ny pokna :-D :-D ny anelah tsy dinika fa refa tsy mitovy hevitra @lah de ompain'elah , raha tratran'ny marina elah de midelira :-D
14. katrikatry
(
11/03/2010 23:10)
hijinja na nafafiny @ zay vao taitra, hotran'y olona marary saina izany no fahitako an'iterrvui :idea:
15. diloo
(
12/03/2010 00:23)
Manamosy:
Aza dia manao tamba be loatra an'i Rawix e!
Fa ity misy tantara fohy an'i Manamosy:
Fa ahoana kay ry Emanoelina? Notapahan'elah nga ny volon'i berta kle?
:-D
Tsy tokony misy hiomezan'elah eo ary tsy rarahin'i Emanoelina ina ny volon'i Berta bory e! Izao izy manja manao coupe garçonnet.=))
misy mifampiananeumanoelina

17. terrywui
(
13/03/2010 09:35)
:-D :-D :-D tsy idiran'ny voambotavo zany resaka zany fa marenina daholo lisany fa mandreraka e!
---vatofototra no tena ilaiko eto !!!
FRANCE = TGV
FRANCE = TGV
hon hon hon hon hin hin hin her her her mpangalatra chaine n'oul ....!!
O ry Vendram-potaka ..! vakio tsara le izy ry acb fa elah ve nianatra nanoratra sa aona e! raha nalainlah avy ao amn chaine n'ny TVPlus le izy ry DONTO de mety a! fa raha source avy ao amin Bloginlah de tsy mety !! mazava ve zay sa averina impiry kou vao ho azokazonlah ratsy ??? donto vendrana aby reto !!! :-D :-D :-D

18. pikatti
(
13/03/2010 10:15)
:-D :-D ahoana lesy rawix nanonofiratsy elah zany bainn , vao maraina elah de mila akisa @ vatofototra sahady
Ao lesy ny vaovao a, tena hitan'elah tsara le coup d'état ve sa ampiana e,tonga leisy de ataovy ao ny listr'ireo tary mpanongana reo a, @ zay elah tsy ataoko ao anatiny :-D :-D

19. terrywui
(
13/03/2010 11:26)
vakio tsara le izy ry acb fa elah ve nianatra nanoratra sa aona e! raha nalainlah avy ao amn chaine n'ny TVPlus le izy ry DONTO de mety a! fa raha source avy ao amin Bloginlah de tsy mety !! mazava ve zay sa averina impiry kou vao ho azokazonlah ratsy ??? donto vendrana aby reto !!!:-D :-D :-D raha mila fanazavana fanampiny elah de antsoy ah na mankanesa aty atrano St Denis :-D :-D :-D :-D :-D
20. katrikatry
(
14/03/2010 23:44)
raha mila fanazavana fanampiny elah de antsoy ah na mankanesa aty atrano St DenisVonoin'olona ao ingahy :oops: :x