Tonga hivanivany eo daholo zao ry vatofototra, hery, pikatti
1. terrywui
(
18/03/2010 15:27)
mihevitra oe naharesy amin'ny fijeriny azy nefa tsy hainy fa vao mika aza handroso i m/car amzao fa ho trandrahina daholo ny harempirenena izao ,sady ny petrol efa mampilendalenda be n'ny firenena rehetra ny fisiany eto m/car ! tsy maintsy atao ny fifidianana ,tsy maintsy ampandrosona ny firenena na inona miseho na inona ! tsisy mataoatra sazy eo !! .....basy kalack , grenade ,bombe aza nalefanareo tsy nampihotsona kou ...!!
VIVE TGV
VIVE TGV
VIVE TGV
TGV FOREVER
TGV FOREVER
TGV FOREVER
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
VIVE TGV
VIVE TGV
VIVE TGV
TGV FOREVER
TGV FOREVER
TGV FOREVER
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
novalian'i pimaso ny 20/03/2010 10:12
3. terrywui
(
18/03/2010 15:43)
ity ndray ary hira kely e ...! sady mba hanaovanareo arozazy amle sazy nilatsaka !!
http://www.youtube.com/watch?v=EKHv_ZJ_LYw
http://www.youtube.com/watch?v=NhmVilENdFI
http://www.youtube.com/watch?v=EKHv_ZJ_LYw
http://www.youtube.com/watch?v=NhmVilENdFI
4. zokybe
(
18/03/2010 16:23)
Ary toa manao solo @ sujet sokafana nareo izany ry tery(saina). Mahavita be e...
5. bekafara
(
18/03/2010 18:39)
tsy omena tsiny ianao ry wiwi f'efa manomboka mitsiry indray izao ny ahitra ka dia tohizo fa faly izahay eto miheno ny rediredinao :-D :-D :-D
6. terrysaina
(
18/03/2010 19:45)
efa hoe tsy rarahinay izany sazy izany ,ny firenena efa miha mandroso hatraminy naha tsy teo an'ny dada izay
izao hidina ny vidin'ny ppn ary ny agoa efa hisy ahasolo azy
hon hon hon
izao hidina ny vidin'ny ppn ary ny agoa efa hisy ahasolo azy
hon hon hon
7. pikatti
(
19/03/2010 08:42)
tsisy mataoatra sazy eo !! .....basy kalack , grenade ,bombe aza nalefanareo tsy nampihotsona kou
Tsy lasa lty ny tgvn'elah a, na inona lazainy !!! tokony rivo-doza ciblé ao @ radomelina mihitsy aza no nalefan'ny avo :lol: :lol:
Ahoana leity rakidoro a, andefaso ao leisy le sikidy , foafoa ,masina masina....! :lol:
8. vitalkamaoly
(
19/03/2010 10:38)
vendrana mitsy hoa reto akamako terysaina reto.tenenina fona ry zalahy fa eee...dondrona.
