valinkafatra ho an'i Mirananirina !

1. terrywui ( 23/03/2010 17:46)
Tena miala tsiny aminao ah Mirana fa tena tsy izaho mitsy zany nanao PS fopla nametraka ny sarinao zany ! azonao anotaniana Hery raha IP - ko zany ! fantatro ny bandy nanao anizay fika zay ! -- efa tsy mahagaga tsony lery fa oul midegany be iny ! ...ka na Rapika zay na i ra batista dit zoam fa lereo iany no mpanaonao zava-doza ato ami serasera ato (ohatra : teny ratsy , video porno mamoafady, "kitifitifitra be" ozizy ny filazany azy ) ka rah mieritreritr anah nareo sy ifiona de tena diso hevitra mitsy !

:-* :-* :-*
novalian'i xxxw ny 24/03/2010 11:48
2. terrywui ( 23/03/2010 18:16)
POROFO ? ---jereo lery raha manisy resaka momba an'io mitsy ao ambany rehetra ao ...! mody fanina be ..!
3. lelimpi ( 23/03/2010 22:30)
matahotra ny miresaka anao ato ny sipakely ry terrywui ,soa mantsy dia ataonao malaza be eto hoe voanao ,ianao mantsy laza ratsy izay ihany 8-)
4. fijo ( 23/03/2010 22:45)
petsa indray zandry le
5. terrywui ( 24/03/2010 10:09)
lelimpi ==== efa itany io lety fa mangina elah fa tsy bordel otranlah akory i mirana ! efa fantany zao ny setroka sy ny ranomaso ,hainy tsara ny nanao hadalana be teto !

--fijo == ary za otran'ny petsainareo zany foana razoky tato ho ato an ...! :evil:
6. pikatti ( 24/03/2010 10:24)
-fijo == ary za otran'ny petsainareo zany foana razoky tato ho ato an ..
:-D :-D :-D
Tsy elah leisy no petsain'oul fa ny resak'elah bainn a
Ary mba ataovy resaka politika fa gafigafin'elah daholo ny oul sy ny dinika :roll: :roll:
7. terrywui ( 24/03/2010 11:10)
Tsy elah leisy no petsain'oul fa ny resak'elah bainn a
Ary mba ataovy resaka politika fa gafigafin'elah daholo ny oul sy ny dinika

ny hanaovan'i mirana anlah ary zao mba eritrereto kou fa tsy eo elah no mody fanina be eo :-D :-D :-D :-D
8. xxxw ( 24/03/2010 11:48)
Lasa adalan'ny politika enao ouioui, tsotra ny anatro ho anao , mifindra dinika raha tsy zakanao ny dinika politika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0847