HAY VE KA TANY HALATRA ABY REO E..AFABARAKA NY ZANAK'IDADA
1. terrywui
(
13/03/2010 10:46)
Efa hiala teo amin'ny Magro sy ny Tiko teo tokoa anie ny fivorivoriana fandrovitana pataloa reny e! hay tanin'oul nangalarin'i dada sy nolokiany na nampîasainy pouvoir daholo ireny tany nanorenany TIKO sy MAGRO ireny ny ankabetsahany! vao maika zany hitombo ny sazin'i dada kou inona ndray !
aleo alefa ndray zany "le zavatra " de mba soulager kely nareo hon hon hon hon
http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEA
Araka ny fantatra nandritra ny fitsarana dia fifanarahana fampanofana tany mandritra ny 40 taona no nifanaovan’ny «Chambre de Commerce» sy ny «Groupe Tiko». Tamin’ny taona 1998 no voalaza fa voasonia io fifanarahana io ary mbola tsy nandoa hofan-tany ny «Groupe Tiko»na indray mandeha aza. Nandritra ny fotoana nitantanan’ny Filoha teo aloha ny firenena izany dia niangona tsy voaefa io hofantany io
aleo alefa ndray zany "le zavatra " de mba soulager kely nareo hon hon hon hon
http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEA
novalian'i diloo ny 14/03/2010 21:19
2. terrywui
(
13/03/2010 11:23)
hala-tany, hala-bola , hala-bady ...tsisy zavatra tsy nangalarin'i dada teto amin'ny tanana fa de ny tena no menatra e ! ireto mpanaraka azy ireto no de tena mampalahelo fa nampisotroiny ronono amin'ny pO DAHOLO DE NISOTRO BBEEEUURK OZY RABAZYLOU ZAY
3. andrywui2002
(
13/03/2010 11:26)
efa mba i tgv aloha ny eo dia izy resahana hoe maninona ny fitondrana toa tsy mandeha ,nilaza fa mahavita tena ,ny ppn sy ny sisa
4. terrywui
(
13/03/2010 11:28)
andefasako ANGILETERA eo kou elah vao takina eo fa.... =)) =)) =)) =))
6. zama91
(
13/03/2010 15:11)
ialahy ihany anie rawix no mampiasa ps bobaka be eto e ,
terrysaina,andrywui2002 =ialahy ihany f'aza mivarotra saka beloha eo ,efa kobo ato daholo anie ny IP an'ialahy e
terrysaina,andrywui2002 =ialahy ihany f'aza mivarotra saka beloha eo ,efa kobo ato daholo anie ny IP an'ialahy e
7. terrywui
(
14/03/2010 14:04)
koboko ane elah rabatista fa za mody fanina fotsiny e! elah daholo ireo de mbiola miampy anle oui oui sy le ravalowui ! modiako gisa elah de mihevitra ahy oe tena tsy maharaka ?? aona le ho any amlaisany alou e! otran'ny RER letsy no mety fa toa tanana voahozon'ny bouchon any amlaisany any kah vao eo amn N6 defa kenda 2h vao toga eny amle fiakarana be ve lee..! RER D ve le makany ? de andrasonlah any ah !
8. pikatti
(
14/03/2010 14:09)
ialahy ihany anie rawix no mampiasa ps bobaka be eto e ,
terrysaina,andrywui2002 =ialahy ihany f'aza mivarotra saka beloha eo ,efa kobo ato daholo anie ny IP an'ialahy e
:-D :-D :-D petsa elah rawix
9. terrywui
(
14/03/2010 14:17)
Andao ary isika lah hitanisa ny PS fopla rehetra natao tato de ho hita eto ze tena marina ! manomboka hatrany amn Rangorivao69 hin hin hin hin nenah manomboka amin "Pengiun" ...tadidinlah ve io ! nahakivy be andrapenguin iny ?? :-D :-D :-D :-D
10. pikatti
(
14/03/2010 14:40)
Fa angah leity rawix tsy elah ndray iny rangory sy penguin fopla reny klé
11. terrywiui
(
14/03/2010 14:40)
Izaho ihany leisy reny rapika a!!.......... fa le andrywui iny aloha mbola alaheloko @ rahery mafy e,
Fangatahana antanan-droa @ Ramosé Heriniaina Eugène,mifona t@ ireny ditrako ireny aho Tompoko o :@ :@
Fangatahana antanan-droa @ Ramosé Heriniaina Eugène,mifona t@ ireny ditrako ireny aho Tompoko o :@ :@
12. diloo
(
14/03/2010 21:19)
La dictature faty:
Tena misy tokoa ny demokrasiam-paty :evil:
Coup bas politique de la HAT:
Amin'ny le 16 mars izany no fotoana fa tsy ilaina ny fametrahana fanjakana HAT mitovy amin'i Birmanie(soutenu par Total) ary ny Corée du Nord. :twisted:
Décidément, la hat prouve qu’elle tient vraiment les règnes du pays. L’opposition est totalement tétanisee. Il est désormais impossible de se dresser contre cet état de fait. Aux dernières nouvelles, la préfecture de police et la Commune Urbaine d’Antananarivo n’ont donné aucune réponse favorable aux demandes de la mouvance Madagascar « de tenir une réunion hors Magro. » Anosy, Malacam, Palais des Sports, Antsonjombe sont interdits aux opposants quels qu’ils soient.
Tena misy tokoa ny demokrasiam-paty :evil:
Coup bas politique de la HAT:
D’après une lecture juridique de la récente décision de la justice, « le verdict du tribunal de première instance sur le litige opposant le groupe TIKO à la chambre de commerce d’Antananarivo, est suspendu. Les avocats du groupe TIKO ont fait un appel. » En attendant la décision de la cour d’appel, les trois mouvances pourront toujours continuer leur revendication. « Cette affaire est plutôt louche », déclare un leader de la mouvance Ravalomanana. « Elle revét plutôt un caractère politique que juridique. Confirmer que TIKO n’a pas respecté l’engagement n’est pas vrai ; avant le black monday, c’était un centre commercial». Et de terminer « TIKO a été un bon payeur, et n’a jamais envisagé de ne pas s’acquitter de son du.
« Si nous avons choisi de rester dans l’enceinte du Magro, c’est pour le respect de l’ordre public. Nous expulser d’ici nous incite à descendre dans la rue. »
Amin'ny le 16 mars izany no fotoana fa tsy ilaina ny fametrahana fanjakana HAT mitovy amin'i Birmanie(soutenu par Total) ary ny Corée du Nord. :twisted:
