EFA HO FATY DAHOLO FA AOKIZAY NY WAWAWA WOUWOUWOU ETO

1. terrywui ( 02/04/2010 09:00)
http://www.youtube.com/watch?v=LTeXWOUMDIw&feature=related

tsisy dikany tsony na Andry Rajoelina (TGV) na Ratsuraka (AREMA) na i Dada (TIM) no eo fa ny vavaka atao bobaka de miandry fahafatesana daholo !!

--asio dinika momba ny vavaka lety ato rahery ato mba hibebahana a!
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 11:14
2. Mirananirina ( 02/04/2010 09:24)
asio dinika momba ny vavaka lety ato rahery ato mba hibebahana a!
efa misy ao eh...hita fa mankaleo be mihitsy ry terry an
3. terrywui ( 02/04/2010 11:02)


http://www.youtube.com/watch?v=u5Cgu71bnMA&feature=related

veloma daholo ravatofototra , veloma hery , veloma mirana :* ,veloma noue :* , veloma, ifiona :* , veloma rapika be fahotana :twisted: ,veloma rabatista miavonavona :evil: ,veloma bekafara be style .....


VELOMA DAHOLO AFAKA ROA TAONA FOTSINY ANIE ZANY E ....


http://www.youtube.com/watch?v=11iCmzGnOI8&feature=related
4. locl ( 02/04/2010 11:26)
Aza mbola manao veloma fa ity misy fanontaniana, raha hanao resam-pivavahana dia manontany anao aho hoe:
Mpino ve hianao sa mpivavaka?
5. andrywui2002 ( 02/04/2010 12:24)
sady mpino aho no mpivavaka koa ,izay fa veloma daholo e
@ roa taona indray izany hon hon hon
6. andrywui2002 ( 02/04/2010 12:25)
saika adinoko veloma koa any @ yuka :* :* :*
izay fa any @ paradisa no mihaona e :-D :-D :-D
7. terrysaina ( 02/04/2010 13:02)
saika adinoko veloma koa yuka mahafatifaty kely :-*
TEGEVE mpananihany :lol:
bisous letsy noue an sans rancune
8. ifiona ( 03/04/2010 12:56)
wiwi >> fa ho aiza sé?
9. ndotofetsy ( 03/04/2010 17:35)
tsy mitana ze tsy tamana eeee
ndana de any @ afobe mifanenjika

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. dadabe ( 04/04/2010 03:11)
:lol: :lol:
11. pikatti ( 06/04/2010 11:14)
asio dinika momba ny vavaka lety ato rahery ato mba hibebahana a!

elah aloha @io resak'elah manevateva olona sy manendrikendrik'olona io no tena mila mibebeka bainn a,
Fikan'elah anie efa mazava e, manaratsy olona elah satria tsy reven'ny olona dia lazaina fa ny hafa indray no manao an'io,tsy avotra leisy le paikak'antitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0684