Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i terrywui, milahatra araka ny daty
terrywui ( 01/06/2010 08:54)
M/CAR = TGV ----- FRANCE = 2éme TGV ... Mbola miraikitra amin'ny TGV ary TGV i France
Raha tinareo ho hay dia mbola eto amin'ny "TANINAY" izahay eto FRANCE !!... -Raha eto France no resahina dia mbola afaka manao izay rehetra azony atao ny TGV eto ! -Ho anareo be vava dia mitandrema ... tohiny
terrywui ( 31/05/2010 20:05)
NIHETSIKA TATO ANDROANY NY HADALAN'NY TGV .....
LASA KAONDRANA TENY BEHORIRIKA TENY NY TGV ANDROANY TONTOLO ANDRO ...NANDALO HONO RAHERY DE NIJERY HOE ADALA LE TGV AVY EO DE NIJERY FOTSINY NY HADALANY FA TSY NITENY MIHITSY .. [u]--Izao anefa : ada... tohiny
novalian'i bekiraro ny 03/06/2010 01:41
terrywui ( 31/05/2010 13:39)
Jereo fa vao namono olona indray ny MPANOHITRA !....
[u]Raharaha nahafaty ny Lt Théodule : « Handray fepetra ny fanjakana» hoy ny jeneraly Camille Vital [/u] Efa mandeha ny fanadihadiana mikasika ny raharaha nahafaty ilay manamboninahitra teny... tohiny
novalian'i bekiraro ny 03/06/2010 01:47
terrywui ( 31/05/2010 13:18)
Mamoaha PS tokana sy vrai raha hiresaka fa aza miafikafina e! ny ahy io iray io de io !.....HANO FA HENA io raha tsy mpiraharaha vahoaka izahay
Na tiana aloha na tsy tian de tsy maintsy RAD n'ny malagasy ny TGV satria olona tsy tia tena = milay, tsy tia seza zany fa ny fiainampirenena sy ny vahoaka no tsinjoviny = milay (raha tia tena koa an... tohiny
novalian'i bekiraro ny 03/06/2010 01:49
terrywui ( 31/05/2010 12:35)
zao no porofo fa saro-taoatra kely ireto MPANOHITRA ato ireto !!... VANGY=64 points --ny mamaly 6pers .....
Maninona ry lerony raha mitomban-dahy a !...vao petsa kely fotsiny ve ny FIGN defa ny tsy fidirana serasera no ataonlaisany e !!?? ..ny serasera angaha no nampihinana anilisany fa tsy i ZAFERA ???...h... tohiny
novalian'i bekiraro ny 03/06/2010 01:53
terrywui ( 31/05/2010 10:16)
TSY MILA ,TSY MILA ATAO FILOHA, TSY MILA ADY TOERANA MAFY TOA ANIZAO ATAON I DADA IZAO NY TGV ....
Fa kosa hijoro ho Ray Amandrenin'ny Malagasy Hananatra ireo be aferafera ratsy sy MPIBODO ny ECONOMIE sy ny Fihariana rehetra eto M/car ho an'olon-tokana !!....tsy hisy amin'ny tanana intsony zany fa ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2010 21:07
terrywui ( 30/05/2010 21:26)
MBA AOKIZAY E!...MBA MAHALALA RERAKA AMZAY FA NY VAHOAKA AZA EFA NIALA TSY NANARAKA ANAREO TSONY LE 2000 KELY TEO AMIN MAGRO FAHINY RENY ....
..mba mipetraha ndray anie nareo ry Mpanohitra anie nareo de mba manajà tena ndray refa tsy nety fona ze natao rehetra de aleo ndray mba hanao ny Fanjakana ahitanareo azy aleo hiasa ny oul fa mampala... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/06/2010 00:51
terrywui ( 29/05/2010 22:58)
tena resaka serieux ho an'ny MPANOHITRA ity ...!!
hono hoa ry reto ....!! inona ndray moa zao no mba fanantenanareo zao ? satria le FIGN nahabe vava be anareo teto teo alou teo reny ity jereo ty niafarany fa nitsefotra ? --tena fanotaniana matotra n... tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:04
terrywui ( 29/05/2010 22:24)
ASIO COULEUR IHANY RY ADMIN HANAVAHANA AZY FA MISANGOJINGOJY BENIANY LE KOZY ATO A
Na le hoe rehefa afaka adiny iray de lasa malefaka kokoa le lokony ary afaka adiny dimy de lasa fotsy mitsy!!.... ireny zao tonga de milay e!.... tena noir et blanc be otran'ny FILM CHARLOT zany le at... tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:01
terrywui ( 28/05/2010 20:46)
salut rahery ! misy kozy kely !
otran'ny tsy pratika tsara oa le famaliana anle dinka fa sao de tokony hazavaina kely za alou tena misangojy be e !ndraindray lasa roa le dinika lasa ! ndraindray mifangaro lasa ny dinikako sy le anla... tohiny
terrywui ( 28/05/2010 17:17)
MILAY , MILAY DAHOLO ZE NISEHO TAMIN'NY FIAINA-POLITIKAN'NY TGV...
NA IO LE FAHAZAHOANA AN'ILAY 80% TAM ELECTION MAIRE INY = MILAY NA IO LE FAHAZAHOANA NY LAPA REFA TSY TIAN'IDADA TSONY INY = MILAY NA IO LE FAHATSANGANAN'NY GOVERNEMANTA SY MINISTRA VAOVAO ITY = MIL... tohiny
novalian'i terrywui ny 28/05/2010 20:42
terrywui ( 28/05/2010 17:16)
MILAY , MILAY DAHOLO ZE NISEHO TAMIN'NY FIAINA-POLITIKAN'NY TGV...
NA IO LE FAHAZAHOANA AN'ILAY 80% TAM ELECTION MAIRE INY = MILAY NA IO LE FAHAZAHOANA NY LAPA REFA TSY TIAN'IDADA TSONY INY = MILAY NA IO LE FAHATSANGANAN'NY GOVERNEMANTA SY MINISTRA VAOVAO ITY = MIL... tohiny
novalian'i terrywiui ny 28/05/2010 21:51
terrywui ( 26/05/2010 17:56)
MILAY , MILAY DAHOLO ZE NISEHO REHETRA
TONGA NY GVT VAOVAO = MILAY TONGA NY MINISTRA VAOVAO = MILAY TONGA NY SINOA HANOME VOLA BOBAKA SY ASA HO ANA 150.000PERS = MILAY LE PASTERA MATY IHANY NO TSY DE MILAY ! NEFA MILAY IHANY SATRIA ... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2010 20:37
terrywui ( 26/05/2010 17:31)
hay ve e ....!! ary neveriko ho tena bandy mozatra be anie e
Izao no vavan'i kly Momo kely raha tadidinareo ..! [u]" tadidionareo mitady hanafika ny Tobinay ireo tsara fa samy lehilahy isika no eto , ary eto amin'ny tanananay izahay no tafihanareo ka miala tsin... tohiny
terrywui ( 24/05/2010 15:22)
Maina ve ny ranomaso o? ary nankaiza rapika kle.....
amampolo andro ,mba hitenenanako hoe 1volana zay lery no efa nanaovana filazana olona very (efa norarako iany lery tsy ho eny Mausolé eny fa lasa iany nikiri-biby otran fanaony iny de zao no niafaran... tohiny
terrywui ( 23/05/2010 13:50)
ITY NO TENA MAHAGAGA EEE.....
rehefa petsa kely ry zalah MPANOHITRA ato amin serasera.org ato remerqué-ko tsara fa tsary misy mety hamaly eto mitsy alou ry zalah fa mihaino ny fanaikitrany any !!!.....nefa anie laisany raha midit... tohiny
novalian'i terrywui ny 24/05/2010 15:41
terrywui ( 23/05/2010 13:30)
Tsy efa hay ve fa faritra mena ny tanin'ny miaramila e ??..
......Efa itanareo fa nahavoa ny TGV teny A/tsirohitra ny fidiradirampoana eny amin'ny faritry ny tanin'ny miaramila toy ireny !!! de mbola nentina ihany le "mpino" mafana fo hifanehatra amin miaramil... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2010 20:25
terrywui ( 22/05/2010 13:30)
Aoka ny Pasitera ho any andeglise,ny mpanohitra eny ankianja
fa lasa mifangaro voraka be le kozy eeee!!!......ze an'i kaisara de omeo an'i kaisara !!!! ze an'Andriamanitra de an'Andriamanitra !!! fa tsy ny Sampin'i BALA akory omenlah an'Andriamanitra !! tsssssh... tohiny
novalian'i terrywui ny 23/05/2010 13:22
terrywui ( 21/05/2010 11:13)
GANAGANA NITETY ASA TY LE FIKA NOMANINA MBA HANAO KODETA ..
TAFIDITRA ATO AMIN[u] FORT DSC (FIGN) = SERASERA.ORG[/u] :-D :-D :-D :-D TY NY MIARAMILA A....TSISY HITA TATO ABY RY ZALAH MPANOHITRA FANJAKANA BE TAFONDRO VAVA TATO !!! ASA NA NITAMPIFIPIFY AIZA ... tohiny
novalian'i terrywui ny 22/05/2010 13:27
terrywui ( 05/05/2010 15:22)
GAIGY TY MARINA MAFY .....
Tsy hita tsony ze lohany sy vodiny amle politika fa misangojy be ao ny "hiala sy tsy hiala " ny " hanangana Fitondrana neutre sy ny hampanao fifidianana " ny pi-maso ataon'ny bodega sy ny prà mba han... tohiny
novalian'i bazylou ny 08/05/2010 18:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0331