MILAY , MILAY DAHOLO ZE NISEHO REHETRA
1. terrywui
(
26/05/2010 17:56)
TONGA NY GVT VAOVAO = MILAY
TONGA NY MINISTRA VAOVAO = MILAY
TONGA NY SINOA HANOME VOLA BOBAKA SY ASA HO ANA 150.000PERS = MILAY
LE PASTERA MATY IHANY NO TSY DE MILAY ! NEFA MILAY IHANY SATRIA HO ANY A PARADISA DIRECT I PR RIVO ANIE , RETO MPANOHITRA IRETO ARY NO METY HO ANY AMN AFOBE ANY RAHA MBOLA MITOHY IO FANOHERANA MPITONDRA FAHATANY IO !! SATRIA OZY NY BAIBOLY HOE MANAJA OZY IZAY MITONDRA ANAREO HON HIN HON HIN :-D :-D :lol: :lol: :lol: :lol: :oops:

novalian'i fijo ny 27/05/2010 20:37
2. terrysaina
(
26/05/2010 18:28)
TONGA NY PPN AVY ANY @ ARABO =MILAY
AZO TSY HO ELA NY RECONNAISSANCE =MILAY
VOAHASA TANY NICE IHANY NY MPITONDRA ANTSIKA=MILAY
MILAMINA SY MANDEHA TSARA NY FIANANA ETO @ TANANA =MILAY
HON HON HON HON

5. bekiraro
(
26/05/2010 22:46)
TONGA NY PPN AVY ANY @ ARABO =MILAY:-D :-D :-D
AZO TSY HO ELA NY RECONNAISSANCE =MILAY
VOAHASA TANY NICE IHANY NY MPITONDRA ANTSIKA=MILAY
MILAMINA SY MANDEHA TSARA NY FIANANA ETO @ TANANA =MILAY
HON HON HON HON
Mihinan'enganony ny FATY =milay
Mihinan'enganony Andriamanoro =milay
Mihinan'enganony i Rajoelina =milay
Mihinan'enganony ny toe-karena Malagasy= milay
HO VOADAGA VOUDY @ ZAY NY HAT = IZAY VAO TENA MILAILAIN-DOZA
6. tsimendrika
(
27/05/2010 13:14)
Raha MILAY daholo ve ry namana, tsy efa paradisa ny eto an-tany ?
Fa aleo ireny tsy dia MILAY ireny indrindra no ijerena vaha-olana dia mba ho tonga MILAY e.
Mirary soa jiaby.
ILAY TSY MENDRIKA

7. vitalkamaoly
(
27/05/2010 13:27)
minisitra mbola tsy voky ireto MILAILAIN-DOZA IREO nefa hon hon hon =)) =)) =)) =))