Maina ve ny ranomaso o? ary nankaiza rapika kle.....

1. terrywui ( 24/05/2010 15:22)
amampolo andro ,mba hitenenanako hoe 1volana zay lery no efa nanaovana filazana olona very (efa norarako iany lery tsy ho eny Mausolé eny fa lasa iany nikiri-biby otran fanaony iny de zao no niafarany !!!!
Ry pastera isany sy nareo koa mo rahateo tsy azo notenenina hoe tany miaramila mahafaty any fa aza makany !! zao ko ty ra-Pikatti tsy hay na voatifitra tany ko na ahoana fa tsy hita efa amampolo andro koa zay lery !! aza itako ka voatifitifitra any zay !!! mety nananihany Prà otranle fataony zay de noloahandry lerony tany !! raha tsy miditra eto hatramin'ny mercredi leiny de anisan'ny voapalan'ny zafera teny koa angamba :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: mandria ampiadanana letsy rapika raha jedaka tao koa elah a!!...mitondrà katsaka hatononlah any fa bebe iany zay teny ratsy sy ompa variraraka sy teny mamoafady vitanlah teto zay !! mila mandalo afo fandiovana be elah vao mety ho any amzany paradisa zany hon hin hon hin hon hin :-D :-D :-D :-D be loha loatra mantsy elah !! tsy azo tenenina !!....
2. terrywui ( 24/05/2010 15:33)
hoy rabazylou hoe :....
Iza indray ny sahy handrodana ? Iza?
Mba anarany mba nihetsika hikombaka nefa toa herim po very maina fa na ny vahoaka aza
Mitana takolaka fotsiny, tsy nanampy akory.

tena marina mihitsy io kozin'i bazylou io fa tsy hoe fombàko an'i lery an !! tena tsisy vahoaka bobaka na atao hoe olona mba 50 na 70 lahy mba nanotrona fa tena olona 10 na 15 lahy angamba raha nisy !!! raha nisy hoa an ! no mba nanampinampy an'i Pastera tamle namalivaly an'i zafera iny izy ! de otran tena marina tokoa le kozy io hoe "nitantakolaka fotsiny marina le vahoaka fa tsy nisy niditra na nandray anjara akory ! " zany hoe tsy miray hina mitsy zany ny MPANOHITRA fa de faly ny hizara ze volan'i dada tonga fotsiny ry lerony !!.....fa raha nisy vahoaka na hoe 250lahy fotsiny anie teo tsy sahy nanipitsipy ireo seza teo akory i zafera iny !! fa nahazo aina lery nidehaka be fa iretsy Politikan'ny "S" fotsiny kay !!! refa tsisy "S" nikararana toy ny mahazatra teo de nipitsa aby ry lerony !!!....afa-baraka i dada marina! olona tsy azo hametrahana fitokisana no andry niankinanay hon hon hin hin hon hon hon alazako an'i dada tsara ireto Mpanohitra mpangala-bola sy mpisoloky ireto fa andraso aho hiditra atsy amin site n'ny TIM na GTT sy ny ara-dalana atsy!!! mahamay nareo niany !!......hon hon hon hon hon :-D :-D :-D :-D
3. xxx3 ( 24/05/2010 15:36)
i rawix sy bazylou ve sisa no mba sahy manohana direct an'ireo mpitondra misy ireo =)) =)) =))
4. pikatti ( 24/05/2010 15:52)
tena marina mihitsy io kozin'i bazylou io fa tsy hoe fombàko an'i lery an

bazilozitra zany lesy efa vita a, :-D :-D
nokôziny elah hoe amboary tsara hono zany resaka IP izany fa tsy eo koa elah mikonaina lava eo!!!! :-D
5. terrywui ( 24/05/2010 15:52)
xxx3 === ka zahay anie letsy ry lety mbola misy maro ato fa tsy mba manao PS bobaka otranlisany e! aiza ve letsy ka bandy MPANOHITRA iray manana PS 20 ato amin serasera .org ato kle !! itandrahery daholo anie ireo IP olona iray ireo de kivy lery hoe hay ve i LOCL iany no Rijadolly , de hay ve i Pikatti no terrysaina sy amlewui sy dontofetsy sy xxx3 sy oui oui sy ny sisa de hay ve i ra zoam ihany no .....aleo tsy lazaina fa lery mora lagy be refa avoaka ny marina hin hin hin hon hon hon sady mila vaniny be amin phon ngama refa mba petsaina kely her her her her
--
6. pikatti ( 24/05/2010 16:07)
ka zahay anie letsy ry lety mbola misy maro ato fa tsy mba manao PS bobaka otranlisany e! aiza ve letsy ka bandy MPANOHITRA iray manana PS 20 ato amin serasera .org ato kle !

Leity dia tsisy hafa @ fozabe ihany koa klé :-D :-D
7. rijadolly ( 24/05/2010 16:51)
Terrywui>>> :D mitonon- tena indray se an! Ankaotran' ireo voatonin' se ireo izany an' se daholo ? grave koa se zany a! :D
8. Mirananirina ( 25/05/2010 09:42)
Ry pastera isany sy nareo koa mo rahateo tsy azo notenenina hoe tany miaramila mahafaty any fa aza makany
ka tsy nisy izany ao anaty baiboly koa....mitaky ny fahafahana na maty na velona.Aza mivavaka intsony ry Terry fa aoka izay sa tsisy pasitera any aminareo??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2624