Liste des messages
Liste des messages, inserés par terrywui, par ordre de date
terrywui
(
09/03/2010 11:24)
Voaray le kozy ra-DILOO valinkafatra ho anlah ty!
Ny tena sary marina le tany IVATO de ireo nalefako ireo fa le nalefan'ny sasany ao ireo de fivorivoriana nataon'ny TIM sy GTT reraky ny nandrovitra pataloha teo amn Magro ireo !!
Mba antsoy kely le...
suite
répondu par pikatti le 10/03/2010 23:39
terrywui
(
08/03/2010 17:20)
Ivato: Teny Ifampierana, yéé teny tokoa i Hery hon hon hon
[img]http://static.flickr.com/3085/3136578412_3dea8bbd77_s.jpg[/img]
tena tao tokoa i Hery ! tena marina izany fa saingy ....! nahandro ny kalin'i President Andry Rajoelina izy fa nizesizesita oe c...
suite
répondu par katrikatry le 11/03/2010 23:41
terrywui
(
07/03/2010 15:24)
SPECIAL ----- VATOFOTOTRA TY vakio tsara ary .....!
Rehefa tsy namoaka ny momba an'ingahy aho de aza rangitina !
-----Izao fotsiny betsaka ny feo renay momba an'ingahy avy tamin'i A/toa :
-Claude Pagés
-Mengy (sénat)
-Radjiabo
-Djoma Lilas
...
suite
répondu par pikatti le 08/03/2010 17:56
terrywui
(
06/03/2010 12:27)
VATOFOTOTRA---) - VALINKAFATRA TAO AMBANY TAO ITY
hoy i VATOFOTOTRA ao ambany ao :
[quote]3. Mpandefa : vatofototra [ Valio ] 06-03-2010 13:05:39
Lohateny : Re : REGARDER VIDEO Journal Atelier démocratie de façade 05 mars
Noue
Ho antsika...
suite
répondu par pikatti le 08/03/2010 17:26
terrywui
(
03/03/2010 16:31)
ANTSO AVO LEHIBE HO AN'NY MPI-SERASERA.ORG..! TENA SERIEUX
Tena maika satria tsisy afatsy iray sy roa andro fotsiny ity fiantsoana antsika mba handray antanana ny ho avin'ny firenena amin'ny fiarahana maneho hevitra sy loa-bary andasin'ny mpianakavy izay atao...
suite
répondu par fijo le 04/03/2010 22:37
terrywui
(
02/03/2010 10:14)
OMANY ZE OLONA HO FIDIANA DE ANDRASO NY FIFIDIANANA
Tsisy lalàna afa-tsy izay nareo ry reto na himonomonona sy hiwouwouwow mankarenitsofina eto aza aa!! arahao ze programan'ny fanjakana satria zay no efa tapaka : hanao fifidianana" ka izay tiambahoak...
suite
répondu par pink le 03/03/2010 16:52
terrywui
(
28/02/2010 11:11)
Efa malaza ny bloginao VATOFOTOTRA fa aokizay a!
Sur mitsy ah fa efa azonao daholo ny KIL rehetra hanao pub na fampisehoana na agence de voyages rehetra de mba aok'izay ty hafetsendratsy ty e!
Sa te hanokatra SITE LEHIBE MATANJAKA otran'ity serase...
suite
répondu par fijo le 02/03/2010 22:24
terrywui
(
28/02/2010 10:42)
Aok'izay ny tsikera fa efa miroso am fifidianana isika zao
Tsy tsikera sy fanaovana ramatahora intsony zao no vahaolana fa ny fifidianana no karakarao tsar ny anareo de hita eo zay reven'ny pokna ! sady efa bulletin unique no ampiasaina ka tsy possible tsony ...
suite
répondu par terrywui le 02/03/2010 09:56
terrywui
(
27/02/2010 19:54)
Voahidy rapika fa nanao be marenina otran'ny fanaony!
Mbola hanao politika eto hono izy nafarany fa aza malaelo aminle izy tsy teto elabe nareo !! zay no hafany farany fa mety amin'ny alahady lery tafavoaka !
--Nanao pointe teny amin'ny periph manko ...
suite
répondu par pikatti le 01/03/2010 21:50
terrywui
(
27/02/2010 10:04)
AOKIZAY FA NDAO HIFANANTONA,HIFANOLOTRA HEVITRA ! HOY TORAKA
Misy hevitr'i Mahitsy Toraka ity raha mety amitsika
Mifanaikitra ny ao amin'ny Fitondrampanjakana sy ny Mpanohitra !
--Hifanaikitra koa isika eto amin'ny serasera sy ny site misy forum rehetra ! ...
suite
répondu par pikatti le 01/03/2010 22:09
terrywui
(
26/02/2010 10:16)
Raha te hijery vao2n'ny TVplus de midira direct ao e...
Amin'izay kou nareo tsy ampisotroin'olona "RONONO AN-TAVY ETO" fa Video efa amboarimboarin-dravatofototra no mody alefalefany eto ,gaigy manko le ngahy io raha hanao VIDEO SHOP ! aleo ry zalah mijery ...
suite
répondu par pikatti le 28/02/2010 12:35
terrywui
(
26/02/2010 09:51)
hin hin hin hon hon hon her her her RESY LAVA EE
Tsisy masoandro mihiratra mitsy ny zanak'i dada ato amin'ny serasera.org ndraHery ato e!! sady tsisy hapoaka e! vava sy wawawouwou fotsiny ...
1/ -Vatofototra = mangalatra reportages n'olona sisa n...
suite
répondu par pikatti le 28/02/2010 12:34
terrywui
(
25/02/2010 17:22)
vaovao farany momba an'i VATOFOTOTRA ,vakio ato
Nataotra mafy ny tsy nety nataony lery de neveriny fa hitory azy amin'i Nicolas na i onitiana na ikotoniaina angamba aho fa tsary sahy nanaonao anreny video fopla ireny tsony lery ! ho hita eo ndray r...
suite
répondu par pikatti le 27/02/2010 21:44
terrywui
(
25/02/2010 15:26)
JEREO ATO : video fahatsiarovana ! mahafinaritra ...
mmmmhhhffffff...!! any i dada izay! misotro rano tsy tiana (misotro ronono tsy tiana = ronono antavy )
-Ny ankizy ato rediredy sy ranomaso sisa fa lavitry ny afo ny kitay !!
http://www.youtube.com...
suite
répondu par pikatti le 27/02/2010 21:46
terrywui
(
25/02/2010 12:08)
Entina ampalazana ny blogy Vatofototra fotsiny le reportages
Amzay de kobon'ny olona hoe misy anzany blogin'i VATOFOTOTRA zany anie rey olona ato e! de mande tsara ny zaferany amzay !! maninnn ary raha alaina avy ao amin'ny youtube na dailymotion otran'ny an'i ...
suite
répondu par pikatti le 27/02/2010 21:51
terrywui
(
25/02/2010 10:33)
VATOFOTOTRA=be kiry ngah zany? misy lalà na anie ny Firenena
Rehefa sarotra hazavaina resaka ingahy , na tsy azon'ingahy mitsy le fanazavako (misy mantsy ny olona na averina in-25 aza de mbola tsy azony iany ) izay resak'i Hery mamporisika eo ve no harahin'inga...
suite
répondu par pikatti le 27/02/2010 21:52
terrywui
(
25/02/2010 09:54)
VIDEO MOMBA AN'I DADA JEREO EO AMBANY hon hon hon hon
[b]POLITIKA
[b]Famotsoran-keloka
«Tsy tokony hahazo Ing Marc Ravalomanana»[/b]
Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety teny amin’ny trano fiasany, tetsy Anosy, omaly, Ing Rola...
suite
répondu par pikatti le 27/02/2010 21:54
terrywui
(
24/02/2010 11:42)
Valinkafatra :VATOFOTOTRA & HERY
[u]1/-Tadido ity raha tena mahay "lalàna nareo roalahy"--"[/u]Tsy azo adika na alain-tahaka manontolo na ampahany ny tahirintsary na tahirinkevitra raha tsy nahazahoana alalàna manokana avy amin'ny...
suite
répondu par diloo le 25/02/2010 22:10
terrywui
(
22/02/2010 10:08)
VATOFOTOTRA: nahazo alalana tamin'i TV Plus ve toi ?
Sa de manao lohamboto otran'ny fanaon'i dada iany ka ze ataoko no mety !
Ingahy Patrick RAHARIMANANA !! tsy manenjika an'ingahy ah fa raha tsy nahazo alalana kosa ngahy satria misy droit d'auteur ara...
suite
répondu par esserra le 26/02/2010 00:42
terrywui
(
22/02/2010 09:47)
Midira raha hanao fa toy tsa mipody koa baba aaa...!
De mazava toko any ny tenin'ny Fanjakana rankizy fa tsary misy miraharaha ze Maputo , maputo nareo zany koa eo fa ny anay zao de ty fanomanana fifidianana ty hoa no mahamendy !! koa raha hanao hianare...
suite
répondu par pikatti le 24/02/2010 16:15
