Ivato: Teny Ifampierana, yéé teny tokoa i Hery hon hon hon

1. terrywui ( 08/03/2010 17:20)


tena tao tokoa i Hery ! tena marina izany fa saingy ....! nahandro ny kalin'i President Andry Rajoelina izy fa nizesizesita oe cuisinier mahay de tany andakozia no niafarany tsy nahita ze fivoriana akory ! ny tratra mangana ny hanina tsy azo ..!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
répondu par katrikatry le 11/03/2010 23:41
2. terrywui ( 08/03/2010 17:21)
alao atao ngedangeda fa tsa hita tsara hin hin hin :-D :-D :-D

3. terrywui ( 08/03/2010 17:22)
http://hery.serasera.org/flickr/set/72157611645813396#
4. pikatti ( 08/03/2010 17:31)
Aiza leity zany rawix a,tsist zavatra ao e, misy blem ndray ny ordin'elah zany :lol:
5. pikajunior ( 08/03/2010 17:32)
nitsifitra le izy ,ary soa mba diso kosa le daty e :lol: :lol: :lol:
6. terrywui ( 08/03/2010 17:36)
efa io ambony io iany le izy lety fa gafian"i hery le izy saika ataoko ngoda be de tsary mivoaka ah !
7. pikatti ( 08/03/2010 17:41)
Hay ve klé, tsss .... raha ireny sary reny anie meity vrakiny be ao e, bandy tsy miafina hotran'i vatofototra ihany lery kah tsy mataho masomena
8. terrywui ( 08/03/2010 17:46)
lery ane oa anie lety tsy tafiditra tany amin'ny fivoriana fa tena tany tokoa anie Hery fa nasaina nahandro ny kalin'ny mpivory lery ee!! ...nody maina avy any :-D :-D :-D :-D
9. pikajunior ( 08/03/2010 17:50)
[URL=http://ti1ca.com/837157by-ivato2-ivato2.jpg.html][IMG]http://mk4.ti1ca.com/837157by.jpg[/IMG][/URL]
fa atoko inona avy no teny?,ireo izany le hilatsaka ho fidiana bientot
[URL=http://ti1ca.com/1713htsq-ivatoe-ivatoe.jpg.html][IMG]http://mk2.ti1ca.com/1713htsq.jpg[/IMG][/URL]
tonga teny hatramin'i capsat en civil mameno place,ry gista mpivarotra saribao tao ambodin'isotry taloha lasa livreur taty andafy
10. terrywui ( 08/03/2010 17:53)
reraky ny manova PS kou lety le ..! maninnn letsy raha le pikati iany ampiasaina afa iza no ataoranlah eo e?? za ve ?? za ary tsy mbola nidaroka anlah akory ko !! :-D :-D :-D :-D :-D
11. pikatti ( 08/03/2010 17:54)
Elah kay elah zany le mpandamina vam tery @ parking iny , de ohatrinona leisy ny azon'elah tany bainn,mety mahazo ticket metro kosa angamba elah zay rawix , tonga de hividiano carte orange leisy a,ny orange ty tsinona elfa lasa paiso
:lol:
Ahoana aloha @ le annif anelah radem e, ary aza mamono tel elah ralina fa ataoko mahita faisaina elah androany :lol:
12. terrywui ( 08/03/2010 17:56)
:-D :-D :-D tapéonlah eo am goggle le Rocco freddy de kobonlah le bandy otrotranlah zay lery !! hon hon hon hin hin hin :-D :-D :-D :-D
13. BIBPIB ( 08/03/2010 17:59)
INONA INDRAY IZANY E
14. pikatti ( 08/03/2010 18:02)
Kay leaza petsa elah rawix a,
Misy miklaxon zany rabip ,
Rapikakely a, hotran'ny voan'ny ramoletaka daholo ny mpizaika tao zany klé :-D :-D
15. terrywui ( 08/03/2010 18:02)
Teny de teny tokoa izy fa tsary navelan'ny oul niditra fa nasaina nahandro ny sakafon'ny vahiny tany andakozia de tany izy no nanapatra ny fony nangala-pihinana !



:-D :-D :-D :-D
16. pikatti ( 08/03/2010 18:05)
Aza miala pà eo elah rawix elah aloha zao no resahina e, ahoana hoa le annif , inona no tokony entina any :lol: :lol: totohondry sy daka ve ampy :-D :-D :-D sa mbola mila sabre :lol:
17. BIBPIB ( 08/03/2010 18:06)
raha mandinika le sary teny ivato toa tsy teny ifampierana fa teny ifampiesonana :-D :-D :-D
matory daholo ny kil sady toa ireny olona efa very fanafy mbola velona ireny
18. terrywui ( 08/03/2010 18:08)
BIBPIB ve mitapy e! sarisary nalain'i hery teny amin'ny fivorian'ny Gtt teny io f'angah tsy jerenlah tsara le izy e! tsy mahalala ny laingan'i hery marina lety ! .... :roll: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:
19. pikatti ( 08/03/2010 18:11)
Tondraka elah rawix :-D :-D :-D
20. terrysaina ( 08/03/2010 18:14)
hanao tim indray ny fianakams ka tonga eny nation @ asabotsy izao hanohana an'i dada,hitondra pancarte be misy ny sarin'i dada za eny ary avoakako za wiwi eto ny sariko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2717