Ivato: Teny Ifampierana, yéé teny tokoa i Hery hon hon hon
22. pikatti
(
08/03/2010 18:17)
Ahoana elah rawix tena hanao TIM ve elah sa ahoana e, elah koa anie hotran'ny tsy mahatombon-tsiraka zany e, refa tgv elah de arovy ajambany ao ihany io fa eo elah raisiny
23. terrywui
(
08/03/2010 18:19)
zao ary ve letsy ny patiny de aiza no hiovana TIM amzao le ! hidina hilentika anaty lavaka ndray ??? jereo ane e
[img][http://www.sobika.com/photos/data/IMG_2800.jpg/img]
[img][http://www.sobika.com/photos/data/IMG_2800.jpg/img]
25. pikatti
(
08/03/2010 18:23)
Tsy fahaizan'elah io ko sabotazy a, sabotazy !! tsy ampy crochet ny fikan'elah teo bainn
Zay vao nifoha ny olona vao naheno fa ho hahongana i rabitro :-D :-D :-D
Zay vao nifoha ny olona vao naheno fa ho hahongana i rabitro :-D :-D :-D
26. ifiona
(
08/03/2010 18:47)
mbola ilay andro voalohany io sary nalefan'rawix io! fa ny ampitson'iny efa tsy tonga ntsony ny atsasak'ireo olona ireo, dia nisy koa ireo nivoaka nandritry ny atelier! hon hon hon
d lé sarin'i hery ndray... 23 décembre 2008! hin hin hin hon hon hon no comment
:roll: :roll: :-D :-D :twisted: :twisted: 8) 8O ^^
d lé sarin'i hery ndray... 23 décembre 2008! hin hin hin hon hon hon no comment
:roll: :roll: :-D :-D :twisted: :twisted: 8) 8O ^^
27. ravalowui
(
08/03/2010 21:37)
hay ve ifiona ity ka vinanton'i pikatti e saika tsy nino izahay
http://www.dailymotion.com/video/x5ljmm_matimboninahitra_music
http://www.dailymotion.com/video/x5ljmm_matimboninahitra_music
29. ravalowui
(
08/03/2010 22:44)
enjana be hay ity pikatti ity fa mody fanina
i fatsora lahy :-D :-D :-D
http://www.youtube.com/watch?v=Eosd6OcGcgA
i fatsora lahy :-D :-D :-D
http://www.youtube.com/watch?v=Eosd6OcGcgA
30. terrywui
(
09/03/2010 10:58)
hay ve ifiona ity ka vinanton'i pikatti e saika tsy nino izahaykaaayyy le.. petsa ra-ifiona klee! zay ny andry zay !! zatra mpanaonao oul eto kay voa kou ! =)) =)) =)) =)) sarin'i hery teny Ivato tamin'ny "teny ifampierana" io fa tsy 28dec ndry zany !! io lobakany maron io no porofo !! vao novidiany tamin'i DILOO tetsy Montreuil io hon hon hon =)) =)) =))
32. pikatti
(
09/03/2010 14:21)
hay ve ifiona ity ka vinanton'i pikatti e saika tsy nino izahay:lol:
enjana be hay ity pikatti ity fa mody fanina
kaaayyy le.. petsa ra-ifiona klee! zay ny andry zay !! zatra mpanaonao oul eto kay voa koufikan'antitra ny anelah , fikana foza :-D aiza elah no endan'ny mpisera ato klé, de avy eo ndray elah hikonetaka fa satria tgvfopla :-D =))
33. terrywui
(
10/03/2010 16:49)
nahamay ifiona de tsary namaly koa ...! naleony niova dinika fa petsa be vao masilll ny havako !! :-D :-D :-D :-D
34. pikatti
(
10/03/2010 23:48)
resaka fampiesonana daholo ny an'lisany tgvfopla reto leisy a,ny ato anie tsy mpizaika teny ivato koa ampiesonin'elah bainn a :-D :-D
35. fijo
(
11/03/2010 22:36)
nisy toak angah tamin'io tenyivato no mba maro ny bandy tonga teny le???
36. katrikatry
(
11/03/2010 23:41)
Nahazo chivas ny mpizaika izay tonga , aiza e!!!??? Izay ihany no ady any @ tanàna any , mody hoe , koferansy e!fa refa tena dinihina ny zavatra tapaka tao tsisy afa tsy resaky ny mamo ,ampiana betsabetsa ho an'izay manambady,miaraka@ kaka pigeon izay manan-janaka

