Efa malaza ny bloginao VATOFOTOTRA fa aokizay a!

1. terrywui ( 28/02/2010 11:11)
Sur mitsy ah fa efa azonao daholo ny KIL rehetra hanao pub na fampisehoana na agence de voyages rehetra de mba aok'izay ty hafetsendratsy ty e!
Sa te hanokatra SITE LEHIBE MATANJAKA otran'ity serasera.org ty ve toi Vatofototra a!! zahay anefa ra VATOFOTOTRA de tsy miala ato fa reraka eo fona toi !! serasera. org iany no ady eo !!
--efa malaza ngahy zao ato de mbola mitady inona ndray ?? mila ady ato ? sa inona no mbola tadiavina ? hanapetsa an'ity Site nay ty ? afaka roapolo taona ingahy vao mahavita otrity !! hon hon hon hon hon hon petsa mahamay ingahy zay !!!


ingahy alou bogosy iany e..!
novalian'i fijo ny 02/03/2010 22:24
2. pikatti ( 28/02/2010 12:12)
Zay elah vao hendry klé , efa niditra fan club vatofototra zany elah rawix , ampiko ndray ny madinika ataon'elah rakitra zany :lol:
3. feticon ( 28/02/2010 12:40)
f'angaha ry le tia tsy rahery indray le vatofortotra kle, :-D :-D :-D
4. pikatti ( 28/02/2010 12:43)
:-D :-D :-D fanina leisy rawix a
ary nankaiza ndray elah teo bainn a
5. cowgirl ( 28/02/2010 12:50)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
6. terrywui ( 28/02/2010 13:54)
Ty ah ry le mpandainga be ty a!!!! ary za miandry anlaisany anie androany ry Rapika sy ra zoam to ilaozanlaisany miwawawa ato fotsiny kleee!! fa tsy hande ve ?? mataoatra an'io vent violant io ndray laisany de milentika ao antranonlaisany ao ! za zao aty Villeneuve saint georges eto à Mon tana eto mitsy miandry anlaisany :!!! aiza kou elah feticon a!! jereo ane lety rapika ny fitsikitsikindrapà Vatofototra ee hon hon hon hon otran manantena zavatra be zany le fimeanedala !!.... hjo avy ve lisany alou sa aoan e! hody manko na ho any amin razoam any Evry any ah zao !! asa kou na ao leiny zay na nitady sipa any Pantin any ndray !! :-D :roll: :roll: :roll:
7. vatokilonjy ( 28/02/2010 13:59)
Ty ah ry le mpandainga be ty a!!!! ary za miandry anlaisany anie androany ry Rapika sy ra wiwi to ilaozanlaisany miwawawa ato fotsiny kleee!! fa tsy hande ve ?? mataoatra an'io vent violant io ndray laisany de milentika ao antranonlaisany ao ! za zao aty Villeneuve saint georges eto à Mon tana eto mitsy miandry anlaisany :!!! aiza kou elah feticon a!! jereo ane lety rapika ny fitsikitsikindrapà Vatofototra ee hon hon hon hon otran manantena zavatra be zany le fimeanedala !!.... hjo avy ve lisany alou sa aoan e! hody manko na ho any amin rawiwi any Evry any ah zao !! asa kou na ao leiny zay na nitady sipa any Pantin any nd :-D :P :P :P
8. terrywui ( 28/02/2010 14:02)
Ary elah kou kay rafeticon ato kou a!! ahoana lety zany kozindrapika zany fa leiny kou otran manao resaky ny mamo zany le !! tokony anotaniana nedala ! tsy azoko phon lery fa antsoy oe letsy de anotanio tsara ! tsisy zavatra marina mitsy ny kozinleiny fa lainga daholo ! otran'ny fataony ato am forum iany ee!
9. pokatti ( 28/02/2010 14:06)
alaiko any lesy ialahy rawix an ,tonga dia miomana fa ho entiko any @ gogo ialahy ,ialahy angaha tsy manana unité hiantsoana ahy e ,sa handefasako credit ko
10. terrywui ( 28/02/2010 14:08)
pOkatti ====== :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D maty rapika sannnn''aaa !! aiza pikatti fa gaigy ty le ! pokaty ony ny lohanlah ozy razoam ato !! aoka kosa letsy razoam fa sangy miotry ny loha io pokaty io aa! mba bandy manantsaina iany ane lery iny eee hon hon hon hon hon tsy faly amlah ane zao rapika lety eee hin hin hion hin h
11. fozabe ( 28/02/2010 14:16)
inona indray ity ataon'i toi ty e ,i toi ihany no mamorona ps eto dia miteny irery sisa
12. terrywui ( 28/02/2010 14:18)
za ve ry le fozabe donto ty hanompa tena zany a?? kiiii pikati no mpiteny ratsy miova ps lava eto
13. terrywiui ( 28/02/2010 14:20)
Ka tsishy hita leisy n y mpisera dia eto aloha no mampahery tena eto a :-D :-D :-D :-D
14. ndotofetsy ( 28/02/2010 14:38)
ary mbola tsy voasakana otran i andrywui ihany le terrywui ty hon hon hon =)) =)) =)) =)) =))
15. andrywui2002 ( 28/02/2010 17:23)
hon hon ity lesy za ry billy , :@ :@ :@
16. wxxx ( 28/02/2010 20:30)
:@ :@ :@ :@
17. pikatti ( 01/03/2010 13:00)
za ve ry le fozabe donto ty hanompa tena zany a?? kiiii pikati no mpiteny ratsy miova ps lava eto
zah ihany leisy no pikatti tsisy hafa fa raha tsy mino elah de andao hanontaniana Rahery
Lisany tgvfopla reo ihany no mpanompa olona ato de lazaina fa ny anti-tgv daholo,diniho alohan'ny hitenenana :lol: :lol:
Io andrywui2002 io zao i rapaty ,mamadika mantsy lery zao :-D
18. terrywui ( 01/03/2010 18:26)
Io andrywui2002 io zao i rapaty ,mamadika mantsy lery zao
efa nokozin'i razoam fa elah ony io 2002 io fa tsy nahatambava elah de any amin'ilery no mikozy nefa ze kozinlah rehetra tongany aty daholo hon hon hon hon :-D :-D :-D :-D
19. pikatti ( 01/03/2010 21:54)
Aza misary adala eo elah bainn a, elah aza tsisy crédit hanantsoina an'i zoam koa be resaka fotsiny eo,
Zao ndray elah manazimbazimban'io razana andrywui io :-D :-D
20. terrywui ( 02/03/2010 09:38)
Zao ndray elah manazimbazimban'io razana andrywui io
:-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) rahery letsy no sompatra tamin'io a!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0997