Aok'izay ny tsikera fa efa miroso am fifidianana isika zao
1. terrywui
(
28/02/2010 10:42)
Tsy tsikera sy fanaovana ramatahora intsony zao no vahaolana fa ny fifidianana no karakarao tsar ny anareo de hita eo zay reven'ny pokna ! sady efa bulletin unique no ampiasaina ka tsy possible tsony zany halabato zany fa ny herinareo aseho jerena raha mbola ahazo 5% na ho latsak'izay !!

sady lany ny lainganlaisany amin'ny hala-bato amin'io gadenas be io !! raha tsy hoe vakinlaisany mitsy ndray angah le vata no tsy haiko !

sady lany ny lainganlaisany amin'ny hala-bato amin'io gadenas be io !! raha tsy hoe vakinlaisany mitsy ndray angah le vata no tsy haiko !
novalian'i terrywui ny 02/03/2010 09:56
2. terrywui
(
28/02/2010 10:47)
na fenoina miaramila otrizao isaky ny biraompifidianan miandry ny TIM sy ny Ankolafy 3 sao migafigafy ! de ho hit eo hoa raha ahazo 5% nareo na ho latsak'izay aza e!

ambeno tsara zalah prà fa manao fetsifetsy karikary ry Rapika sy ny akamany ireo ka sao voaovany ampanidinana eo ny valimpifidianana a! her her her her her :{ :{ :{ :{ :{ :{ :{

ambeno tsara zalah prà fa manao fetsifetsy karikary ry Rapika sy ny akamany ireo ka sao voaovany ampanidinana eo ny valimpifidianana a! her her her her her :{ :{ :{ :{ :{ :{ :{
3. xxx3
(
28/02/2010 10:56)
tsy misy election izany lesy f'aza manofy atoandro an,efa ohaviana no nahenoinay an'izany fa mbola tsy tafa ihany
4. terrywui
(
28/02/2010 10:59)
Tsy maintsy election foana hoa fa ho variana miwawawouwouwouw eto fotsiny nareo fa tsy mandamina ny fifidianana atao !! mety hiemotra kely amin'ny Avril fotsiny fa efa tongotra mby andakana io lety aa her her her her !
5. pikatti
(
28/02/2010 12:06)
Aiza leisy zany fifidianana zany , sao ary de manofy ratsy ty elah rawix,fampandriana fotsiny leisy iny resaka iny a!!,zay elah ve de tafatory sahady
6. terrywui
(
28/02/2010 14:00)
Ay... ny oul efa lasa zany elah laozana mitsikera sy manohitra eo fotsiny fa tsy election no karakaraina !! efa akaiky ane lety zany Avril na mei izany ee! miwouwouwouwouw otran'ny chien de salon eo iany ee! avy eo ndray manome tsiny oe nareo tsy niteny mialoha !!
7. vatokilonjy
(
28/02/2010 14:03)
@ le 20 mars ny election no ataonay e ,efa misy an le 50millions d'euros hanaovana fifidianana sy hampihodinana ny machine admistr
hon hon hon hon her her her
hon hon hon hon her her her
8. terrywui
(
28/02/2010 14:06)
tsy aleo ve letsy mi demission daholo raha ze 50millions d'euro fotsiny ny S ao amin fanjakana ao le §§ ny karamampanjakana fotsiny aza letsy no tsy nisy tsy nandray hatramzay na iray volana aza kou ! ny machin admin miodina tsara ....!hatramzao!!!!
9. pokatti
(
28/02/2010 14:09)
ary betsaka ihany anie lesy izany ny vola najanon'i ra8 ,tena hita mihitsy fa tsy nangalatra tao akory lery si non efa nisy preuve be manadala
10. terrywui
(
28/02/2010 14:15)
Ka izy ravalo tenany mitsy ary no nilaza fa nopehako tao daholo ny volampanjakana tao fa za no nahazo an'ireo tamin firenenkafa kou !!
13. pikatti
(
01/03/2010 13:05)
Pression et Répression. Tout cela se passe à l'approche de l'expiration du délai accordé par la Communauté internationale à la HAT pour appliquer les Accords de Maputo et l'Acte Additionnel d'Addis-Abeba. Ce n'est pas pour la première fois que les autorités de fait accentuent la répression à chaque fois que l'expiration d'un délai ou un grand rendez-vous international confrontant les 4 mouvances politiques, approchent. Plus d'un se souvient encore de ce qui s'est passé avant Maputo I et II. La HAT a accentué la répression et la pression en effectuant des arrestations dans les rangs des opposants à son régime. Plus d'un se souvient encore de l'affaire des bombes artisanales dont les enquétes se poursuivent jusqu'à présent pour identifier les éventuels commanditaires. En tout cas, aucun dirigeant des trois mouvances n'est à l'abri d'une arrestation à l'approche de la date du 16 mars.
RAJAOFERA Eugène
Rehefa tsy te hitsikera elah dia avelao ny sasany leity hanao a!!!, ary aza asiana adin'ny besandry na basy ary fa aleo halalaka ny sehatra,tsy hanagadragadra,samy avela hiteny @ haino aman-jery daholo ny lehiben'ny mouvances samihafa
RAJAOFERA Eugène
Rehefa tsy te hitsikera elah dia avelao ny sasany leity hanao a!!!, ary aza asiana adin'ny besandry na basy ary fa aleo halalaka ny sehatra,tsy hanagadragadra,samy avela hiteny @ haino aman-jery daholo ny lehiben'ny mouvances samihafa
14. terrywui
(
01/03/2010 18:32)
ambeno tsara zalah prà fa manao fetsifetsy karikary ry Rapika sy ny akamany ireo ka sao voaovany ampanidinana eo ny valimpifidianana a! her her her her her :-D :-D :-D =)) =)) =)) =))
15. pikatti
(
01/03/2010 21:52)
Na asian'elah miaramila folo isan'olona leisy io rawix ny marina mipoitra eny ihany a, miankina @ fotoana fotsiny io
16. bonazy
(
02/03/2010 08:44)
Izao ry akama tsy ilaina io fifidianana io,tsotra ny antony,fitondrana tsy voafidim-bahoaka no manomana izany,ka ny fandehanana mifidy dia midika fa fankatoavana io sarisarim-pitondrana nalaina an-keriny tsy ara-dalàna io,ary midika koa izany fa mankasitraka ireo mpanongam-panjakana ireo ianao,fa avereno amin'ny laoniny aloha ny fanjakana tan-dalàna dia arosoy ny fifidianana!amin'izay misafidy izay tiany ny vahoaka!!!!!!
17. terrywui
(
02/03/2010 09:56)
Izao ry akama tsy ilaina io fifidianana io,tsotra ny antony,fitondrana tsy voafidim-bahoaka no manomana izany,ka ny fandehanana mifidy dia midika fa fankatoavana io sarisarim-pitondrana nalaina an-keriny tsy ara-dalàna io,ary midika koa izany fa mankasitraka ireo mpanongam-panjakana ireo ianao,fa avereno amin'ny laoniny aloha ny fanjakana tan-dalàna dia arosoy ny fifidianana!amin'izay misafidy izay tiany ny vahoaka!!!!!!vao miseho milay tsy hanao fifidianana fa midongy eo elah na ny dadanlah de vita eo kou ny tantaranareo tena vita tanteraka mitsy !! ny toro hevitra de izao ...! omany ze olona hofidiana de andraso ny fotoana !
