Liste des messages

Liste des messages, inserés par terrywui, par ordre de date
terrywui ( 10/12/2009 12:46)
MITOMANIA MAFY AMZAY RY ZANAKI DADA FA MIAKATRA NY SORATRA A
:-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) HIFARANA TSY HO ELA NY TANTARA ... suite
répondu par fijo le 10/12/2009 19:49
terrywui ( 10/12/2009 11:46)
TSOTSORI-MAMBA FARANY HISARAHANA INY MAPUTO 3 INY ....VITA
DIA TSY MISY TSY MAHALALA ISIKA FA TENA FANONGANAM-PANJAKANA HITA MASO MIHITSY INY DIAN-DRY IZY 4 TONTA TANY MAPUTO INY ,KA EFA NORAISINA NY FE PETRA REHETRA TSY HANAOVANY IZANY HADALANA IZANY ETO AMI... suite
répondu par ifiona le 11/12/2009 08:28
terrywui ( 08/12/2009 11:15)
MISY VAHINY MANAKAJA TSIAFAX SY ANTANIMOX AM MERCREDI
Ze miditra voalo avy any Maputo any ka hoe nananganangana gouvernemanta FOPLA avy any ka entinketina hanakorotanam-bahoaka eto dia miandry azy ny barre vy , ka izay no ataoko hoe vao manaonao foana ma... suite
répondu par vitamatavy le 08/12/2009 19:19
terrywui ( 08/12/2009 10:51)
Mbola tsy mampiasa fahefan aza zany fa"mieno2"fotsn defa...
Mbola vao tsy mety mandé makany maputo, maputo fotsiny ary ny olon fa mienoeno eto amn tanana fotsiny defa mikonetaka be ato daholo izy mianakavy hatramin'ny "patron'ny serasera" ......!! --mbola a... suite
répondu par terrywui le 08/12/2009 11:10
terrywui ( 06/12/2009 20:16)
AVOAHY AMZAY LETSY LE FIKA BE "antimpanahy" RAPIQUE a ...!
ALEO ALO HAZAVA FA TENA TSY ZA LE BAINN ANTITRA BE IO ....!!! za koa ary mba gaga nahita an'io nisolatsolana ety amin'ny tsy fidirana ety ! tokony kabary ambony vavahady no ataonlery !! Ahoana let... suite
répondu par terrywui le 07/12/2009 13:32
terrywui ( 05/12/2009 16:25)
fa elaisany ve lety mipika sa ahoana a ????...!
za ve less vo zo vo mb miditr eto de tong de petsainlisany amin'io bainina be io le ..;! innn koa ary ty hagegenlah manery ny bandy ho bainn ty rapikque a...! zay lesss no mahakamo ah amlah klééé..... suite
répondu par terrywui le 07/12/2009 09:17
terrywui ( 30/11/2009 11:07)
BOIS DE ROSE :NAMPIANA-DRATSY NY ANKIZY I DADA ...
Asa fanaon'ny MAGRO hatramizay 7taona na talohanzay akory aza ny fanondranana bois de rose ! Nisy fotoana aza mody natao hoe ho fidirambolan'ny Fanjakana no nivarotantsika bois de rose e! nefa hay Ca... suite
répondu par fijo le 01/12/2009 20:08
terrywui ( 29/11/2009 21:02)
refa tsy tafiditra eto fotsiny aloha dada defa zay no tanjon
TSY MIDITRA ETO M/CAR DADA ... TSY TAFITA NY TOLON TIM EO AMIN MAGRO MANDROVITRA PATALOHA LAVA IO . DE IZAY NO ILAINA IZAY .... FA REFA AVY NA HIALA SY MIPITSIKA ANY AZA IO RAJOELINA IO TSY OLANA F... suite
répondu par vitamatavy le 30/11/2009 03:51
terrywui ( 28/11/2009 15:52)
ISIKA NO NAMONO NY VOAY = ALEO HILATSAKA ZE SAZY ANY
Tsy mikoso maso mena amze sazy sy tsy fanomezana fanampiana ny firenena any isika ry zalah fa teren'i DADANDRY zalah sy hanaovany ranomasontoaka ry GIC sy ny namany tambazany volabe nangalarina tato a... suite
répondu par pimaso le 30/11/2009 18:46
terrywui ( 27/11/2009 16:59)
hin hin hin!..MANGINA NY TANANA HATRY NY NARAINA
Fa naninona rankizy a!! nisy inona ray olona a !.... hafanao ny kianja e ...!! ao ary fa anay tsary hampijaly anareo koa fa mivoaha tany aby amzay ary fa hiresaka tsar e!! resaka misy valeur ...! res... suite
répondu par nanjakely le 28/11/2009 09:15
terrywui ( 26/11/2009 10:49)
ZAY VAO KOBOKO LE FIKAN'I HERY OMALY INY ! HAY VE ....!
NESORIN'ILERY NY XXX TSY MISY ANARANA ZE TSY HIPOITRA TSONY ZANY MANOMBOKA IZAO FA VAO MIKOZY ELAH DE MIDIRIDIRY BE EO -ARY TSY KOBON'I HERY MITSY ZANY TALOHA LE XXX RENY FA TSATOKA FOTSINY LE MOD... suite
répondu par bazylou le 27/11/2009 17:34
terrywui ( 23/11/2009 16:51)
FANAMBANIANA NY AMBANY RAZANA NO POLITIKANAREO
[b]TSY HO VAZAH NA OVIANA NA OVIANA LAISANY FA OVAY NY TOETSAINA ALIKA[/b] Ekeko fa bas quartier zany ny TGV ! olona mainty sy mahantra zany ! de mbola hita taratra koa ny fanavakavahanareo mila... suite
répondu par wiwiwi le 01/12/2009 13:34
terrywui ( 23/11/2009 10:30)
Diso be ianao a! samihafa zahay e! ANGILETERA TSY ZA KAH
tsy za mihitsy ry Mirana io ANGILETERA io fa anotanio lery fa olona samihafa izahay a! za manko toa noteneninao mafy ao ambany ao io nefa tsy haiko akory io bandy io ! kozy zany e ! hin hin hin ... suite
répondu par terrywui le 23/11/2009 15:29
terrywui ( 20/11/2009 20:41)
kakampisaka i angiletera ,very hasina ralenindomberankizotra
Noho ireo mpitsoamponenana teny amin'ny bas quartier nankany londre dia simba ny tanànan'ny anglisy , jereo ny tatatra , ny tetezan'ny bekiraro , ny ngilon'ny eneps ny elakelatranon'ny isotry sy and... suite
répondu par xxx le 21/11/2009 08:02
terrywui ( 17/11/2009 11:56)
Miseho be vava nefa izy mianakavy aza efa lasa tato daholo !
AIZA E ? MIVOAHA RY TIM RAHA MBOLA HILALAO A ........ laisany TIM mihitsy ry vendrana donto no tena sans qualité ! misehoa raha tena lehilahy otranay TGV zao e! raha tena hiresaka de mivoaha,asehoy... suite
répondu par bandikelly le 18/11/2009 14:01
terrywui ( 17/11/2009 08:03)
valikafatra ho an'i DILOO ! sy ny TIM dondrona rehetra ato !
O lety ry diloo le donto vendrana ty a! henoy tsara aho ! --tsy ny fahaizanlah miresaka sy "miseho mihaja" be ato ane ry donto no hoe aha tafa ny TIM e! --raha tena mahay ny TIM lety ....angah... suite
répondu par xxx le 17/11/2009 12:00
terrywui ( 14/11/2009 12:06)
Juin 2010 à juin 2020 = TGV no mitondra ! mazava be ....
Tsisy resaka intsony e! lany ny rora ! vizana ny tanana fa de io zany no pronostik itan'ny statistik Anosy oe lasan'ny TGV ny fitondrana 5ans X 2 ....!!!... suite
répondu par xxx le 15/11/2009 21:42
terrywui ( 13/11/2009 16:39)
Vao tsy tafa ka lasa vitsivitsy io taona io de vita Ravalo!
Vao mitsefotra eo ny TIM amin'io fifidianana io de tadidio tsara fa zay ko vita ny amin'i Ravalo satri efa ho 60taona ko lery de tsy azo fidiana tsony ! --raha za ny TIM de mitady olona hafa atao Pr... suite
répondu par diloo le 15/11/2009 16:38
terrywui ( 12/11/2009 15:25)
Ampy hnamafisanay Fitondran io ttezamit io!10taona no tanjon
Essssy ! malalaka tsara hanamafisan'ny TGV ny Fitondrana tsara raha io fotoana n'ny tetezamita io e! ----Matoa ny HAT tsy taitra ! ny CAPSAT tsy taitra, ny TGV rehetra tsy taitra defa hitanay fa efa... suite
répondu par fijo le 13/11/2009 22:13
terrywui ( 12/11/2009 09:11)
lehiben'ny Fitantanana ny Tetezamita ihany isika !
Na nasiana an'i Fetison sy ry Emmanuel aza manampinampy ratsy ny Filoha Hajaina Rajoelina eo dia tokony ho tazoninao mafy President ny fanendrena ireo toerana ambiny fa tsy avela ho viravirain'ny hafa... suite
répondu par vitamatavy le 12/11/2009 18:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0305