refa tsy tafiditra eto fotsiny aloha dada defa zay no tanjon

1. terrywui ( 29/11/2009 21:02)
TSY MIDITRA ETO M/CAR DADA ... TSY TAFITA NY TOLON TIM EO AMIN MAGRO MANDROVITRA PATALOHA LAVA IO . DE IZAY NO ILAINA IZAY ....

FA REFA AVY NA HIALA SY MIPITSIKA ANY AZA IO RAJOELINA IO TSY OLANA FA AZO SOLOINA OLONA HAFA IO ...!! SAO MANTSY MISY MILAZA FA FANATIKA ANIO RAJOELINA IO NY TENANAY ....TSY IO MIHITSY NO TENA ILAINA FA I RAVALO NO ILAINA AZY ...! SATRIA LERY NOADVA TSARA HO ANDRAVALO .....
2. hery ( 29/11/2009 22:28)
Ary noheveriko fa hoe hampandroso an'i Madagasikara no tanjona :-)

Samy manana ny manahirana azy marina.
3. vitamatavy ( 30/11/2009 03:51)
ny hanataka an'i madagasikara hono e izay no malaza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.7583