valikafatra ho an'i DILOO ! sy ny TIM dondrona rehetra ato !

1. terrywui ( 17/11/2009 08:03)
O lety ry diloo le donto vendrana ty a! henoy tsara aho !

--tsy ny fahaizanlah miresaka sy "miseho mihaja" be ato ane ry donto no hoe aha tafa ny TIM e!

--raha tena mahay ny TIM lety ....angah tsy nisy taktika na teknika kely mba tsy nahazahoan'ny TGV an'io fitondrana io ???? miaramila mbola amin'analiny anie ry donto no mbola teo ampelatanan'i Dadanareo izy nanajavona iny e....
--tsy nanana hevitra mihitsy ve nareo sy ny dadanareo tamin'ireo miaramila sy zandary sy police aman'alina mbola teo antanany ireo nihazonanareo ny Fitondranareo tamin'izany ????? ka izao elah sy ny Ekipa donto nalaisany vao mivovoh eran'ny serasera eto laisany !!........ tsisy TIM miverina zany tsony eo ......NY AMBOA NO MIVERINA AMIN'NY LOANY ......KA RAHA TE HO ALIKA LAISANY DE MIVERENA .....


olona alika zany .....hin hin hin hin
novalian'i xxx ny 17/11/2009 12:00
2. swann ( 17/11/2009 08:23)
fa ahoana koa zany politisiana miseho mihaja be sy manampahaizana sy miseho mahay ato zany e! de raha nahay tokoa ary naninona tsy tafita mba nahazo toerana toerana tsaratsra kokoa fa nilevina ery ambany ery daholo ny toerana nisy ny TIM amin'io tetezamita io e????

-raha miseho anareo ho misy valeur nareo ve de ery anaty fotaka ery no ametrahanay anareo ??
--mba misia saina fa tsy entin'ny eboebo sy ny fireheka fotsiny e!!
--tsy tafavoaka tsony nareo fa miseho ho mpanambany olona loatra otran'ny dadanareo ihany !!!
3. xxx ( 17/11/2009 08:59)
terrywui:
olona alika zany .....hin hin hin hin
tsara rehefa mahatsapa tena ny tery inona vao masil tao indray moa?


4. terrywui ( 17/11/2009 11:47)
laisany TIM mihitsy ry vendrana no tena sans qualité ! misehoa raha tena lehilahy otranay TGV zao e! raha tena hiresaka de mivoaha ! sa sarimbavy TIM ? refa tsy sahy elaisany de ompa no omena anlaiasany .Mankanesa elaisany manao canal any angletera fa ny tetezan'i bekiraro ony zany efa rouillé ny any londres tsy itovy amin eto antananarivo mitsy fa vizanin'i zilibendozotranongana foana hianareo raha ny tsy hay no kitikitihana ...!
vendrana dondrona nefa be vava ny TIM ........ !!! tsy mahavoa raha tsy hanao zavatra vava fotsiny fa ny an''ny TGV action de vokatra mazava !!...............

zahay lety sahy a!!!! ary sahy na amin'inona na amin'inona ary zay no nahazahoanay Fitondrana teto an-tananareo !!! ny fahasahianay TGV .....
5. xxx ( 17/11/2009 12:00)
bofy anglisy sadasada tsy ambany tsy ambony toa ny lohalik'alika , miseho milay manambany olona nefa izy na faladihan'ny presidàn'ny bekirarao aza tsy mitovy aminy
kabary teny andotapenaka farany io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1122