Miseho be vava nefa izy mianakavy aza efa lasa tato daholo !
1. terrywui
(
17/11/2009 11:56)
AIZA E ? MIVOAHA RY TIM RAHA MBOLA HILALAO A ........
laisany TIM mihitsy ry vendrana donto no tena sans qualité ! misehoa raha tena lehilahy otranay TGV zao e! raha tena hiresaka de mivoaha,asehoy mazava toa ny an'ny TGV ny ps ! sa sarimbavyprrrr lisany TIM ato? refa tsy sahy elaisany de io ompa io no omena anlaisany ekipa TIM GTT vavikely kely aina ato reo...! Mankanesa elaisany manao canal any angletera fa ny tetezan'i bekiraro ony zany efa rouillé ny any londres tsy itovy amin eto antananarivo mitsy fa vizanin'i zilibendozotranongana foana hianareo raha ny tsy hay no kitikitihana,milaza fa manaiky i dalenina nefa rano raraka ny politika nalefany teo fa zilibenohoka ihany aloha ...!
vendrana dondrona nefa be vava ny TIM ........ !!! tsy mahavoa raha, tsy hanao zavatra, vava fotsiny fa ny an''ny TGV action de vokatra mazava !!...............vokatra mazava = Fitondrana an-tanana
zahay lety sahy a!!!! ary sahy na amin'inona na amin'inona ary zay no nahazahoanay Fitondrana teto an-tananareo !!! ny fahasahianay TGV .....
TGV FOREVER .....!

novalian'i bandikelly ny 18/11/2009 14:01
2. terrywui
(
17/11/2009 11:59)
Noho ireo mpitsoamponenana teny amin'ny bas quartier nankany londre dia simba ny tanànan'ny anglisy ?INONA NO VITAN'NY TIM HATRAMZAY 7TAONA ZAY ?, jereo ny tatatra , ny tetezan'ny bekiraro , ny ngilon'ny eneps
ny elakelatranon'ny isotry sy andranoman'alina na ny kiraron'ny balita nanitsaka taina'akoho aza nentiny any satria efa tsy nahita namana sy havana tao tananarivo intsony vokatry ny toetra ratsy sy ny fivavahana amin'ny maty " manompo sampy " loto misavovona ka na nandalo tany tananarivo aza tsy nisy nampiditra trano azy ny havan'i DADANAREO nefa dedaka ery nilaza mbà angisy hono izy hizara cadeaux nefa na ny cadeaux nentiny aza nolavin'ny vahoakan'antananrivo henatra ve hisy toa izany afa- tsy ilay tokana mpamosavy toa azy ihany
ny rahavaviny aza nilaza tamin'io anglisy zoridira io hoe tsy manana rahavavy azy intsony dia tsy zakan'ny sainy izany dia mivovoha toa ny A...li...KA. ao amin'ny forom berdel toa azy ao ihany ,,...HO VITA TSY HO ELA NY ANTOKO TIM RAHA IZANY ..............MIANDRY !

3. terrywui
(
17/11/2009 12:04)
ekany ozizy , ekany ozizy , ... efa manomboka mitambatra ny taolany ozizy fa ny fofon'ainy sisa ry zilibesolonja................tonga ny fahazavana nentinao ! fa mikorontana i angletera hatramzao? NOPOTEHINTY LAZAINA FA DADA ,DADA ITY ....!miseho milay manambony tena sy manambany ny hafa kanefa i zilibeany aza mbola misy saina noho izy?rarak'ivy lava dondrona lava ,ny aotrisy no akaikikaiky azy ny fahendreny , alefa any Angletera ny fofonainy ny farany ho atao autopsie .....hon hon hon hon ...
ny dondrona dia ny olona maka hevitra amin'ny maty alohan'ny hanaovany projet @ politika ! asan'ny maizina, osilahy be ...
tsy afaka hiaraka ny maizina sy ny mazava !!!

4. ANGILETERA
(
17/11/2009 12:13)
na ny havan'ny dada na ny havan'ny neny tsy misy mampiditra trano an'i zilibeabglisy te hidomine dia mihahaka fotsiny eny , ny maty ao ampasana ihany no mampandroso an trano azy
ao aminy indray tsy misy tafiditra ao ny fianakams sao manondrana i injenierandrivotra dia tsy ho zakan'ny lohany dia ho lasa adala eo

5. terrywui
(
17/11/2009 12:16)
vita elah zany ra-ex-MBS fa viva anglisy ny tenany ihany no zakandrivotra fa izy ao swazi ihany manamboatra lava nono .........!! akaiky kely ny fahazahoana fandresena TOTAL = 10ans = 5ansX2 ry TGV havana .......!!! ekany ozizy , ekany ozizy , ... efa manomboka mitambatra ny taolany ozizy fa ny fofon'ainy sisa ry zilibesolonja
tsy afaka hiaraka ny maizina sy ny mazava !!!
tsy afaka hiaraka ny maizina sy ny mazava !!!
6. xxx
(
17/11/2009 15:42)
vive TIM!raha nahay wa lisany vendrana b reo tokony tsy nandray TIM eo @ io tetezamita io fa ny tsy fahaizany lisany sans qualité d nanaiky ny hiaraka aminay ao, zao d efa vita ny baolina juin 2010 ra8: 61%, tgv: 0,25% mba manantena ny hitondra mafy nefa d indrisy any @ 3020 angamba!
vive TIM!
vive TIM!
8. bandikelly
(
18/11/2009 14:01)
Efa tafaverina @ fitondrana lesy ny TIM @zao a! omeo porofo za ra misy lainga io ry terrywui a!
omeo vola kely ndray alo i lilison sy sarlakely anala ireo TIM eo @ tetezamita @ zao!
hahaha